Wikipedia mgwiki https://mg.wikipedia.org/wiki/Wikipedia:Fandraisana MediaWiki 1.47.0-wmf.24 first-letter Rakitra Manokana Dinika Mpikambana Dinika amin'ny mpikambana Wikipedia Dinika amin'ny Wikipedia Sary Dinika amin'ny sary MediaWiki Dinika amin'ny MediaWiki Endrika Dinika amin'ny endrika Fanoroana Dinika amin'ny fanoroana Sokajy Dinika amin'ny sokajy TimedText TimedText talk Module Discussion module Event Event talk Wikipedia:Vaovao 4 6929 1152447 1152091 2026-10-23T09:01:54Z JianJi 36396 1152447 wikitext text/x-wiki <!-- Fitsipika momban'ny fanovana ny fizarana "VAOVAO" : 0. Aza kitihana ity zavatra ity. 1. Apetraho ny daty nitrangan'ilay vaovao. 2. Ataovy amin'ny soramahia ny zava-nitranga. 3. Vaovao izay erak'izao tontolo izao hapetraka. EO AMBANY EO NY VAOVAO NO HAPETRAKA Tena iangaviana mba tsy ho eo alohan'ny soratra hoe "Azontsika tsirairay atao ny mametraka vaovao tsy mitongilana, tsy fampielezankevitra ary tsy mandainga eto" no apetraka ny vaovao; fitsipiky ny Wikipedia ny tsy fahazoana manao ny ranty media sosialy toy ny Facebook sy X, instagram na Tik-Tok ho loharanom-baovao. Tsy azo fafàna mihitsy ity soratra miloko volondavenona ity --> ----------------- Azontsika tsirairay atao ny mametraka vaovao tsy mitongilana, tsy fampielezankevitra ary tsy mandainga eto [[File:Hotel de ville de Limoges 18 octobre 2026 011 (cropped).jpg|thumb|Hotel de ville de Limoges 18 octobre 2026 011 (cropped)]] * [[21 Oktobra|21 oktobra]] [[2026]] - PHP2Shell na CVE-2026-109618 sy CVE-2026-109619, ireo lesoka tsikaritra tamin'ny arofenitra ara-pandrafetana PHP (anjotra) ka tsy maintsy mikojakoja sy manavao kinova izay mpiantraikitra ny tranonkala mba tsy harefo manoloana ny fanafihan'ny mpisovoka. * '''[[17 Oktobra|17 oktobra]] [[2026]]''' - May nisy nandoro nandritra ny fihetsiketsehan'ny mpianatra ny Lapan'ny Tanànan'i Limoges (Sary). * '''[[12 Oktobra|12 oktobra]] [[2026]]''' - Lokan'ny Bankin'i Soeda ho fahatsiarovana an'i [[Alfred Nobel]] nomena an'i '''[[Michael Woodford]]''' sy '''[[Robert Hall]]'''. * ny '''[[4 Oktobra|4 oktobra]] [[2026]] ka hatramin'ny [[9 Oktobra|9 oktobra]] [[2026]]''' nanomezana ireto '''[[loka Nobel]]''' ireto : ** Fandriampahalemana ho an'i '''[[Navanethem Pillay]]'''; ** Literatiora ho an'i '''[[Anne Carson]]''' ; ** Simia ho an'i '''[[Henri Kagan]]''' sy '''[[Kensō Soai]]''' ; ** Fizika ho an'i '''[[Francis Halzen]]''' ; ** Fitsaboana ho an'i '''[[Karl Deisseroth]]''', '''[[Peter Hegemann]]''' ary '''[[Georg Nagel]]'''. Indreto kosa ny tahiry: '''[[Wikipedia:Vaovao/2026/Jolay-septambra 2026|Jolay-septambra 2026]] * [[Wikipedia:Vaovao/2026/Mey 2026|Mey 2026]] * [[Wikipedia:Vaovao/2026/Avrily 2026|Avrily 2026]] * [[Wikipedia:Vaovao/2026/Marsa 2026|Marsa 2026]] * [[Wikipedia:Vaovao/2026|Tahiry 2026]] * [[Wikipedia:Vaovao/Febroary 2026 sy taloha|Teo aloha]]''' <noinclude> == Loharano == {{reflist}} s896z7fk19i7uwzb9mnrwh0lmniz72b 1152448 1152447 2026-10-23T09:03:08Z JianJi 36396 1152448 wikitext text/x-wiki <!-- Fitsipika momban'ny fanovana ny fizarana "VAOVAO" : 0. Aza kitihana ity zavatra ity. 1. Apetraho ny daty nitrangan'ilay vaovao. 2. Ataovy amin'ny soramahia ny zava-nitranga. 3. Vaovao izay erak'izao tontolo izao hapetraka. EO AMBANY EO NY VAOVAO NO HAPETRAKA Tena iangaviana mba tsy ho eo alohan'ny soratra hoe "Azontsika tsirairay atao ny mametraka vaovao tsy mitongilana, tsy fampielezankevitra ary tsy mandainga eto" no apetraka ny vaovao; fitsipiky ny Wikipedia ny tsy fahazoana manao ny ranty media sosialy toy ny Facebook sy X, instagram na Tik-Tok ho loharanom-baovao. Tsy azo fafàna mihitsy ity soratra miloko volondavenona ity --> ----------------- Azontsika tsirairay atao ny mametraka vaovao tsy mitongilana, tsy fampielezankevitra ary tsy mandainga eto [[File:Hotel de ville de Limoges 18 octobre 2026 011 (cropped).jpg|thumb|Hotel de ville de Limoges 18 octobre 2026 011 (cropped)]] * [[21 Oktobra|21 oktobra]] [[2026]] - PHP2Shell na CVE-2026-109618 sy CVE-2026-109619, ireo lesoka tsikaritra tamin'ny arofenitra ara-pandrafetana PHP (anjotra) ka tsy maintsy mikojakoja sy manavao kinova izay mpiandraikitra ny tranonkala mba tsy harefo manoloana ny fanafihan'ny mpisovoka. * '''[[17 Oktobra|17 oktobra]] [[2026]]''' - May nisy nandoro nandritra ny fihetsiketsehan'ny mpianatra ny Lapan'ny Tanànan'i Limoges (Sary). * '''[[12 Oktobra|12 oktobra]] [[2026]]''' - Lokan'ny Bankin'i Soeda ho fahatsiarovana an'i [[Alfred Nobel]] nomena an'i '''[[Michael Woodford]]''' sy '''[[Robert Hall]]'''. * ny '''[[4 Oktobra|4 oktobra]] [[2026]] ka hatramin'ny [[9 Oktobra|9 oktobra]] [[2026]]''' nanomezana ireto '''[[loka Nobel]]''' ireto : ** Fandriampahalemana ho an'i '''[[Navanethem Pillay]]'''; ** Literatiora ho an'i '''[[Anne Carson]]''' ; ** Simia ho an'i '''[[Henri Kagan]]''' sy '''[[Kensō Soai]]''' ; ** Fizika ho an'i '''[[Francis Halzen]]''' ; ** Fitsaboana ho an'i '''[[Karl Deisseroth]]''', '''[[Peter Hegemann]]''' ary '''[[Georg Nagel]]'''. Indreto kosa ny tahiry: '''[[Wikipedia:Vaovao/2026/Jolay-septambra 2026|Jolay-septambra 2026]] * [[Wikipedia:Vaovao/2026/Mey 2026|Mey 2026]] * [[Wikipedia:Vaovao/2026/Avrily 2026|Avrily 2026]] * [[Wikipedia:Vaovao/2026/Marsa 2026|Marsa 2026]] * [[Wikipedia:Vaovao/2026|Tahiry 2026]] * [[Wikipedia:Vaovao/Febroary 2026 sy taloha|Teo aloha]]''' <noinclude> == Loharano == {{reflist}} lygbmy67tvcf7zbwkpaltbsvetnu5me Barra de Santo Antônio 0 97014 1152441 953485 2026-10-23T03:55:52Z ~2026-53342-25 41238 1152441 wikitext text/x-wiki {{coord|-9.404720|-35.507220}} {{infobox tanàna |anarana =Barra de Santo Antônio |velarantany = 137,97 |haavo = |isam-ponina = 16.201 |firenena ={{BRA}} |fanjakana = [[Alagoas]] |ben'ny tanàna = |sary =Jangadeiros (12078304556).jpg |saina =Bandeira de Barra de Santo Antônio.png }} [[File:Alagoas Municip BarradeSantoAntonio.svg|thumb|leftBarra de Santo Antonio]] I '''Barra de Santo Antônio''' dia kaominina ao [[Brazila]], ao amin'i {{Alagoas}}, ao amin'i [[Leste Alagoano]], [[Zana-paritan'i Maceió|Maceió]]. ==Jeografia== Ny velarantanin'ilay tanàna dia 137.97 kilometatra toradroa. Ny isam-ponina dia 16.201 tamin'ny taona 2021 {{commonscat}} [[sokajy:Tanàna ao Alagoas]] d1fbpy9qcjp24mb64fe3778x0djag12 1152442 1152441 2026-10-23T03:56:17Z ~2026-53342-25 41238 1152442 wikitext text/x-wiki {{coord|-9.404720|-35.507220}} {{infobox tanàna |anarana =Barra de Santo Antônio |velarantany = 137,97 |haavo = |isam-ponina = 16.201 |firenena ={{BRA}} |fanjakana = [[Alagoas]] |ben'ny tanàna = |sary =Jangadeiros (12078304556).jpg |saina =Bandeira de Barra de Santo Antônio.png }} [[File:Alagoas Municip BarradeSantoAntonio.svg|thumb|left|Barra de Santo Antonio]] I '''Barra de Santo Antônio''' dia kaominina ao [[Brazila]], ao amin'i {{Alagoas}}, ao amin'i [[Leste Alagoano]], [[Zana-paritan'i Maceió|Maceió]]. ==Jeografia== Ny velarantanin'ilay tanàna dia 137.97 kilometatra toradroa. Ny isam-ponina dia 16.201 tamin'ny taona 2021 {{commonscat}} [[sokajy:Tanàna ao Alagoas]] frkyuqrvockdivig513cjlfsc0d6p73 Alagoas 0 163266 1152438 1069223 2026-10-23T03:31:23Z ~2026-53342-25 41238 1152438 wikitext text/x-wiki {{coord|09|39|S|36|41|W}} {{infobox tanàna |anarana=Alagoas |sary=Bandeira_de_Alagoas.svg |saina=Brasão do Estado de Alagoas.svg |velarantany= 27848 |isam-ponina= 3.127.511 |governadora= |fanjakana = [[Alagoas]] |firenena={{BRA}} }} [[Sary:Alagoas MesoMicroMunicip.svg|200px|thumb|left|Alagoas]] '''Alagoas''' dia fanjakana federaly mizaka tena [[Brezila|brazilia]]nina eo amin'ny faritr'i Nordeste. [[Maceió]] no renivohiny. Manana velaran-tany 27.848,14 km² i Alagoas, lehibe kokoa noho i [[Faritra Sava|Sava]] (25.518 km²) na [[Faritra Ihorombe|Ihorombe]] (26.391 km²), ary nanana mponina 3.127.511 tamin'ny taona 2022. == Jeografia == Any amin'ny faritra avaratra no misy azy ary ao anatin'ny sisin-tanin'i [[Pernambuco]] (Avaratra), [[Sergipe]] (Atsimo), [[Bahia]] (Andrefana)) ary ny Oseana [[Atlantika]] (Atsinanana). Mizara ho kaominina 102 ity fanjakana ity. ==Jereo Koa== *[[Lisitry ny faritany ao Brazile]] {{commonscat}} [[Sokajy:Faritany mizaka-tena ao Brazila]] [[Sokajy:Alagoas]] 88ordpqeotbc1oc8bfn01b1izhygazd 1152439 1152438 2026-10-23T03:38:50Z ~2026-53342-25 41238 1152439 wikitext text/x-wiki {{coord|09|39|S|36|41|W}} {{infobox tanàna |anarana=Alagoas |sary=Bandeira_de_Alagoas.svg |saina=Brasão do Estado de Alagoas.svg |velarantany= 27848 |isam-ponina= 3.127.511 |governadora= |fanjakana = [[Alagoas]] |firenena={{BRA}} }} [[Sary:Alagoas MesoMicroMunicip.svg|200px|thumb|left|Alagoas]] '''Alagoas''' dia fanjakana federaly mizaka tena [[Brezila|brazilia]]nina eo amin'ny faritr'i Nordeste. [[Maceió]] no renivohiny. Manana velaran-tany 27.848,14 km² i Alagoas, lehibe kokoa noho i [[Faritra Sava|Sava]] (25.518 km²) na [[Faritra Ihorombe|Ihorombe]] (26.391 km²), ary nanana mponina 3.127.511 tamin'ny taona 2022. == Jeografia == Any amin'ny faritra avaratra no misy azy ary ao anatin'ny sisin-tanin'i [[Pernambuco]] (Avaratra), [[Sergipe]] (Atsimo), [[Bahia]] (Andrefana)) ary ny Oseana [[Atlantika]] (Atsinanana). Mizara ho kaominina 102 ity fanjakana ity. == Toekarena == Anisan'ireo vokatra fambolena lehibe ambolena ao amin'ny fanjakana ny [[mananasy]], [[voanio]], [[fary]], [[tsaramaso]], [[paraky]], [[mangahazo, [[landihazo]], vary ary [[katsaka]]. Alagoas no mpamokatra fary lehibe indrindra any avaratra atsinanan'i {{Brazila}} ary iray amin'ireo mpamokatra [[siramamy]] lehibe indrindra eran-tany. Misongadina amin'ny fiompiana biby fiompy ny akoho amam-borona, [[soavaly]], [[omby]], ombidia, [[osy]], [[ondry]] ary [[kisoa]]. Manana tahirin-karena mineraly sira vato ihany koa ny fanjakana. Alagoas no mpamokatra [[etona]] voajanahary lehibe indrindra any Brezila , ankoatra ny [[solika]] voalaza etsy ambony. Tamin'ny taona 2018, nanana harin-karena faobe indostrialy €1 lavitrisa i Alagoas, mitovy amin'ny 0.4% amin'ny indostria nasionaly ary mampiasa mpiasa 92.723 amin'io indostria io. ==Jereo Koa== *[[Lisitry ny faritany ao Brazile]] {{commonscat}} [[Sokajy:Faritany mizaka-tena ao Brazila]] [[Sokajy:Alagoas]] py67q6igp98f8cgf75ueyxlv9lo483b 1152440 1152439 2026-10-23T03:39:32Z ~2026-53342-25 41238 [[mangahazo]], 1152440 wikitext text/x-wiki {{coord|09|39|S|36|41|W}} {{infobox tanàna |anarana=Alagoas |sary=Bandeira_de_Alagoas.svg |saina=Brasão do Estado de Alagoas.svg |velarantany= 27848 |isam-ponina= 3.127.511 |governadora= |fanjakana = [[Alagoas]] |firenena={{BRA}} }} [[Sary:Alagoas MesoMicroMunicip.svg|200px|thumb|left|Alagoas]] '''Alagoas''' dia fanjakana federaly mizaka tena [[Brezila|brazilia]]nina eo amin'ny faritr'i Nordeste. [[Maceió]] no renivohiny. Manana velaran-tany 27.848,14 km² i Alagoas, lehibe kokoa noho i [[Faritra Sava|Sava]] (25.518 km²) na [[Faritra Ihorombe|Ihorombe]] (26.391 km²), ary nanana mponina 3.127.511 tamin'ny taona 2022. == Jeografia == Any amin'ny faritra avaratra no misy azy ary ao anatin'ny sisin-tanin'i [[Pernambuco]] (Avaratra), [[Sergipe]] (Atsimo), [[Bahia]] (Andrefana)) ary ny Oseana [[Atlantika]] (Atsinanana). Mizara ho kaominina 102 ity fanjakana ity. == Toekarena == Anisan'ireo vokatra fambolena lehibe ambolena ao amin'ny fanjakana ny [[mananasy]], [[voanio]], [[fary]], [[tsaramaso]], [[paraky]], [[mangahazo]], [[landihazo]], vary ary [[katsaka]]. Alagoas no mpamokatra fary lehibe indrindra any avaratra atsinanan'i {{Brazila}} ary iray amin'ireo mpamokatra [[siramamy]] lehibe indrindra eran-tany. Misongadina amin'ny fiompiana biby fiompy ny akoho amam-borona, [[soavaly]], [[omby]], ombidia, [[osy]], [[ondry]] ary [[kisoa]]. Manana tahirin-karena mineraly sira vato ihany koa ny fanjakana. Alagoas no mpamokatra [[etona]] voajanahary lehibe indrindra any Brezila , ankoatra ny [[solika]] voalaza etsy ambony. Tamin'ny taona 2018, nanana harin-karena faobe indostrialy €1 lavitrisa i Alagoas, mitovy amin'ny 0.4% amin'ny indostria nasionaly ary mampiasa mpiasa 92.723 amin'io indostria io. ==Jereo Koa== *[[Lisitry ny faritany ao Brazile]] {{commonscat}} [[Sokajy:Faritany mizaka-tena ao Brazila]] [[Sokajy:Alagoas]] qlnlaytc01oh7y0feb7jzk5tpinjxos Angela Merkel 0 198661 1152450 1143944 2026-10-23T09:35:42Z ~2026-53342-25 41238 1152450 wikitext text/x-wiki {{infobox olona |sary= Angela Merkel 2013 (cropped).jpg |anarana=Angela Merkel |teraka=17 Jolay 1954 |maty= |firenena= {{Alemaina}} |mpiaraka= |asa= * [[mpanao politika]] * [[mpahay fizika]] |taona niasàna= }} '''Angela Merkel''' dia mpanao politika alemana, mpahay fizika teraka ny 17 Jolay 1954 tao [[Hamburg]]. Izy no [[Praiminisitra|praiminisitry]] (''Chancelier'') an'ny Repoblika Federalin'i {{Alemaina}} nanomboka ny 22 Novambra 2005 ka hatramin'ny 8 Desambra 2021. == Praiminisitry' ny Alemaina == {|border="1" align="center" style="border: 10px solid #0; background-color:#FFFFFF" |-align="center" bgcolor="DDEEFF" !nodimbiasany ![[Sary:Flag_of_Germany.svg|40px]] Praiminisitry ny' [[Alemaina]] faha-08 !mpandimby |-align="center" | [[Gerhard Schröder]]<br/> 1998-2005 <br/> || [[Angela Merkel]]<br/> 2005-2021 || [[Olaf Scholz]]<br/> 2021-2025 |-bgcolor="#DDEEFF" |- |} ==Ny fiainany manokana== I Horst Kasner no rainy. Ny vadiny dia Joachim Sauer, Ulrich Merkel. == Jereo koa == {{commonscat}} {{DEFAULTSORT:Merkel, Angela}} [[sokajy:Mpanao politika alemana]] [[sokajy:mpahay fizika alemana]] [[sokajy:Teraka tamin'ny taona 1954]] [[Sokajy:Praiminisitry alemana]] [[Sokajy:CDU]] 18puykqt9ifkxgolj4lrtyx2kyr8gy0 Faritra Ihorombe 0 278570 1152443 1126666 2026-10-23T04:15:14Z ~2026-53342-25 41238 1152443 wikitext text/x-wiki {{infobox Faritra | firenena = {{Madagasikara}} | renivohi-paritra =[[Ihosy]] | distrika = 3 | ben'ny tanàna = | isam-ponina = 418520 | velarantany = 26391 | faritany = [[Faritanin' i Fianarantsoa|Fianarantsoa]] | laharam-pehintany = ----- | laharan-jarahasina = ----- | sary =Ihorombe.png }} [[Sary:Madagascar - Ihorombe region locator map.png|vignette]] Ny '''Faritra Ihorombe''' dia iray amin' ireo [[Faritra eto Madagasikara|faritra]] 23 eto [[Madagasikara]], ao amin'ny [[Faritanin' i Fianarantsoa]] no misy azy, ao atsimon' ny Nosy. [[Ihosy]] no renivohiny. Manana velarana de 26 391 <abbr>km<sup>2</sup></abbr> io faritra io. Ao amin' ny Faritra Ihorombe no misy ny tangoron-tendrombohitr' i Isalo. Midadasika ao koa ny Lembalemban' Ihorombe ao andrefana. Ny tapany atsimon' ny tangoron-tendrombohitra Andringitra koa dia ao anatin' ny tanin' Ihorombe. [[File:Rn7 vers Ihosy.jpg|thumb|Rn7 vers Ihosy]] == Distrika sy kaominina == === Distrika === Indreto ireo distrika telo ao amin' ny Fartra Ihorombe: * [[Distrikan' Iakora]] * [[Distrikan' Ihosy]] * [[Distrikan' Ivohibe]] === Kaominina === Indreto ny kaominina isaky ny distrika ao amin' ny Fartra Ihorombe: ==== Kaominina ao amin' ny Distrikan' Iakora ==== * [[Begogo]] * [[Iakora]] * [[Ranotsara Avaratra|Ranotsara Nord]] ==== Kaominina ao amin' ny Distrikan' Ihosy ==== * [[Ambatolahy (Ihosy)|Ambatolahy]] * [[Ambia (Ihosy)|Ambia]] * [[Analaliry]] * [[Analavoka]] * [[Andiolava]] * [[Ankily]] * [[Ihosy]] * [[Ilakaka]] * [[Irina]] * [[Mahasoa]] * [[Menamaty Iloto]] * [[Ranohira]] * [[Sahambano]] * [[Sakalalina]] * [[Satrokala]] * [[Soamatasy]] * [[Zazafotsy]] ==== Kaominina ao amin' ny Distrikan' Ivohibe ==== * [[Antambohobe]] * [[Ivohibe]] * [[Ivongo]] * [[Maropaika]] ==Valan-javaboarim-pirenena== * [[Valan-javaboarim-pirenena Isalo]] == Jereo koa == '''Faritany sy faritra eto Madagasikara''': * [[Faritanin' Antananarivo]] ([[Faritra Itasy]] - [[Faritra Analamanga|Analamanga]] - [[Faritra Bongolava|Bongolava]] - [[Faritra Vakinankaratra|Vakinankaratra]]) * [[Faritanin' Antsiranana]] ([[Faritra Diana]] - [[Faritra Sava|Sava]]) * [[Faritanin' i Fianarantsoa]] ([[Faritra Atsimo-Atsinanana]] - [[Faritra Amoron' i Mania|Amoron' i Mania]] - [[Faritra Ihorombe|Ihorombe]] - [[Faritra Matsiatra Ambony|Matsiatra Ambony]] - [[Faritra Vatovavy|Vatovavy]] - [[Faritra Fitovinany|Fitovinany]]) * [[Faritanin' i Mahajanga]] ([[Faritra Boeny]] - [[Faritra Betsiboka|Betsiboka]] - [[Faritra Melaky|Melaky]] - [[Faritra Sofia|Sofia]]) * [[Faritanin' i Toamasina]] ([[Faritra Alaotra-Mangoro]] - [[Faritra Analanjirofo|Analanjirofo]] - [[Faritra Atsinanana|Atsinanana]]) * [[Faritanin' i Toliara]] ([[Faritra Atsimo-Andrefana]] - [[Faritra Anosy|Anosy]] - [[Faritra Androy|Androy]] - [[Faritra Menabe|Menabe]]) == Rohy ivelany == '''Lahatsoratra samihafa''' * "[https://www.pseau.org/outils/ouvrages/mg_mef_monographie-region-ihorombe_2014.pdf Monographie Région Ihorombe]" (PDF), ''www.pseau.org'' * "[https://www.cairn.info/revue-mondes-en-developpement-2008-1-page-29.htm Communes et régions à Madagascar, De nouveaux acteurs dans la gestion locale de l'environnement]", ''cairn.info'' * "[https://library.fes.de/pdf-files/bueros/madagaskar/15144.pdf Lois annotées sur la décentralisation]", ''fes.de'' * "[https://midi-madagasikara.mg/maroantsetra-mananara-la-creation-de-la-24eme-region-adoptee-en-conseil-des-ministres/ Maroantsetra – Mananara : La création de la 24ème région adoptée en Conseil des ministres] {{Wayback|url=https://midi-madagasikara.mg/maroantsetra-mananara-la-creation-de-la-24eme-region-adoptee-en-conseil-des-ministres/ |date=20230614174622 }}", ''midi-madagasikara.mg'' * "[https://www.madagascar-tribune.com/Gouverneur-de-region-du-provisoire-permanent.html Gouverneur de région : du provisoire permanent] {{Wayback|url=https://www.madagascar-tribune.com/Gouverneur-de-region-du-provisoire-permanent.html |date=20230630084338 }}", ''madagascar-tribune.com'' '''Didy aman-dalàna''' * "[https://faolex.fao.org/docs/pdf/mad142823.pdf Loi n°2004-001 relative aux Régions]" (pdf), faolex.fao.org * "[https://www.ceni-madagascar.mg/wp-content/uploads/2016/05/Loi_2014_020.pdf Loi n°2014-020 du 27 septembre 2014 Relative aux ressources des Collectivités territoriales décentralisées, aux modalités d’élections, ainsi qu’à l’organisation, au fonctionnement et aux attributions de leurs organes] {{Wayback|url=https://www.ceni-madagascar.mg/wp-content/uploads/2016/05/Loi_2014_020.pdf |date=20221211214148 }}.", ''ceni-madagascar.mg'' * "[https://www.dgfag.mg/wp-content/uploads/2021/04/Loi_organique_2014-018_regissant_les_competences_des_CTD.pdf Loi organique n° 2014-018 du 12 septembre 2014 régissant les compétences, les modalités d’organisation et de fonctionnement des Collectivités territoriales décentralisées, ainsi que celles de la gestion de leurs propres affaires] {{Wayback|url=https://www.dgfag.mg/wp-content/uploads/2021/04/Loi_organique_2014-018_regissant_les_competences_des_CTD.pdf |date=20230630083602 }}.", ''dgfag.mg'' * "[http://www.droit-afrique.com/upload/doc/madagascar/Madagascar-Loi-2014-21-representation-Etat-collectivites-territoriales.pdf Loi n°2014-021 relative à la représentation de l’Etat] {{Wayback|url=http://www.droit-afrique.com/upload/doc/madagascar/Madagascar-Loi-2014-21-representation-Etat-collectivites-territoriales.pdf |date=20240305050620 }}" (pdf), ''droit-afrique.com'' * "[https://www.ceni-madagascar.mg/wp-content/uploads/2016/05/Loi_2015-_002.pdf Loi n°2015-002 complétant l’annexe n°01 de la loi n° 2014-020 du 27 septembre 2014 relative aux ressources des Collectivités territoriales décentralisées, aux modalités d’élections, ainsi qu’à l’organisation, au fonctionnement et aux attributions de leurs organes] {{Wayback|url=https://www.ceni-madagascar.mg/wp-content/uploads/2016/05/Loi_2015-_002.pdf |date=20211111073005 }}.", ''ceni-madagascar.mg'' * "[https://www.assemblee-nationale.mg/wp-content/uploads/2021/07/LOI-n%C2%B02021-012-CTD.pdf Loi n° 2021-012 modifiant l’annexe n° 01 de la Loi n° 2014-020 du 27 septembre 2014, modifiée et complétée par la Loi n° 2018-011 du 11 juillet 2018, relative aux ressources des Collectivités Territoriales Décentralisées, aux modalités d’élections, ainsi qu’à l’organisation, au fonctionnement et aux attributions de leurs organes]" (pdf), ''assemblee-nationale.mg'' {{Ihorombe}} {{Faritr'i Madagasikara}} [[Sokajy:Faritra Ihorombe]] [[Sokajy:Faritr'i Madagasikara]] {{commonscat|Ihorombe}} rzdw9m241opjsloesv5dvp8bsdxmb1w Friedrich Merz 0 292322 1152449 1144921 2026-10-23T09:34:10Z ~2026-53342-25 41238 1152449 wikitext text/x-wiki [[File:2025-02-23 Bundestagswahl – Wahlabend CDU by Sandro Halank–084.jpg|thumb|Friedrich Merz (2025)]] '''Joachim-Friedrich Martin Josef Merz''' dia mpanao politika alemà mizaka ny zom-pirenen'i {{Alemaina}} teraka ny 11 Novambra 1955 tao [[Brilon]], [[Alemaina]]. Izy no [[praiminisitra]] fahafolo an'ny Repoblika Federalin'i Alemaina nanomboka ny 6 Mey 2025. == Praiminisitr' Alemaina == {|border="1" align="center" style="border: 10px solid #0; background-color:#FFFFFF" |-align="center" bgcolor="DDEEFF" !nodimbiasany ![[Sary:Flag_of_Germany.svg|40px]] Praiminisitr' [[Alemaina]] faha-10 !mpandimby |-align="center" | [[Olaf Scholz]]<br/> 2021-2025 || [[Friedrich Merz]]<br/> 2025- || <br/> |-bgcolor="#DDEEFF" |- |} Antoko politika: [[CDU]] (Demokratika Kristiana) {{DEFAULTSORT:Merz, Friedrich}} [[sokajy:Mpanao politika alemana|Merz]] [[sokajy:Teraka tamin'ny taona 1955]] [[Sokajy:Praiminisitry alemana|Merz]] [[Sokajy:Solombavambahoaka eoropeana alemà]] [[sokajy:CDU]] bo1xzpy9rnn4hpi6vn7meygy7kau50d Dypsis 0 295447 1152437 1152427 2026-10-22T18:31:00Z Thelezifor 15140 Nanitsy hadisoam-pitendrena 1152437 wikitext text/x-wiki [[Sary:Dypsis mananjarensis 01.jpg|vignette|''[[Dypsis mananjarensis]]'']] Ny '''''Dypsis''''' dia vondron-karazana ao amin' ny fianakaviana ''[[Arecaceae]]'', ahitana karazana mihoatra ny 160 teratany ao [[Tanzania]], ao amin' ny [[Tamba-nosin' i Kômôro|Vondronosy Kômôro]], ary indrindra eto [[Madagasikara]]. ''Dypsis'' <small>Noronha ex Mart.</small> no anarany ara-tsiansa febno. Maro ny teny mitovy hevitra nampiasain' ny bôtanista hanondroana io vondron-karazana io: * ''Drypsis'' <small>Duch.</small> * ''Phloga'' <small>Noronha ex Hook.f.</small> * ''Dypsidium'' <small>Baill</small>. * ''Haplodypsis'' <small>Baill</small>. * ''Haplophloga'' <small>Baill</small>. * ''Neophloga'' <small>Baill</small>. * ''Trichodypsis'' <small>Baill</small>. * ''Adelodypsis'' <small>Becc</small>. == Fanasokajiana == * zana-pianakaviana ''Arecoideae'' ** foko ''Areceae'' *** zana-poko ''[[Dypsidinae]]'' Iray zana-poko amin' ireto vondron-karazana manaraka ireto ity vondron-karazana ity: ''[[Chrysalidocarpus]]'', ''[[Vonitra]]'', ''[[Lemurophoenix]]'', ''[[Marojejya]]'' ary ''[[Masoala (vondron-javamaniry)|Masoala]]''. == Lisitry ny karazana == Hatramin' ny volana Febroary 2026, ny ''[[Plants of the World Online]]'' dia manaiky ireo karazana 107 manaraka ireto: * ''Dypsis acaulis'' J.Dransf. * ''Dypsis ambilaensis'' J.Dransf. * ''Dypsis andapae'' Beentje * ''Dypsis andilamenensis'' Rakotoarin. & J.Dransf. * ''Dypsis angusta'' Jum. * ''Dypsis angustifolia'' (H.Perrier) Beentje & J.Dransf. * ''Dypsis anjae'' Rakotoarin. & J.Dransf. * ''Dypsis aquatilis'' Beentje * ''Dypsis aurantiaca'' Eiserhardt & Rakotoarin. * ''Dypsis beentjei'' J.Dransf. * ''Dypsis bernieriana'' (Baill.) Beentje & J.Dransf. * ''Dypsis betamponensis'' (Jum.) Beentje & J.Dransf. * ''Dypsis betsimisarakae'' Rakotoarin. & J.Dransf. * ''Dypsis boiviniana'' Baill. * ''Dypsis bonsai'' Beentje * ''Dypsis bosseri'' J.Dransf. * ''Dypsis brevicaulis'' (Guillaumet) Beentje & J.Dransf. * ''Dypsis brittiana'' Rakotoarin. * ''Dypsis catatiana'' (Baill.) Beentje & J.Dransf. * ''Dypsis caudata'' Beentje * ''Dypsis commersoniana'' (Baill.) Beentje & J.Dransf. * ''Dypsis concinna'' Baker * ''Dypsis confusa'' Beentje * ''Dypsis cookei'' J.Dransf. * ''Dypsis coriacea'' Beentje * ''Dypsis corniculata'' (Becc.) Beentje & J.Dransf. * ''Dypsis coursii'' Beentje * ''Dypsis culminis'' Rakotoarin. & J.Dransf. * ''Dypsis curtisii'' Baker * ''Dypsis delicatula'' Britt & J.Dransf. * ''Dypsis digitata'' (Becc.) Beentje & J.Dransf. * ''Dypsis dracaenoides'' Rakotoarin. & J.Dransf. * ''Dypsis elegans'' Beentje * ''Dypsis eriostachys'' J.Dransf. * ''Dypsis faneva'' Beentje * ''Dypsis fanjana'' Beentje * ''Dypsis fasciculata'' Jum. * ''Dypsis forficifolia'' Noronha ex Mart. * ''Dypsis furcata'' J.Dransf. * ''Dypsis gautieri'' Rakotoarin. & J.Dransf. * ''Dypsis glabrescens'' (Becc.) Becc. * ''Dypsis gronophyllum'' Rakotoarin. & J.Dransf. * ''Dypsis henrici'' J.Dransf., Beentje & Govaerts * ''Dypsis heterophylla'' Baker * ''Dypsis hiarakae'' Beentje * ''Dypsis hildebrandtii'' (Baill.) Becc. * ''Dypsis humbertii'' H.Perrier * ''Dypsis humilis'' M.S.Trudgen, Rakotoarin. & W.J.Baker * ''Dypsis integra'' (Jum.) Beentje & J.Dransf. * ''Dypsis intermedia'' Beentje * ''Dypsis interrupta'' J.Dransf. * ''Dypsis jeremiei'' Rakotoarin. & J.Dransf. * ''Dypsis jumelleana'' Beentje & J.Dransf. * ''Dypsis laevis'' J.Dransf. * ''Dypsis lantzeana'' Baill. * ''Dypsis lanuginosa'' J.Dransf. * ''Dypsis lilacina'' J.Dransf. & Rakotoarin. * ''Dypsis linearis'' Jum. * ''Dypsis lokohoensis'' J.Dransf. * ''Dypsis louvelii'' Jum. & H.Perrier * ''Dypsis lucens'' (Jum.) Beentje & J.Dransf. * ''Dypsis lutea'' (Jum.) Beentje & J.Dransf. * ''Dypsis mahia'' Beentje * ''Dypsis makirae'' Rakotoarin. & Britt * ''Dypsis mangorensis'' (Jum.) Beentje & J.Dransf. * ''Dypsis marojejyi'' Beentje * ''Dypsis mcdonaldiana'' Beentje * ''Dypsis metallica'' Rakotoarin. & J.Dransf. * ''Dypsis minuta'' Beentje * ''Dypsis mirabilis'' J.Dransf. * ''Dypsis mocquerysiana'' (Becc.) Becc. * ''Dypsis monostachya'' Jum. * ''Dypsis montana'' (Jum.) Beentje & J.Dransf. * ''Dypsis nodifera'' Mart. * ''Dypsis occidentalis'' (Jum.) Beentje & J.Dransf. * ''Dypsis pachyramea'' J.Dransf. * ''Dypsis paludosa'' J.Dransf. * ''Dypsis pervillei'' (Baill.) Beentje & J.Dransf. * ''Dypsis pinnatifrons'' Mart. * ''Dypsis plurisecta'' Jum. * ''Dypsis poivreana'' (Baill.) Beentje & J.Dransf. * ''Dypsis procera'' Jum. * ''Dypsis procumbens'' (Jum. & H.Perrier) J.Dransf., Beentje & Govaerts * ''Dypsis pulchella'' J.Dransf. * ''Dypsis pustulata'' J.Dransf. & Rakotoarin. * ''Dypsis rakotonasoloi'' Rakotoarin. * ''Dypsis ramentacea'' J.Dransf. * ''Dypsis reflexa'' Rakotoarin. & J.Dransf. * ''Dypsis remotiflora'' J.Dransf. * ''Dypsis rivularis'' (Jum. & H.Perrier) Beentje & J.Dransf. * ''Dypsis rosea'' J.Dransf., Hodel & Marcus * ''Dypsis sahanofensis'' (Jum. & H.Perrier) Beentje & J.Dransf. * ''Dypsis sancta'' Rakotoarin. & J.Dransf. * ''Dypsis scandens'' J.Dransf. * ''Dypsis schatzii'' Beentje * ''Dypsis scottiana'' (Becc.) Beentje & J.Dransf. * ''Dypsis simianensis'' (Jum.) Beentje & J.Dransf. * ''Dypsis singularis'' Beentje * ''Dypsis soanieranae'' Beentje * ''Dypsis spicata'' J.Dransf. * ''Dypsis subacaulis'' J.Dransf. & Rakotoarin. * ''Dypsis tenuissima'' Beentje * ''Dypsis thermarum'' J.Dransf. * ''Dypsis thiryana'' (Becc.) Beentje & J.Dransf. * ''Dypsis trapezoidea'' J.Dransf. * ''Dypsis turkii'' J.Dransf. * ''Dypsis viridis'' Jum. === Karazana nafindra ao amin' ny ''Chrysalidocarpus'' === Indreto ny karazana nafindra ao amin' ny ''[[Chrysalidocarpus]]'': * ''Chrysalidocarpus ambanjae'' <small>(Beentje) Eiserhardt & W.J.Baker</small> (← ''Dypsis ambanjae'' Beentje) * ''Chrysalidocarpus ambositrae'' (Beentje) Eiserhardt & W.J.Baker (''← Dypsis ambositrae'' Beentje) * ''Chrysalidocarpus andrianatonga'' (Beentje) Eiserhardt & W.J.Baker (''← Dypsis andrianatonga'' Beentje) * ''Chrysalidocarpus ankirindro'' (W.J.Baker, Rakotoarin. & M.S.Trudgen) Eiserhardt & W.J.Baker (''← Dypsis ankirindro'' W.J.Baker, Rakotoarin. & M.S.Trudgen) * ''Chrysalidocarpus arenarum'' Jum. (''← Dypsis arenarum'' (Jum.) Beentje & J.Dransf.) * ''Chrysalidocarpus baronii'' Becc. (''← Dypsis baronii'' (Becc.) Beentje & J.Dransf.) * ''Chrysalidocarpus basilongus'' (Jum. & H.Perrier) Eiserhardt & W.J.Baker (''← Dypsis basilonga'' (Jum. & H.Perrier) Beentje & J.Dransf.) * ''Chrysalidocarpus bejofo'' (Beentje) Eiserhardt & W.J.Baker (''← Dypsis befojo'' Beentje) * ''Chrysalidocarpus canaliculatus'' ((Jum.) Eiserhardt & W.J.Baker (''← Dypsis canaliculata'' (Jum.) Beentje & J.Dransf.) * ''Chrysalidocarpus canescens'' Jum. & H.Perrier (''← Dypsis canescens'' (Jum. & H.Perrier) Beentje & J.Dransf.) * ''Chrysalidocarpus carlsmithii'' (J.Dransf. & Marcus) Eiserhardt & W.J.Baker (''← Dypsis carlsmithii'' J.Dransf. & Marcus) * ''Chrysalidocarpus ceraceus'' (Jum.) Eiserhardt & W.J.Baker (''← Dypsis ceracea'' (Jum.) Beentje & J.Dransf.) * ''[[Chrysalidocarpus decaryi]]'' (Jum.) Eiserhardt & W.J.Baker (''← [[Dypsis decaryi|D]]''[[Dypsis decaryi|''ypsis decaryi'']] (Jum.) Beentje & J.Dransf.) * ''Chrysalidocarpus decipiens'' Becc. (''← Dypsis decipiens'' (Becc.) Beentje & J.Dransf.) * ''Chrysalidocarpus gracilis'' (Jum.) Eiserhardt & W.J.Baker (''← Dypsis oreophila'' Beentje) * ''Chrysalidocarpus heteromorphus'' (Jum.) Eiserhardt & W.J.Baker (''← Dypsis heteromorpha'' (Jum.) Beentje & J.Dransf.) * ''Chrysalidocarpus hovomantsina'' (Beentje) Eiserhardt & W.J.Baker (''← Dypsis hovomantsina'' Beentje) * ''Chrysalidocarpus ifanadianae'' (Beentje) Eiserhardt & W.J.Baker (''← Dypsis ifanadianae'' Beentje) * ''Chrysalidocarpus lanceolatus'' Becc. (''← Dypsis lanceolata'' Beentje & J.Dransf.) * ''Chrysalidocarpus ligulatus'' (Jum.) Eiserhardt & W.J.Baker (as ''D. ligulata'' (Jum.) Beentje & J.Dransf.) * ''Chrysalidocarpus loucoubensis'' (Jum.) Eiserhardt & W.J.Baker (''← Dypsis ampasindavae'' Beentje) * ''Chrysalidocarpus lutescens'' H.Wendl. (''← Dypsis lutescens'' (H.Wendl.) Beentje & J.Dransf.) * ''Chrysalidocarpus madagascariensis'' (D.T.Fish) Becc. (''← Dypsis madagascariensis'' D.T.Fish) * ''Chrysalidocarpus malcomberi'' (Beentje) Eiserhardt & W.J.Baker (''← Dypsis malcomberi'' Beentje) * ''Chrysalidocarpus mananjarensis'' Jum. & H.Perrier (''← Dypsis mananjarensis'' (Jum. & H.Perrier) Beentje & J.Dransf.) * ''Chrysalidocarpus nauseosus'' (Jum. & H.Perrier) Eiserhardt & W.J.Baker (''← Dypsis nauseosa'' (Jum. & H.Perrier) Beentje & J.Dransf.) * ''[[Chrysalidocarpus onilahensis]]'' <small>Jum. & H.Perrier</small> (''← [[Dypsis onilahensis|D]]''[[Dypsis onilahensis|''ypsis onilahensis'']] <small>(Jum. & H.Perrier) Beentje & J.Dransf.</small>) * ''Chrysalidocarpus oropedionis'' (Beentje) Eiserhardt & W.J.Baker (''← Dypsis oropedionis'' Beentje) * ''Chrysalidocarpus ovobontsira'' (Beentje) Eiserhardt & W.J.Baker (''← Dypsis ovobontsira'' Beentje) * ''Chrysalidocarpus pembanus'' H.E.Moore (''← Dypsis pembana'' (H.E.Moore) Beentje & J.Dransf.) * ''Chrysalidocarpus piluliferus'' Becc. (''← Dypsis pilulifera'' (Becc.) Beentje & J.Dransf.) * ''Chrysalidocarpus prestonianus'' (Beentje) Eiserhardt & W.J.Baker (''← Dypsis prestoniana'' Beentje) * ''Chrysalidocarpus psammophilus'' (Beentje) Eiserhardt & W.J.Baker (''← Dypsis psammophila'' Beentje) * ''Chrysalidocarpus saintelucei'' (Beentje) Eiserhardt & W.J.Baker (''← Dypsis saintelucei'' Beentje) * ''Chrysalidocarpus serpentinus'' (Beentje) Eiserhardt & W.J.Baker (''← Dypsis serpentina'' Beentje) * ''Chrysalidocarpus tsaratananensis'' (Jum.) Eiserhardt & W.J.Baker (''← Dypsis tsaratananensis'' (Jum.) Beentje & J.Dransf.) * ''Chrysalidocarpus tsaravoasira'' (Beentje) Eiserhardt & W.J.Baker (''← Dypsis tsaravoasira'' Beentje) === Karazana nafindra ao amin' ny ''Vonitra'' === Indreto ny karazana nafindra ao amin' ny ''[[Vonitra]]'': * ''Vonitra antanambensis'' (Beentje) Eiserhardt & W.J.Baker (''← Dypsis antanambensis'' Beentje) * ''Vonitra crinita'' Jum. & H.Perrier (as ''D. crinita'' (Jum. & H.Perrier) Beentje & J.Dransf.) * ''Vonitra dransfieldii'' (Beentje) Eiserhardt & W.J.Baker (''← Dypsis dransfieldii'' Beentje) * ''Vonitra nossibensis'' (Becc.) H.Perrier (''← Dypsis nossibensis'' (Becc.) Beentje & J.Dransf.) * ''Vonitra perrieri'' (Jum.) Eiserhardt & W.J.Baker (''← Dypsis perrieri'' (Jum.) Beentje & J.Dransf. ) * ''Vonitra utilis'' Jum. (''← Dypsis utilis'' (Jum.) Beentje & J.Dransf.) == Jereo koa == * ''[[Arecaceae]]'' * ''[[Chrysalidocarpus]]'' * ''[[Vonitra]]'' * ''[[Lemurophoenix]]'' * ''[[Marojejya]]'' * ''[[Masoala (vondron-javamaniry)|Masoala]]'' 72ihrhoe6b8fz94vpon39xuo3pv5zt1 Wikipedia:Efemerida/25 Oktobra 4 298720 1152435 1133971 2026-10-22T18:06:03Z JianJi 36396 1152435 wikitext text/x-wiki '''Androany [[25 Oktobra|25 oktobra]]''': * '''[[1147]]''' – Reconquista: Azon'ny tafik'i [[Afonso I an'i Pôrtogaly|Afonso I]] avy ao [[Pôrtogaly]] indray i [[Lisboa|Lisboa]]. * '''[[1971]]''' - Nolanian'ny Fivoriambe Iraisam-pirenena ao amin'ny [[Firenena Mikambana]] ny Fanapahan-kevitra laharana 2758, izay manaiky ny [[Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina|Repoblika Entim-bahoakan'i Shina]] hisolo ny toeran'ny [[Repoblikan'i Sina]]. a6dvmhd9a1uc0m7tjwvqjuuvmnal75f 1152436 1152435 2026-10-22T18:13:39Z JianJi 36396 1152436 wikitext text/x-wiki '''Androany [[25 Oktobra|25 oktobra]]''': * '''[[732]]''' - Ady tao [[Poitiers]] nandresen'ny Francs, ny Aquitains ary ny Vascons manoloana ny Arabo [[Ômeiada]]. * '''[[1147]]''' – Reconquista: Azon'ny tafik'i [[Afonso I an'i Pôrtogaly|Afonso I]] avy ao [[Pôrtogaly]] indray i [[Lisboa|Lisboa]]. * '''[[1971]]''' - Nolanian'ny Fivoriambe Iraisam-pirenena ao amin'ny [[Firenena Mikambana]] ny Fanapahan-kevitra laharana 2758, izay manaiky ny [[Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina|Repoblika Entim-bahoakan'i Shina]] hisolo ny toeran'ny [[Repoblikan'i Sina]] ho mpikambana maharitra ao amin'ny Filankevi-Piarovana. tlnn5sfdb199p7torq6kme31ebic6ec Wikipedia:Efemerida/26 Oktobra 4 298721 1152444 1133972 2026-10-23T05:56:33Z JianJi 36396 1152444 wikitext text/x-wiki '''Androany [[26 Oktobra|26 oktobra]]''': * '''[[1896]]''' - Fifanarahan'i [[Addis-Abeba]] nifanaovan'i [[Etiôpia|Etiopia]] amin'i [[Italia]] rehefa resy nandritra ny ady tao Adoua ny mpanani-bohitra. * '''[[1909]]''' - Novonoin'ny nasionalista mpitaky fahaleovantena koreana An Jung-geun tao amin'ny garan'i [[Harbin]] i [[Itō Hirobumi]], Praiminisitr'i [[Japàna]]. Vao mainka nanamfy kokoa ny fanjanahana japoney ny vokatr'izany. * '''[[1942]]''' - Resin'ny Tafika An-dranomasina Imperialy Japoney tao amin'ny [[Santa Cruz|Nosy Santa Cruz]] ny Tafika An-dranomasina Amerikana. ov0wtkmw2v8yurb399j5saqmqxurho5 1152445 1152444 2026-10-23T06:16:12Z JianJi 36396 1152445 wikitext text/x-wiki '''Androany [[26 Oktobra|26 oktobra]]''': * '''[[1896]]''' - Fifanarahan'i [[Addis-Abeba]] nifanaovan'i [[Etiôpia|Etiopia]] amin'i [[Italia]] rehefa resy nandritra ny ady tao Adoua ny mpanani-bohitra. * '''[[1909]]''' - Novonoin'ny nasionalista mpitaky fahaleovantena koreana An Jung-geun tao amin'ny garan'i [[Harbin]] i [[Itō Hirobumi]], Résident-Général an'i [[Japàna]] ao Korea. Vao mainka nanamfy kokoa ny fanjanahana japoney ny vokatr'izany. * '''[[1942]]''' - Resin'ny Tafika An-dranomasina Imperialy Japoney tao amin'ny [[Santa Cruz|Nosy Santa Cruz]] ny Tafika An-dranomasina Amerikana. pdn6o10p38u871kj5y9gc6q4sjorozw 1152446 1152445 2026-10-23T06:30:50Z JianJi 36396 1152446 wikitext text/x-wiki '''Androany [[26 Oktobra|26 oktobra]]''': * '''[[1896]]''' - Fifanarahan'i [[Addis-Abeba]] nifanaovan'i [[Etiôpia|Etiopia]] amin'i [[Italia]] rehefa resy nandritra ny ady tao Adoua ny mpanani-bohitra. * '''[[1909]]''' - Novonoin'ny nasionalista mpitaky fahaleovantena koreana An Jung-geun tao amin'ny garan'i [[Harbin]] i [[Itō Hirobumi]], Résident-Général an'i [[Japàna]] ao Korea. Vao mainka nanamfy kokoa ny fanjanahana japoney ny vokatr'izany. * '''[[1937]]''' - Nanomboka ny fandroahan'i [[Alemaina]] [[Nazisma|Nazi]] ireo [[Jiosy]] tao Pôlônina. * '''[[1942]]''' - Resin'ny Tafika An-dranomasina Imperialy Japoney tao amin'ny [[Santa Cruz|Nosy Santa Cruz]] ny Tafika An-dranomasina Amerikana. * '''[[1955]]''' - Fanambaràna ny fijoroan'ny [[Vietnamy|Repoblikan'i Viet-Nam]]. * '''[[1994]]''' - Fifanaraham-pandriampahalemana eo amin'i [[Jôrdania|Jordania]] sy [[Israely]]. hsje0nx950un53esyclab44ack1htz8 Vahela Sorapiainana 0 302516 1152451 2026-10-23T11:26:37Z Mikoriana 40064 Pejy noforonina tamin'ny « Pôeta Malagasy tena navitrika teo anelanelan'ny taona 2015 hatramin'ny 2026. Nanome lanja ny kolontsaina sihanaka tao anaty asa sorany izy.<ref>Gazety Taratra</ref> Solon'anarana : Vahela Osiar Daty nahaterahana : 1993 Daty nahafatesana : 22 Oktobra 2026 Faritra niaviana : Alaotra Mangoro Tanindrazana : Ambatondrazaka Fikambanana : Faribolana Sandratra Boky nandraisana anjara : - Ants'abo (2015): niarahana tamin'i Ny Peniko, Rija Al-Jonah, Tsanta M... » 1152451 wikitext text/x-wiki Pôeta Malagasy tena navitrika teo anelanelan'ny taona 2015 hatramin'ny 2026. Nanome lanja ny kolontsaina sihanaka tao anaty asa sorany izy.<ref>Gazety Taratra</ref> Solon'anarana : Vahela Osiar Daty nahaterahana : 1993 Daty nahafatesana : 22 Oktobra 2026 Faritra niaviana : Alaotra Mangoro Tanindrazana : Ambatondrazaka Fikambanana : Faribolana Sandratra Boky nandraisana anjara : - Ants'abo (2015): niarahana tamin'i Ny Peniko, Rija Al-Jonah, Tsanta Mirindra <ref name=":1">Gazety Taratra</ref> - Dorehitra (2021) : niarahana tamin'i Sunny Razakamanana, Rapandry <ref>Gazety Taratra</ref> Hetsika nokarakaraina : - Santatra 2021 tao Mahazoarivo - Amoron'Alaotra tao amin'ny Paul Chassan, niarahana tamin'ny Faribolana Sandratra Sampana Ambatondrazaka<ref name=":1" /> - Mianjilazila teny Vontovorona niarahana tamin'i Liantsoa, Sunny Razakamanana<ref name=":1" /> <nowiki>https://poetawebs.neocities.org/Lahatsoratra/vahelalahimatoa</nowiki> dpb1gacgtgrl9gdmxf49mcz2jbvawd8 1152452 1152451 2026-10-23T11:30:05Z Mikoriana 40064 /* */ 1152452 wikitext text/x-wiki Pôeta Malagasy tena navitrika teo anelanelan'ny taona 2015 hatramin'ny 2026. Nanome lanja ny kolontsaina sihanaka tao anaty asa sorany izy.<ref>Gazety Taratra</ref> Solon'anarana : Vahela Osiar Daty nahaterahana : 1993 Daty nahafatesana : 22 Oktobra 2026 [https://poetawebs.neocities.org/Lahatsoratra/vahelalahimatoa] Faritra niaviana : Alaotra Mangoro Tanindrazana : Ambatondrazaka Fikambanana : Faribolana Sandratra Boky nandraisana anjara : - Ants'abo (2015): niarahana tamin'i Ny Peniko, Rija Al-Jonah, Tsanta Mirindra <ref name=":1">Gazety Taratra</ref> - Dorehitra (2021) : niarahana tamin'i Sunny Razakamanana, Rapandry <ref>Gazety Taratra</ref> Hetsika nokarakaraina : - Santatra 2021 tao Mahazoarivo - Amoron'Alaotra tao amin'ny Paul Chassan, niarahana tamin'ny Faribolana Sandratra Sampana Ambatondrazaka<ref name=":1" /> - Mianjilazila teny Vontovorona niarahana tamin'i Liantsoa, Sunny Razakamanana<ref name=":1" /> M gvqwa0lw4eetl2owc1se1wi8mqxscht 1152453 1152452 2026-10-23T11:38:26Z Mikoriana 40064 1152453 wikitext text/x-wiki Pôeta Malagasy tena navitrika teo anelanelan'ny taona 2015 hatramin'ny 2026. Nanome lanja ny kolontsaina sihanaka tao anaty asa sorany izy.<ref>Gazety Taratra</ref> Anarany feno : Rakotondramanana Hasina Vahela Michel<ref>Ferapara</ref> Solon'anarana : Vahela Osiar Rainy : Narison Reniny : Rabenjarimanana Coloribe Michelange Daty nahaterahana : 1987 Daty nahafatesana : 22 Oktobra 2026 [https://poetawebs.neocities.org/Lahatsoratra/vahelalahimatoa] Vadiny : H. Hervanintsoa Holy Zanany : Hasina Vahela Michel, Vahela Henikasina Zanyah<ref>Ferapara</ref> Faritra niaviana : Alaotra Mangoro Tanindrazana : Ambatondrazaka Fikambanana : Faribolana Sandratra Boky nandraisana anjara : - Ants'abo (2015): niarahana tamin'i Ny Peniko, Rija Al-Jonah, Tsanta Mirindra <ref name=":1">Gazety Taratra</ref> - Dorehitra (2021) : niarahana tamin'i Sunny Razakamanana, Rapandry <ref>Gazety Taratra</ref> Hetsika nokarakaraina : - Santatra 2021 tao Mahazoarivo - Amoron'Alaotra tao amin'ny Paul Chassan, niarahana tamin'ny Faribolana Sandratra Sampana Ambatondrazaka<ref name=":1" /> - Mianjilazila teny Vontovorona niarahana tamin'i Liantsoa, Sunny Razakamanana<ref name=":1" /> M clp6mtb1o42muoqo9qaali0csl6qceu