Wikipedia
mgwiki
https://mg.wikipedia.org/wiki/Wikipedia:Fandraisana
MediaWiki 1.48.0-wmf.1
first-letter
Rakitra
Manokana
Dinika
Mpikambana
Dinika amin'ny mpikambana
Wikipedia
Dinika amin'ny Wikipedia
Sary
Dinika amin'ny sary
MediaWiki
Dinika amin'ny MediaWiki
Endrika
Dinika amin'ny endrika
Fanoroana
Dinika amin'ny fanoroana
Sokajy
Dinika amin'ny sokajy
TimedText
TimedText talk
Module
Discussion module
Event
Event talk
Voahangy (mpanakanto)
0
2961
1152642
1138634
2026-10-29T12:00:32Z
InternetArchiveBot
25011
Rescuing 1 sources and tagging 0 as dead. #IABot (v2.0.9.6)
1152642
wikitext
text/x-wiki
'''Razafindrazaka Voahangiharisoa''', izay fantatra amin'ny anarana hoe '''Voahangy''' dia [[Mpanakanto malagasy|mpanakanto]] malagasy fantatra noho ny feony sy ny sangan'asany ary ny rakikirany hatramin'ny taompolo 1980. Nanana anjara toerana lehibe teo amin'ny fampiroboroboana ny [[mozika malagasy]] izy.
== Fianakaviana ==
Renim-pianakaviana izy, manan-janaka telo lahy (Rija sy Riana ary Rado) izay samy efa raim-pianakaviana daholo. Efatra mianadahy ny zafikeliny tamin'ny Oktobra 2007, dia i Mandresy (7 taona), Mendrika (5 taona), Ny Tsiky (3 taona), Iharena (2 volana sy tapany).
== Voahangy mpihira ==
=== Fanombohana ===
Mpanankato teraka sy lehibe tao anatin'ny zava-kanto i Voahangy na avy amin'ny lafin-drainy na avy amin'ny lafin-dreniny satria samy hita ao amin'ny fianankaviany daholo na ny mpitendry [[zavamaneno]] sy ny mpamorona, na ny mpilalao teatra na mpihira.
Noho ny tontolo nisy azy dia mbola tanora dia tanora i Voahangy no efa tia nihira sy nihira. Vao dimy taona izy dia efa mpiakatra mihira eo ambony seza amin'ny lanonam-pianankaviana. Rehefa nihalehibe izy dia tany amin'ny [[Skotisma|skoto]] indray, fa skoto moa izy fony kely ary "cheftaine" taty aoriana, no nampiasany ny talentany nanafana [[afon-dasy]] na colonies de vacances.
=== Fivelarana ===
Nanangana ôrkesitra mpanafana lanonana izy, niaraka tamin'ny anadahiny izay samy mpitendry zavameneno avokoa. Tamin'izany no nahafantaran'i [[Raindimby]] azy. Tamin'ny taona 1981/1982 no nivoaka ny hira "Raiso ny tanako aloha", noforonin'i Raindimby, izay anisan'ny tena nahafantaran'ny Malagasy an'i Voahangy. Misy mpanankato malagasy hafa moa namorona [[hira]] ho azy koa, ka rehefa manao fampisehoana izy sy i Raindimby dia naseho koa ny hira hahafantarana an'i Voahangy manokana (Solo). Efa niaraka niasa taminy tamin'ny seahatry ny kanto koa ohatra i [[Henri Ratsimbazafy]], i [[Clo Mahajanga]], i Declare (Black Jacks) izay namorona any amin'ny antsasaky ny hira hirain'i Voahangy. Taty aoriana koa i Tonton Pa.
Tsy nianina fotsiny tamin'ny fihirana anefa i Voahangy na dia teo aza ny fiarahamiasa tamin'ny mpamorona samihafa. Nanandrana namorona hira koa izy, ka anisan'ny hira noforoniny manokana ny "Fiainana izany", ny "Ady ny fiainana", ny "Manina anareo", ny "Tsiaro anao", sns. Vao maika nandrisika azy tamin'ny famoronana koa ny fankafizan'ny mpihaino ireny hira ireny.
=== Lohahevitra ===
Ny hira milaza ny lafiny maharary eo amin'ny fiainana no tena hahafantaran'ny olona an'i Voahangy, ary matetika voasokajy ho mpihira be alahelo izy. Anisan'ny tena mampiavaka an'i Voahangy koa ny filazana ny zava-misy eo amin'ny fiainan'ny [[Malagasy (vahoaka)|Malagasy]] andavanandro. Tsy dia mankafy tononkira maivamaivana koa izy araka izany.
== Loka sy mari-boninahitra ==
Tamin'ny taona 2006 izy no nahazo ny loka amin'ny hira malagasy tamin'ny nihirany ny "Tora-bato" miverina", hira noforonin'i [[Clo Mahajanga]]. Tamin'ny taona 2007 i Voahangy dia nahazo ny mari-boninahitra Officier de l'Ordre National Malgache.
Nankalazaina tamin'io taona 2007 io koa ny faha-25 taona nihirany. "Voahangy - Gasigasy Accoustik" no vokatra farany navoakany. Tena mampiseho ny maha Malagasy satria arahin'ny [[valiha]] [[marovany]], [[korintsana]], kônga, ary [[Jejilava|jejilav]]<nowiki/>a izy io.
"Ny faniriako dia hiaraka hifampitantana amin'ireo mpankafy Voahangy izay teo foana hatramin'izay ka hatramin'izao" (Voahangy).
== Vokatra nivoaka ==
* Volume 8: Clips Special Slow: misy hira 12.
* Volume 7: 25 ans de scène.
* Volume 6: Efa tsy nofy intsony: misy hira 10.
* Volume 4: Ny Havako: misy hira 12.
* Volume 3: Antitra Izy: misy hira 12.
* Volume 2: misy hira 10.
* Volume 1: misy hira 10.
== Jereo koa ==
* [[Kolontsaina malagasy]]
* [[Mpanakanto malagasy]]
* [[Mozika malagasy]]
* [[Lisitry ny mpihira malagasy]]
== Rohy ivelany ==
* Takelaka manokana: [http://voahangy.blogspot.com/ Voahangy]
* Tononkira sy sary: http://tononkira.serasera.org/mpihira/voahangy
* Lahatsoratra ao amin'ny madanight: http://www.madanight.com/articles/musique/693-voahangy-l-eternel-retour-au-devant-de-la-scene.html {{Wayback|url=http://www.madanight.com/articles/musique/693-voahangy-l-eternel-retour-au-devant-de-la-scene.html |date=20071103125748 }}
* "[https://web.archive.org/web/20250805143549/https://my.zikinf.com/landah Landah]", ''my.zikinf.com''
* "[https://www.soundandmusic.com/etnica-world-music/19242-musica-del-madagascar Musica del Madagascar]", ''www.soundandmusic.com''
[[Sokajy:Mpihira malagasy]]
15u2e9hwxhbltpos39dcfowli0p3qcd
Fianarantsoa
0
49619
1152651
1130106
2026-10-30T06:33:14Z
Haër14
35835
1152651
wikitext
text/x-wiki
{{coord|-21.452670|47.085690}}
{{infobox tanàna
|anarana=Fianarantsoa
|faritany= [[Faritanin' i Fianarantsoa|Fianarantsoa]]
|velarantany= 86.05
|isam-ponina=191776
|firenena={{Madagasikara}}
|faritra = [[Faritra Matsiatra Ambony]]
|sary =Fianarantsoa_3.JPG|thumb|<nowiki>Fianarantsoa]]</nowiki>
}}
[[Sary:Fianarantsoa 01.jpg|250px|ankavanana|thumb|]]I '''Fianarantsoa''' dia tanàna any atsimon'i [[Madagasikara]], renivohitry ny [[faritanin'i Fianarantsoa]] ary ny [[Faritra Matsiatra Ambony]].
Tanàna noforonin'ny [[Merina]] tamin'ny taonjato faha-19 ho renivohitry ny tany nanjakan'ny [[Betsileo]] taloha i Fianarantsoa.
1 200 metatra ny haavon'ny toerana misy an'ilay tanàna ary efatra alina sy iray hetsy eo ny isam-ponina araka ny fanisana natao tamin'ny taona 2001.[[Sary:Fianarantsoa 02.jpg|200px|ankavia|thumb|]]
== Finoana ==
Ankehitriny mpino [[kristianina]] ny ankamaroan'ny olona any Fianarantsoa. Tonga tao Fianarantsoa ny finoana kristianina katôlika tamin’ny taona 1871, tamin’ny fahatongavan’i Mompera Marc Finaz, pretra jezoita frantsay avy any Toulouse.
== Fitaterana ==
{{...}}
Mandeha eo amin'ny lalamby ''[[Zotra Fianarantsoa-Côte Est|Fianarantsoa Côte Est]]'' (''"Fianarantsoa Amorontsiraka Atsinanana"'') micheline farany indrindra eto an-tany.
==Oniversiteten==
*[[Oniversiten' i Fianarantsoa]]
== Jereo koa ==
'''Renivohi-paritany eto Madagasikara'''
* [[Antananarivo]] - [[Antsiranana]] - [[Fianarantsoa]] - [[Mahajanga]] - [[Toamasina]] - [[Toliara]]
'''Renivohi-paritra eto Madagasikara'''
* [[Ambatondrazaka]] - [[Ambositra]] - [[Ambovombe]] - [[Antananarivo]] - [[Antsirabe]] - [[Antsiranana]] - [[Antsohihy]] - [[Farafangana]] - [[Fenoarivo Atsinanana]] - [[Fianarantsoa]] - [[Ihosy]] - [[Maevatanana]] - [[Mahajanga]] - [[Maintirano]] - [[Manakara]] - [[Mananjary]] - [[Miarinarivo]] - [[Morondava]] - [[Sambava]] - [[Toamasina]] - [[Tôlanaro]] - [[Toliara]] - [[Tsiroanomandidy]]
[[Sary:Train-Fianarantsoa-Manakara-2006.JPG|250px|ankavanana|thumb|]]
[[Sary:Railway map of Madagascar.png|250px|ankavia|thumb|]]
{{vangovango}}
{{commonscat}}
[[sokajy:Kaominina any Madagasikara]]
[[sokajy:Faritanin'i Fianarantsoa]]
[[sokajy:Faritra Matsiatra Ambony]]
[[Sokajy:Tanàna ao Madagasikara]]
[[Sokajy:Fianarantsoa]]
== Histoire ==
Tamin'ny taona 1831 no naorin'ny mpanjakavavy Ranavalona I ny tanana ka nataony renivohitry ny faritra Betsileo. Tany am-piandoana dia teo amin'ny vohitra Kianjasoa no nanorenana azy fa taty aoriana dia naorina teo amin'ny vohitra akaiky azy, Ivoegnana, ny tananan'i Fianarantsoa. Rafaralahindraininaly no governora nitondra voalohany tao Fianarantsoa ny taona 1831 ka hatramin'ny taona 1842.
Toa an'Antananarivo dia manana ny rovany ihany koa i Fianarantsoa ary manana farihiny ihany koa.
sg4f5dahh1e7i1tw6ow0evfw4n3vnoo
1152652
1152651
2026-10-30T06:33:30Z
Haër14
35835
1152652
wikitext
text/x-wiki
{{coord|-21.452670|47.085690}}
{{infobox tanàna
|anarana=Fianarantsoa
|faritany= [[Faritanin' i Fianarantsoa|Fianarantsoa]]
|velarantany= 86.05
|isam-ponina=191776
|firenena={{Madagasikara}}
|faritra = [[Faritra Matsiatra Ambony]]
|sary =Fianarantsoa_3.JPG|thumb|<nowiki>Fianarantsoa]]</nowiki>
}}
[[Sary:Fianarantsoa 01.jpg|250px|ankavanana|thumb|]]I '''Fianarantsoa''' dia tanàna any atsimon'i [[Madagasikara]], renivohitry ny [[faritanin'i Fianarantsoa]] ary ny [[Faritra Matsiatra Ambony]].
Tanàna noforonin'ny [[Merina]] tamin'ny taonjato faha-19 ho renivohitry ny tany nanjakan'ny [[Betsileo]] taloha i Fianarantsoa.
1 200 metatra ny haavon'ny toerana misy an'ilay tanàna ary efatra alina sy iray hetsy eo ny isam-ponina araka ny fanisana natao tamin'ny taona 2001.[[Sary:Fianarantsoa 02.jpg|200px|ankavia|thumb|]]
== Finoana ==
Ankehitriny mpino [[kristianina]] ny ankamaroan'ny olona any Fianarantsoa. Tonga tao Fianarantsoa ny finoana kristianina [[katôlika]] tamin’ny taona 1871, tamin’ny fahatongavan’i Mompera Marc Finaz, pretra jezoita frantsay avy any Toulouse.
== Fitaterana ==
{{...}}
Mandeha eo amin'ny lalamby ''[[Zotra Fianarantsoa-Côte Est|Fianarantsoa Côte Est]]'' (''"Fianarantsoa Amorontsiraka Atsinanana"'') micheline farany indrindra eto an-tany.
==Oniversiteten==
*[[Oniversiten' i Fianarantsoa]]
== Jereo koa ==
'''Renivohi-paritany eto Madagasikara'''
* [[Antananarivo]] - [[Antsiranana]] - [[Fianarantsoa]] - [[Mahajanga]] - [[Toamasina]] - [[Toliara]]
'''Renivohi-paritra eto Madagasikara'''
* [[Ambatondrazaka]] - [[Ambositra]] - [[Ambovombe]] - [[Antananarivo]] - [[Antsirabe]] - [[Antsiranana]] - [[Antsohihy]] - [[Farafangana]] - [[Fenoarivo Atsinanana]] - [[Fianarantsoa]] - [[Ihosy]] - [[Maevatanana]] - [[Mahajanga]] - [[Maintirano]] - [[Manakara]] - [[Mananjary]] - [[Miarinarivo]] - [[Morondava]] - [[Sambava]] - [[Toamasina]] - [[Tôlanaro]] - [[Toliara]] - [[Tsiroanomandidy]]
[[Sary:Train-Fianarantsoa-Manakara-2006.JPG|250px|ankavanana|thumb|]]
[[Sary:Railway map of Madagascar.png|250px|ankavia|thumb|]]
{{vangovango}}
{{commonscat}}
[[sokajy:Kaominina any Madagasikara]]
[[sokajy:Faritanin'i Fianarantsoa]]
[[sokajy:Faritra Matsiatra Ambony]]
[[Sokajy:Tanàna ao Madagasikara]]
[[Sokajy:Fianarantsoa]]
== Histoire ==
Tamin'ny taona 1831 no naorin'ny mpanjakavavy Ranavalona I ny tanana ka nataony renivohitry ny faritra Betsileo. Tany am-piandoana dia teo amin'ny vohitra Kianjasoa no nanorenana azy fa taty aoriana dia naorina teo amin'ny vohitra akaiky azy, Ivoegnana, ny tananan'i Fianarantsoa. Rafaralahindraininaly no governora nitondra voalohany tao Fianarantsoa ny taona 1831 ka hatramin'ny taona 1842.
Toa an'Antananarivo dia manana ny rovany ihany koa i Fianarantsoa ary manana farihiny ihany koa.
qkf5jj7oqo0j8ei5xdki3vyudq43gyb
Alec Holowka
0
219781
1152643
1015015
2026-10-29T14:09:44Z
1dunceshut
41483
1152643
wikitext
text/x-wiki
{{infobox olona
|sary=
|anarana=Alec Holowka
|teraka=30 Oktobra 1983
|maty=31 Aogositra 2019
|firenena=[[Kanada]]
|mpiaraka=
|asa=
mpanao fandaharana, mpamoron-kira
|taona niasàna=[[2006]]–[[2019]]
}}
'''Alec Holowka''' (angl. Alec Holowka; 30 Oktobra 1983, [[Winnipeg]] — 31 Aogositra 2019, [[Winnipeg]]) — mpamorona lalao kanadiana sady mpamolavola ireo lalao video [[Night in the Woods]] sy [[Aquaria]].
== Jereo koa ==
* [[Biôgrafia]]
===Rohy ivelany===
* Ao amin'i Freebase: [https://www.freebase.com] {{Wayback|url=https://www.freebase.com/ |date=20160501004947 }}
[[sokajy:Biôgrafia]]
{{vangovango}}
[[sokajy:injeniera]]
3vcjli9b7164lcsle9orj3dgazqkw5s
FC Bayern München
0
286247
1152653
1103569
2026-10-30T10:23:29Z
Nordat
41497
FC Bayern München logo (2024).svg
1152653
wikitext
text/x-wiki
[[File:FC Bayern München logo (2024).svg|thumb|left|FC Bayern München]]
'''FC Bayern München''' dia klioba baolina kitra matianina ao amin'ny [[Alemaina]].
Ny ekipa dia efa nandray anjara tamin'ny ligy voalohany tany Alemain. Ny ekipa amin'izao fotoana izao dia milalao amin'ny [[Bundesliga|ligy voalohany]] any Alemaina.
==Ny zava-bita ==
FC Bayern Munich no klioba voaravaka indrindra any {{Alemaina}}.
In-34 no nahazoany ny fiadiana ny ho tompondaka alemà ary in-20 ny amboara Alemana (DFB-Pokal).
==Fahombiazana eoropeana ==
Ligin'ny Tompondakan'i Eoropa: In-6 ny klioba nahazo ny Ligy Champions: 1973–74, 1974–75, 1975–76, 2000–01, 2012–13, 2019–20
==Lohatenin'izao tontolo izao==
*Mondial: 2013, 2020:
*Intercontinental Cup: 1976, 2001
Tanana: [[München]] ({{Bayern}})
== Jereo koa ==
*[[Bundesliga]]
*[[Franz Beckenbauer]]
*[[Karl-Heinz Rummenigge]]
*[[Bernd Förster]]
*[[Joshua Kimmich]]
*[[Mario Basler]]
*[[Jamal Musiala]]
== Rohy ivelany ==
{{commons category}}
[[Sokajy:Klioba baolina kitra ao Alemaina]]
[[Sokajy:Klioba baolina kitra ao Bavaria]]
[[Sokajy:München]]
a68d5qqq60tb01beafvykeloorhqu6v
Herilaza Imbiki
0
287633
1152644
1152413
2026-10-29T16:04:14Z
~2026-57639-66
41485
1152644
wikitext
text/x-wiki
'''Imbiki Herilaza''' né le 26 avril 1979 à Antsiranana et originaire de Nosy Boraha ( Sainte-Marie ) , est un magistrat de carrière devenu homme politique malgache . Il a été Vice président du Sénat et puis Ministre de la Justice .
Après sa démission du ministère de la Justice en février 2022 , il revient sur la scène politique lors des élections législatives de 2024 . Il y est élu avec plus de 63% des voix dans la circonscription de Sainte-Marie , et siège depuis à l'Assemblée nationale .
Il est le fils d'Anaclet Imbiki ancien député et ministre de la Justice sous la présidence de Didier Ratsiraka
== Carrière ==
*Débuts dans la magistrature et l’administration (2002-2010)
*'''2002-2003''' : Magistrat rattaché à la Direction des études (Ministère de la Justice)
*'''2003-2004''' : Juge et juge d’instruction au tribunal de première instance de Mahajanga; membre de la commission interministérielle ad hoc sur l’adoption internationale
*'''2004-2008''' : Juge et juge d’instruction au tribunal de première instance d’Antananarivo ; membre de la cellule environnementale du ministère de la Justice
*'''2008-2009''' : Conseiller supérieur au Conseil supérieur de la magistrature (élu dans le ressort de la cour d’appel d’Antananarivo)
*'''2009-2010''' : Commissaire électoral régional d’Analamanga (référendum constitutionnel de 2010) ; assistant responsable des stages et recherches à l’École nationale de la magistrature et des greffes (ENMG)
*'''2010-2011''' : Membre de la Commission spéciale de collecte de données (réforme des finances publiques, Ministère des Finances)
*'''Hautes fonctions judiciaires et administratives (2010-2021)'''
*'''2010''' : Membre de la Commission juridique spéciale sur le dossier du 7 février 2009 (Présidence de la République)
*'''2012-2014''' : Conseiller juridique auprès du vice-Premier ministre chargé de l’Économie et de l’Industrie ; juge électoral à la Haute Cour constitutionnelle (2013-2014)
*'''2018-2019''' : Directeur des stages et du suivi-évaluation à l’ENMG ; encadreur à l’ENAM, à l’UCM, à l’ACEEM et à l’IEP
*'''2019-2020''' : Secrétaire général du ministère des Mines et des ressources stratégiques ; président du comité sur les grands investissements miniers ; administrateur de Kraomita Malagasy;président du conseil d’administration de la Société de manutention des marchandises non conteneurisées (SMMC)
*'''2020-2021''' : Secrétaire général du ministère de la Justice ;
*'''2021''' : Vice-président du Sénat chargé des provinces du Nord ; président du conseil d’administration de l’ENMG
*'''Fonctions ministérielles et parlementaires (aout 2021-février 2022)'''<ref>[https://www.aa.com.tr/fr/afrique/madagascar-d%C3%A9mission-du-ministre-de-la-justice/2501847 Démission du ministre de la Justice]</ref>
** '''août 2021 - février 2022''': Garde des Sceaux, ministre de la Justice
**'''2023-2024''' : Avocat général à la Cour de cassation
**'''2024-présent''' : Député élu dans la circonscription de Sainte-Marie ; président de la commission de la Défense nationale de l’Assemblée nationale
== Publications ==
<nowiki>*</nowiki><nowiki>''</nowiki>La Haute Cour Constitutionnelle, une juridiction juridico-politique<nowiki>''</nowiki> (Revue Politika, 2023)<ref>https://www.politika.io/fr</ref>
<nowiki>*</nowiki><nowiki>''</nowiki>Regard d’un juge sur la justice malgache face aux investissements internationaux<nowiki>''</nowiki>(Revue MCI, 2012)<ref>Revue MCI 2016</ref>
<nowiki>*</nowiki><nowiki>''</nowiki>La suspension d’une décision de justice par la Cour suprême<nowiki>''</nowiki> (Revue MCI, 2016)<ref>Revue MCI 2016</ref>
<nowiki>*</nowiki>'Les impacts du Conseil supérieur de la magistrature sur les juridictions<nowiki>''</nowiki> (Revue MCI, 2010)
https://www.lagazette-dgi.com/p-61477.html
https://assemblee-nationale.mg/depute/herilaza-imbiky/<ref>Site de l'Assemblée nationale de Madagascar</ref>
https://www.justice.mg/anciens-ministres
== Minisitry ny Fitsarana ==
{|border="1" align="center" style="border: 10px solid #0; background-color:#FFFFFF"
|-align="center" bgcolor="DDEEFF"
!Prédécesseur
![[Sary:Seal of Madagascar.svg|40px]] Minisitry ny Fitsarana [[Madagasikara|Malagasy]] [[sary:Flag of Madagascar (bordered).svg|40px]]
! Successeur
|-align="center"
| [[Andriamahefarivo J. Richard]] <br/> 2020-2021|| Imbiki Herilaza<br/> 2021-2022 || [[Gisèle Ranampy|Ranampy Gisèle]]<br/> 2022-marsa 2022
|-bgcolor="#DDEEFF"
|}
{{reflist}}
[[Sokajy:Ministry]]
[[Sokajy:Solombavambahoaka]]
[[Sokajy:Mpitsara]]
[[Sokajy:Garde des Sceaux]]
[[Sokajy:Député de Madagascar]]
6nfd3qiz00px6xty5a4r5h53t7iblza
1152645
1152644
2026-10-29T16:05:02Z
Pristome
40275
Undid edits by [[Special:Contribs/~2026-57639-66|~2026-57639-66]] ([[User talk:~2026-57639-66|talk]]) to last version by ~2026-53342-25: Adding content that is not written in the project's language
1152645
wikitext
text/x-wiki
'''Imbiki Herilaza''', dia mpanao politika malagasy (IRMAR), sady minisitry ny atitany teo aloha (2021-2022). Teraka tany [[Nosy Boraha]] izy.
Niteraka resabe i Herilaza Imbiky, indrindra fa noho ny fiampangana kolikoly nandritra ny fotoana naha minisitry ny Fitsarana azy.
Ho fisaorana azy noho ny fanohanana sy ny fahanginany dia nanendry azy ho loholona ny Pouschiste [[Andry Rajoelina]]. (2022-2024).<ref>[https://www.lechodusud.com/post/qui-est-herilaza-imbiky Qui est Herilaza Imbiky?]</ref><ref>[https://www.madagascar-tribune.com/Ministere-de-la-justice-Demission,27322.html Ministere de la Justice: demission]</ref><ref>[https://lexpress.mg/14/02/2022/demission-qui-va-succeder-a-herilaza-imbiki/ Démission - Qui va succéder à Herilaza Imbiki?]</ref>
Nanapa-kevitra ny hiverina amin'ny politika izy amin'ny 2024 eo ambanin'ny sora-baventy [[IRMAR]] ary horaisina amin'ireo mpangalatra sy mpivarotra volamena.<ref>[https://midi-madagasikara.mg/come-back-en-politique/ Comeback en politique]</ref><ref>[https://la1ere.francetvinfo.fr/mayotte/madagascar-le-ministre-herilaza-imbiki-soupconne-un-financement-du-terrorisme-1206337.html Le ministre malgache de la justice fait des révélations surprenantes au sujet du trafic d’or]</ref>
Voatonona ao anatin'ity fitarainana ity ihany koa i Herilaza Imbiky, sekretera jeneraly teo aloha tao amin'ny Ministeran'ny Harena an-kibon'ny tany sy ny Loharano stratejika. Ny fanjavonan'ireo volamena 36 kilao ireo, ary koa ireo vatosoa voatahiry ao amin'ny fitehirizan'ny minisitera, dia nambara tamin'ny Jona 2022. Niditra tamin'ny raharaha ny fanjakana amin'ny maha-antoko sivily azy<ref>[https://www.lexpress.mg/2026/10/pole-anti-corruption-des-plaintes.html L'express de Madagascar: PÔLE ANTI-CORRUPTION - Des plaintes visant d’anciens responsables transmises à la HCC]</ref>.
Ahiahiana ho mamatsy vola ny asa fampihorohoroana ihany koa izy<ref>[https://la1ere.franceinfo.fr/mayotte/madagascar-le-ministre-herilaza-imbiki-soupconne-un-financement-du-terrorisme-1206337.html MADAGASCAR : le ministre Herilaza Imbiki soupçonne un financement du terrorisme]</ref>.
== Carrière ==
*Débuts dans la magistrature et l’administration (2002-2010)
*'''2002-2003''' : Magistrat rattaché à la Direction des études (Ministère de la Justice)
*'''2003-2004''' : Juge et juge d’instruction au tribunal de première instance de Mahajanga; membre de la commission interministérielle ad hoc sur l’adoption internationale
*'''2004-2008''' : Juge et juge d’instruction au tribunal de première instance d’Antananarivo ; membre de la cellule environnementale du ministère de la Justice
*'''2008-2009''' : Conseiller supérieur au Conseil supérieur de la magistrature (élu dans le ressort de la cour d’appel d’Antananarivo)
*'''2009-2010''' : Commissaire électoral régional d’Analamanga (référendum constitutionnel de 2010) ; assistant responsable des stages et recherches à l’École nationale de la magistrature et des greffes (ENMG)
*'''2010-2011''' : Membre de la Commission spéciale de collecte de données (réforme des finances publiques, Ministère des Finances)
*'''Hautes fonctions judiciaires et administratives (2010-2021)'''
*'''2010''' : Membre de la Commission juridique spéciale sur le dossier du 7 février 2009 (Présidence de la République)
*'''2012-2014''' : Conseiller juridique auprès du vice-Premier ministre chargé de l’Économie et de l’Industrie ; juge électoral à la Haute Cour constitutionnelle (2013-2014)
*'''2018-2019''' : Directeur des stages et du suivi-évaluation à l’ENMG ; encadreur à l’ENAM, à l’UCM, à l’ACEEM et à l’IEP
*'''2019-2020''' : Secrétaire général du ministère des Mines et des ressources stratégiques ; président du comité sur les grands investissements miniers ; administrateur de Kraomita Malagasy;président du conseil d’administration de la Société de manutention des marchandises non conteneurisées (SMMC)
*'''2020-2021''' : Secrétaire général du ministère de la Justice ;
*'''2021''' : Vice-président du Sénat chargé des provinces du Nord ; président du conseil d’administration de l’ENMG
*'''Fonctions ministérielles et parlementaires (aout 2021-février 2022)'''<ref>[https://www.aa.com.tr/fr/afrique/madagascar-d%C3%A9mission-du-ministre-de-la-justice/2501847 Démission du ministre de la Justice]</ref>
** '''février 2022''': Démission le 11 février 2022<ref>[https://lexpress.mg/14/02/2022/demission-qui-va-succeder-a-herilaza-imbiki/ Démission - Qui va succéder à Herilaza Imbiki?]</ref>
**'''2022-2023''' : Garde des Sceaux, ministre de la Justice
**'''2023-2024''' : Avocat général à la Cour de cassation
**'''2024-présent''' : Député élu dans la circonscription de Sainte-Marie ; président de la commission de la Défense nationale de l’Assemblée nationale
== Publications ==
*''La Haute Cour Constitutionnelle, une juridiction juridico-politique'' (Revue Politika, 2023)
*''Regard d’un juge sur la justice malgache face aux investissements internationaux''(Revue MCI, 2012)
*''La suspension d’une décision de justice par la Cour suprême'' (Revue MCI, 2016)
*'Les impacts du Conseil supérieur de la magistrature sur les juridictions'' (Revue MCI, 2010){{reflist}}
== Minisitry ny Fitsarana ==
{|border="1" align="center" style="border: 10px solid #0; background-color:#FFFFFF"
|-align="center" bgcolor="DDEEFF"
!Prédécesseur
![[Sary:Seal of Madagascar.svg|40px]] Minisitry ny Fitsarana [[Madagasikara|Malagasy]] [[sary:Flag of Madagascar (bordered).svg|40px]]
! Successeur
|-align="center"
| [[Andriamahefarivo J. Richard]] <br/> 2020-2021|| Imbiki Herilaza<br/> 2021-2022 || [[Gisèle Ranampy|Ranampy Gisèle]]<br/> 2022-marsa 2022
|-bgcolor="#DDEEFF"
|}
{{reflist}}
[[Sokajy:Minisitry ny Fitsarana malagasy]]
[[Sokajy:Mpanao malagasy kolikoly]]
bhye5pinlhmue282qmlsykgmz9sfb84
1152646
1152645
2026-10-29T16:18:02Z
~2026-57697-14
41486
Actualisation de la page , avec correction sur des éléments qui ont un caractère haineux et faux
1152646
wikitext
text/x-wiki
<blockquote>'''Imbiki Herilaza''', né le 26 avril 1979 à Antsiranana et originaire de Nosy Boraha (Sainte-Marie), est un magistrat de carrière et homme politique malgache. Il a notamment été vice-président du Sénat, puis ministre de la Justice de 2021 à 2022.
Après sa démission du ministère de la Justice en février 2022, il revient sur la scène politique lors des élections législatives de 2024. Il y est élu avec plus de 63 % des voix dans la circonscription de Sainte-Marie, et siège depuis à l’Assemblée nationale.
Il est le fils d’Anaclet Imbiki, ancien député et ministre de la Justice sous la présidence de Didier Ratsiraka.</blockquote>

** '''2021-2022''': Garde des Sceaux, ministre de la Justic
**'''2023-2024''' : Avocat général à la Cour de cassation
**'''2024-présent''' : Député élu dans la circonscription de Sainte-Marie ; président de la commission de la Défense nationale de l’Assemblée nationale
== Publications ==
<nowiki>*</nowiki><nowiki>''</nowiki>La Haute Cour Constitutionnelle, une juridiction juridico-politique<nowiki>''</nowiki> (Revue Politika, 2023)
<nowiki>*</nowiki><nowiki>''</nowiki>Regard d’un juge sur la justice malgache face aux investissements internationaux<nowiki>''</nowiki>(Revue MCI, 2012)<ref>Revue MCI
</ref>
<nowiki>*</nowiki><nowiki>''</nowiki>La suspension d’une décision de justice par la Cour suprême<nowiki>''</nowiki> (Revue MCI, 2016)<ref>Revue MCI</ref>
<nowiki>*</nowiki>'Les impacts du Conseil supérieur de la magistrature sur les juridictions<nowiki>''</nowiki> (Revue MCI, 2010)<ref>Revue MCI </ref>
== Minisitry ny Fitsarana ==
{|border="1" align="center" style="border: 10px solid #0; background-color:#FFFFFF"
|-align="center" bgcolor="DDEEFF"
!Prédécesseur
![[Sary:Seal of Madagascar.svg|40px]] Minisitry ny Fitsarana [[Madagasikara|Malagasy]] [[sary:Flag of Madagascar (bordered).svg|40px]]
! Successeur
|-align="center"
| [[Andriamahefarivo J. Richard]] <br/> 2020-2021|| Imbiki Herilaza<br/> 2021-2022 || [[Gisèle Ranampy|Ranampy Gisèle]]<br/> 2022-marsa 2022
|-bgcolor="#DDEEFF"
|}
{{reflist}}
[[Sokajy:Minisitry ny Fitsarana malagasy]]
hk27zln6qw1r61tm33071ibplhu0k6u
1152647
1152646
2026-10-29T16:18:55Z
Pristome
40275
Undid edits by [[Special:Contribs/~2026-57697-14|~2026-57697-14]] ([[User talk:~2026-57697-14|talk]]) to last version by Pristome: Adding content that is not written in the project's language
1152647
wikitext
text/x-wiki
'''Imbiki Herilaza''', dia mpanao politika malagasy (IRMAR), sady minisitry ny atitany teo aloha (2021-2022). Teraka tany [[Nosy Boraha]] izy.
Niteraka resabe i Herilaza Imbiky, indrindra fa noho ny fiampangana kolikoly nandritra ny fotoana naha minisitry ny Fitsarana azy.
Ho fisaorana azy noho ny fanohanana sy ny fahanginany dia nanendry azy ho loholona ny Pouschiste [[Andry Rajoelina]]. (2022-2024).<ref>[https://www.lechodusud.com/post/qui-est-herilaza-imbiky Qui est Herilaza Imbiky?]</ref><ref>[https://www.madagascar-tribune.com/Ministere-de-la-justice-Demission,27322.html Ministere de la Justice: demission]</ref><ref>[https://lexpress.mg/14/02/2022/demission-qui-va-succeder-a-herilaza-imbiki/ Démission - Qui va succéder à Herilaza Imbiki?]</ref>
Nanapa-kevitra ny hiverina amin'ny politika izy amin'ny 2024 eo ambanin'ny sora-baventy [[IRMAR]] ary horaisina amin'ireo mpangalatra sy mpivarotra volamena.<ref>[https://midi-madagasikara.mg/come-back-en-politique/ Comeback en politique]</ref><ref>[https://la1ere.francetvinfo.fr/mayotte/madagascar-le-ministre-herilaza-imbiki-soupconne-un-financement-du-terrorisme-1206337.html Le ministre malgache de la justice fait des révélations surprenantes au sujet du trafic d’or]</ref>
Voatonona ao anatin'ity fitarainana ity ihany koa i Herilaza Imbiky, sekretera jeneraly teo aloha tao amin'ny Ministeran'ny Harena an-kibon'ny tany sy ny Loharano stratejika. Ny fanjavonan'ireo volamena 36 kilao ireo, ary koa ireo vatosoa voatahiry ao amin'ny fitehirizan'ny minisitera, dia nambara tamin'ny Jona 2022. Niditra tamin'ny raharaha ny fanjakana amin'ny maha-antoko sivily azy<ref>[https://www.lexpress.mg/2026/10/pole-anti-corruption-des-plaintes.html L'express de Madagascar: PÔLE ANTI-CORRUPTION - Des plaintes visant d’anciens responsables transmises à la HCC]</ref>.
Ahiahiana ho mamatsy vola ny asa fampihorohoroana ihany koa izy<ref>[https://la1ere.franceinfo.fr/mayotte/madagascar-le-ministre-herilaza-imbiki-soupconne-un-financement-du-terrorisme-1206337.html MADAGASCAR : le ministre Herilaza Imbiki soupçonne un financement du terrorisme]</ref>.
== Carrière ==
*Débuts dans la magistrature et l’administration (2002-2010)
*'''2002-2003''' : Magistrat rattaché à la Direction des études (Ministère de la Justice)
*'''2003-2004''' : Juge et juge d’instruction au tribunal de première instance de Mahajanga; membre de la commission interministérielle ad hoc sur l’adoption internationale
*'''2004-2008''' : Juge et juge d’instruction au tribunal de première instance d’Antananarivo ; membre de la cellule environnementale du ministère de la Justice
*'''2008-2009''' : Conseiller supérieur au Conseil supérieur de la magistrature (élu dans le ressort de la cour d’appel d’Antananarivo)
*'''2009-2010''' : Commissaire électoral régional d’Analamanga (référendum constitutionnel de 2010) ; assistant responsable des stages et recherches à l’École nationale de la magistrature et des greffes (ENMG)
*'''2010-2011''' : Membre de la Commission spéciale de collecte de données (réforme des finances publiques, Ministère des Finances)
*'''Hautes fonctions judiciaires et administratives (2010-2021)'''
*'''2010''' : Membre de la Commission juridique spéciale sur le dossier du 7 février 2009 (Présidence de la République)
*'''2012-2014''' : Conseiller juridique auprès du vice-Premier ministre chargé de l’Économie et de l’Industrie ; juge électoral à la Haute Cour constitutionnelle (2013-2014)
*'''2018-2019''' : Directeur des stages et du suivi-évaluation à l’ENMG ; encadreur à l’ENAM, à l’UCM, à l’ACEEM et à l’IEP
*'''2019-2020''' : Secrétaire général du ministère des Mines et des ressources stratégiques ; président du comité sur les grands investissements miniers ; administrateur de Kraomita Malagasy;président du conseil d’administration de la Société de manutention des marchandises non conteneurisées (SMMC)
*'''2020-2021''' : Secrétaire général du ministère de la Justice ;
*'''2021''' : Vice-président du Sénat chargé des provinces du Nord ; président du conseil d’administration de l’ENMG
*'''Fonctions ministérielles et parlementaires (aout 2021-février 2022)'''<ref>[https://www.aa.com.tr/fr/afrique/madagascar-d%C3%A9mission-du-ministre-de-la-justice/2501847 Démission du ministre de la Justice]</ref>
** '''février 2022''': Démission le 11 février 2022<ref>[https://lexpress.mg/14/02/2022/demission-qui-va-succeder-a-herilaza-imbiki/ Démission - Qui va succéder à Herilaza Imbiki?]</ref>
**'''2022-2023''' : Garde des Sceaux, ministre de la Justice
**'''2023-2024''' : Avocat général à la Cour de cassation
**'''2024-présent''' : Député élu dans la circonscription de Sainte-Marie ; président de la commission de la Défense nationale de l’Assemblée nationale
== Publications ==
*''La Haute Cour Constitutionnelle, une juridiction juridico-politique'' (Revue Politika, 2023)
*''Regard d’un juge sur la justice malgache face aux investissements internationaux''(Revue MCI, 2012)
*''La suspension d’une décision de justice par la Cour suprême'' (Revue MCI, 2016)
*'Les impacts du Conseil supérieur de la magistrature sur les juridictions'' (Revue MCI, 2010){{reflist}}
== Minisitry ny Fitsarana ==
{|border="1" align="center" style="border: 10px solid #0; background-color:#FFFFFF"
|-align="center" bgcolor="DDEEFF"
!Prédécesseur
![[Sary:Seal of Madagascar.svg|40px]] Minisitry ny Fitsarana [[Madagasikara|Malagasy]] [[sary:Flag of Madagascar (bordered).svg|40px]]
! Successeur
|-align="center"
| [[Andriamahefarivo J. Richard]] <br/> 2020-2021|| Imbiki Herilaza<br/> 2021-2022 || [[Gisèle Ranampy|Ranampy Gisèle]]<br/> 2022-marsa 2022
|-bgcolor="#DDEEFF"
|}
{{reflist}}
[[Sokajy:Minisitry ny Fitsarana malagasy]]
[[Sokajy:Mpanao malagasy kolikoly]]
bhye5pinlhmue282qmlsykgmz9sfb84
1152648
1152647
2026-10-29T16:23:20Z
~2026-57697-14
41486
1152648
wikitext
text/x-wiki
== Présentation ==
<blockquote>'''Imbiki Herilaza''', né le 26 avril 1979 à Antsiranana et originaire de Nosy Boraha (Sainte-Marie), est un magistrat de carrière et homme politique malgache. Il a notamment été vice-président du Sénat, puis ministre de la Justice de 2021 à 2022.
Après sa démission du ministère de la Justice en février 2022, il revient sur la scène politique lors des élections législatives de 2024. Il y est élu avec plus de 63 % des voix dans la circonscription de Sainte-Marie, et siège depuis à l’Assemblée nationale.
Il est le fils d’Anaclet Imbiki, ancien député et ministre de la Justice sous la présidence de Didier Ratsiraka.</blockquote>
== Carrière ==
*Débuts dans la magistrature et l’administration (2002-2010)
*'''2002-2003''' : Magistrat rattaché à la Direction des études (Ministère de la Justice)
*'''2003-2004''' : Juge et juge d’instruction au tribunal de première instance de Mahajanga; membre de la commission interministérielle ad hoc sur l’adoption internationale
*'''2004-2008''' : Juge et juge d’instruction au tribunal de première instance d’Antananarivo ; membre de la cellule environnementale du ministère de la Justice
*'''2008-2009''' : Conseiller supérieur au Conseil supérieur de la magistrature (élu dans le ressort de la cour d’appel d’Antananarivo)
*'''2009-2010''' : Commissaire électoral régional d’Analamanga (référendum constitutionnel de 2010) ; assistant responsable des stages et recherches à l’École nationale de la magistrature et des greffes (ENMG)
*'''2010-2011''' : Membre de la Commission spéciale de collecte de données (réforme des finances publiques, Ministère des Finances)
*'''Hautes fonctions judiciaires et administratives (2010-2021)'''
*'''2010''' : Membre de la Commission juridique spéciale sur le dossier du 7 février 2009 (Présidence de la République)
*'''2012-2014''' : Conseiller juridique auprès du vice-Premier ministre chargé de l’Économie et de l’Industrie ; juge électoral à la Haute Cour constitutionnelle (2013-2014)
*'''2018-2019''' : Directeur des stages et du suivi-évaluation à l’ENMG ; encadreur à l’ENAM, à l’UCM, à l’ACEEM et à l’IEP
*'''2019-2020''' : Secrétaire général du ministère des Mines et des ressources stratégiques ; président du comité sur les grands investissements miniers ; administrateur de Kraomita Malagasy;président du conseil d’administration de la Société de manutention des marchandises non conteneurisées (SMMC)
*'''2020-2021''' : Secrétaire général du ministère de la Justice ;
*'''2021''' : Vice-président du Sénat chargé des provinces du Nord ; président du conseil d’administration de l’ENMG
*'''Fonctions ministérielles et parlementaires (aout 2021-février 2022)'''<ref>[https://www.aa.com.tr/fr/afrique/madagascar-d%C3%A9mission-du-ministre-de-la-justice/2501847 Démission du ministre de la Justice]</ref>
** '''2021- 2022''': Garde des Sceaux, ministre de la Justice
**'''2023-2024''' : Avocat général à la Cour de cassation
**'''2024-présent''' : Député élu dans la circonscription de Sainte-Marie ; président de la commission de la Défense nationale de l’Assemblée nationale
== Publications ==
<nowiki>*</nowiki><nowiki>''</nowiki>La Haute Cour Constitutionnelle, une juridiction juridico-politique<nowiki>''</nowiki> (Revue Politika, 2023)<ref>MCI
</ref>
<nowiki>*</nowiki><nowiki>''</nowiki>Regard d’un juge sur la justice malgache face aux investissements internationaux<nowiki>''</nowiki>(Revue MCI, 2012)<ref>MCI</ref>
<nowiki>*</nowiki><nowiki>''</nowiki>La suspension d’une décision de justice par la Cour suprême<nowiki>''</nowiki> (Revue MCI, 2016)<ref>MCI
</ref>
<nowiki>*</nowiki>'Les impacts du Conseil supérieur de la magistrature sur les juridictions<nowiki>''</nowiki> (Revue MCI, 2010)
== Minisitry ny Fitsarana ==
{|border="1" align="center" style="border: 10px solid #0; background-color:#FFFFFF"
|-align="center" bgcolor="DDEEFF"
!Prédécesseur
![[Sary:Seal of Madagascar.svg|40px]] Minisitry ny Fitsarana [[Madagasikara|Malagasy]] [[sary:Flag of Madagascar (bordered).svg|40px]]
! Successeur
|-align="center"
| [[Andriamahefarivo J. Richard]] <br/> 2020-2021|| Imbiki Herilaza<br/> 2021-2022 || [[Gisèle Ranampy|Ranampy Gisèle]]<br/> 2022-marsa 2022
|-bgcolor="#DDEEFF"
|}
{{reflist}}
[[Sokajy:Minisitry ny Fitsarana malagasy]]
9o2zbu08yn3ofbei6pq4y9b62beuyfs
1152649
1152648
2026-10-29T16:26:59Z
Pristome
40275
Undid edits by [[Special:Contribs/~2026-57697-14|~2026-57697-14]] ([[User talk:~2026-57697-14|talk]]) to last version by Pristome
1152649
wikitext
text/x-wiki
'''Imbiki Herilaza''', dia mpanao politika malagasy (IRMAR), sady minisitry ny atitany teo aloha (2021-2022). Teraka tany [[Nosy Boraha]] izy.
Niteraka resabe i Herilaza Imbiky, indrindra fa noho ny fiampangana kolikoly nandritra ny fotoana naha minisitry ny Fitsarana azy.
Ho fisaorana azy noho ny fanohanana sy ny fahanginany dia nanendry azy ho loholona ny Pouschiste [[Andry Rajoelina]]. (2022-2024).<ref>[https://www.lechodusud.com/post/qui-est-herilaza-imbiky Qui est Herilaza Imbiky?]</ref><ref>[https://www.madagascar-tribune.com/Ministere-de-la-justice-Demission,27322.html Ministere de la Justice: demission]</ref><ref>[https://lexpress.mg/14/02/2022/demission-qui-va-succeder-a-herilaza-imbiki/ Démission - Qui va succéder à Herilaza Imbiki?]</ref>
Nanapa-kevitra ny hiverina amin'ny politika izy amin'ny 2024 eo ambanin'ny sora-baventy [[IRMAR]] ary horaisina amin'ireo mpangalatra sy mpivarotra volamena.<ref>[https://midi-madagasikara.mg/come-back-en-politique/ Comeback en politique]</ref><ref>[https://la1ere.francetvinfo.fr/mayotte/madagascar-le-ministre-herilaza-imbiki-soupconne-un-financement-du-terrorisme-1206337.html Le ministre malgache de la justice fait des révélations surprenantes au sujet du trafic d’or]</ref>
Voatonona ao anatin'ity fitarainana ity ihany koa i Herilaza Imbiky, sekretera jeneraly teo aloha tao amin'ny Ministeran'ny Harena an-kibon'ny tany sy ny Loharano stratejika. Ny fanjavonan'ireo volamena 36 kilao ireo, ary koa ireo vatosoa voatahiry ao amin'ny fitehirizan'ny minisitera, dia nambara tamin'ny Jona 2022. Niditra tamin'ny raharaha ny fanjakana amin'ny maha-antoko sivily azy<ref>[https://www.lexpress.mg/2026/10/pole-anti-corruption-des-plaintes.html L'express de Madagascar: PÔLE ANTI-CORRUPTION - Des plaintes visant d’anciens responsables transmises à la HCC]</ref>.
Ahiahiana ho mamatsy vola ny asa fampihorohoroana ihany koa izy<ref>[https://la1ere.franceinfo.fr/mayotte/madagascar-le-ministre-herilaza-imbiki-soupconne-un-financement-du-terrorisme-1206337.html MADAGASCAR : le ministre Herilaza Imbiki soupçonne un financement du terrorisme]</ref>.
== Carrière ==
*Débuts dans la magistrature et l’administration (2002-2010)
*'''2002-2003''' : Magistrat rattaché à la Direction des études (Ministère de la Justice)
*'''2003-2004''' : Juge et juge d’instruction au tribunal de première instance de Mahajanga; membre de la commission interministérielle ad hoc sur l’adoption internationale
*'''2004-2008''' : Juge et juge d’instruction au tribunal de première instance d’Antananarivo ; membre de la cellule environnementale du ministère de la Justice
*'''2008-2009''' : Conseiller supérieur au Conseil supérieur de la magistrature (élu dans le ressort de la cour d’appel d’Antananarivo)
*'''2009-2010''' : Commissaire électoral régional d’Analamanga (référendum constitutionnel de 2010) ; assistant responsable des stages et recherches à l’École nationale de la magistrature et des greffes (ENMG)
*'''2010-2011''' : Membre de la Commission spéciale de collecte de données (réforme des finances publiques, Ministère des Finances)
*'''Hautes fonctions judiciaires et administratives (2010-2021)'''
*'''2010''' : Membre de la Commission juridique spéciale sur le dossier du 7 février 2009 (Présidence de la République)
*'''2012-2014''' : Conseiller juridique auprès du vice-Premier ministre chargé de l’Économie et de l’Industrie ; juge électoral à la Haute Cour constitutionnelle (2013-2014)
*'''2018-2019''' : Directeur des stages et du suivi-évaluation à l’ENMG ; encadreur à l’ENAM, à l’UCM, à l’ACEEM et à l’IEP
*'''2019-2020''' : Secrétaire général du ministère des Mines et des ressources stratégiques ; président du comité sur les grands investissements miniers ; administrateur de Kraomita Malagasy;président du conseil d’administration de la Société de manutention des marchandises non conteneurisées (SMMC)
*'''2020-2021''' : Secrétaire général du ministère de la Justice ;
*'''2021''' : Vice-président du Sénat chargé des provinces du Nord ; président du conseil d’administration de l’ENMG
*'''Fonctions ministérielles et parlementaires (aout 2021-février 2022)'''<ref>[https://www.aa.com.tr/fr/afrique/madagascar-d%C3%A9mission-du-ministre-de-la-justice/2501847 Démission du ministre de la Justice]</ref>
** '''février 2022''': Démission le 11 février 2022<ref>[https://lexpress.mg/14/02/2022/demission-qui-va-succeder-a-herilaza-imbiki/ Démission - Qui va succéder à Herilaza Imbiki?]</ref>
**'''2022-2023''' : Garde des Sceaux, ministre de la Justice
**'''2023-2024''' : Avocat général à la Cour de cassation
**'''2024-présent''' : Député élu dans la circonscription de Sainte-Marie ; président de la commission de la Défense nationale de l’Assemblée nationale
== Publications ==
*''La Haute Cour Constitutionnelle, une juridiction juridico-politique'' (Revue Politika, 2023)
*''Regard d’un juge sur la justice malgache face aux investissements internationaux''(Revue MCI, 2012)
*''La suspension d’une décision de justice par la Cour suprême'' (Revue MCI, 2016)
*'Les impacts du Conseil supérieur de la magistrature sur les juridictions'' (Revue MCI, 2010){{reflist}}
== Minisitry ny Fitsarana ==
{|border="1" align="center" style="border: 10px solid #0; background-color:#FFFFFF"
|-align="center" bgcolor="DDEEFF"
!Prédécesseur
![[Sary:Seal of Madagascar.svg|40px]] Minisitry ny Fitsarana [[Madagasikara|Malagasy]] [[sary:Flag of Madagascar (bordered).svg|40px]]
! Successeur
|-align="center"
| [[Andriamahefarivo J. Richard]] <br/> 2020-2021|| Imbiki Herilaza<br/> 2021-2022 || [[Gisèle Ranampy|Ranampy Gisèle]]<br/> 2022-marsa 2022
|-bgcolor="#DDEEFF"
|}
{{reflist}}
[[Sokajy:Minisitry ny Fitsarana malagasy]]
[[Sokajy:Mpanao malagasy kolikoly]]
bhye5pinlhmue282qmlsykgmz9sfb84
1152650
1152649
2026-10-29T16:29:57Z
~2026-57697-14
41486
1152650
wikitext
text/x-wiki
Imbiki Herilaza, teraka tamin’ny 26 aprily 1979 tao Antsiranana ary avy any Nosy Boraha (Sainte-Marie) no fiaviany, dia mpitsara matihanina sady mpanao politika malagasy. Anisan’ny andraikitra noraisiny ny maha-filoha lefitry ny Antenimierandoholona azy, ary avy eo ny maha-minisitry ny Fitsarana azy tamin’ny 2021 ka hatramin’ny 2022.
Taorian’ny fametraham-pialany tamin’ny maha-minisitry ny Fitsarana azy tamin’ny volana febroary 2022, dia niverina teo amin’ny sehatra politika izy nandritra ny fifidianana solombavambahoaka tamin’ny 2024. Voafidy tamin’ny vato maherin’ny 63 % izy tao amin’ny distrikan’i Nosy Boraha, ary mipetraka ao amin’ny Antenimierampirenena hatramin’izay.
Zanak’i Anaclet Imbiki izy, solombavambahoaka teo aloha sady minisitry ny Fitsarana tamin’ny fitondran’ny filoha Didier Ratsiraka
== Carrière ==
*Débuts dans la magistrature et l’administration (2002-2010)
*'''2002-2003''' : Magistrat rattaché à la Direction des études (Ministère de la Justice)
*'''2003-2004''' : Juge et juge d’instruction au tribunal de première instance de Mahajanga; membre de la commission interministérielle ad hoc sur l’adoption internationale
*'''2004-2008''' : Juge et juge d’instruction au tribunal de première instance d’Antananarivo ; membre de la cellule environnementale du ministère de la Justice
*'''2008-2009''' : Conseiller supérieur au Conseil supérieur de la magistrature (élu dans le ressort de la cour d’appel d’Antananarivo)
*'''2009-2010''' : Commissaire électoral régional d’Analamanga (référendum constitutionnel de 2010) ; assistant responsable des stages et recherches à l’École nationale de la magistrature et des greffes (ENMG)
*'''2010-2011''' : Membre de la Commission spéciale de collecte de données (réforme des finances publiques, Ministère des Finances)
*'''Hautes fonctions judiciaires et administratives (2010-2021)'''
*'''2010''' : Membre de la Commission juridique spéciale sur le dossier du 7 février 2009 (Présidence de la République)
*'''2012-2014''' : Conseiller juridique auprès du vice-Premier ministre chargé de l’Économie et de l’Industrie ; juge électoral à la Haute Cour constitutionnelle (2013-2014)
*'''2018-2019''' : Directeur des stages et du suivi-évaluation à l’ENMG ; encadreur à l’ENAM, à l’UCM, à l’ACEEM et à l’IEP
*'''2019-2020''' : Secrétaire général du ministère des Mines et des ressources stratégiques ; président du comité sur les grands investissements miniers ; administrateur de Kraomita Malagasy;président du conseil d’administration de la Société de manutention des marchandises non conteneurisées (SMMC)
*'''2020-2021''' : Secrétaire général du ministère de la Justice ;
*'''2021''' : Vice-président du Sénat chargé des provinces du Nord ; président du conseil d’administration de l’ENMG
*'''Fonctions ministérielles et parlementaires (aout 2021-février 2022)'''<ref>[https://www.aa.com.tr/fr/afrique/madagascar-d%C3%A9mission-du-ministre-de-la-justice/2501847 Démission du ministre de la Justice]</ref>
** '''2021- 2022''': Garde des Sceaux, ministre de la Justice
**'''2023-2024''' : Avocat général à la Cour de cassation
**'''2024-présent''' : Député élu dans la circonscription de Sainte-Marie ; président de la commission de la Défense nationale de l’Assemblée nationale
== Publications ==
<nowiki>*</nowiki><nowiki>''</nowiki>La Haute Cour Constitutionnelle, une juridiction juridico-politique<nowiki>''</nowiki> (Revue Politika, 2023)
<nowiki>*</nowiki><nowiki>''</nowiki>Regard d’un juge sur la justice malgache face aux investissements internationaux<nowiki>''</nowiki>(Revue MCI, 2012)<ref>MCI
</ref>
<nowiki>*</nowiki><nowiki>''</nowiki>La suspension d’une décision de justice par la Cour suprême<nowiki>''</nowiki> (Revue MCI, 2016)<ref>MCI</ref>
<nowiki>*</nowiki>'Les impacts du Conseil supérieur de la magistrature sur les juridictions<nowiki>''</nowiki> (Revue MCI, 2010)<ref>MCI
</ref>
== Minisitry ny Fitsarana ==
{|border="1" align="center" style="border: 10px solid #0; background-color:#FFFFFF"
|-align="center" bgcolor="DDEEFF"
!Prédécesseur
![[Sary:Seal of Madagascar.svg|40px]] Minisitry ny Fitsarana [[Madagasikara|Malagasy]] [[sary:Flag of Madagascar (bordered).svg|40px]]
! Successeur
|-align="center"
| [[Andriamahefarivo J. Richard]] <br/> 2020-2021|| Imbiki Herilaza<br/> 2021-2022 || [[Gisèle Ranampy|Ranampy Gisèle]]<br/> 2022-marsa 2022
|-bgcolor="#DDEEFF"
|}
{{reflist}}
[[Sokajy:Minisitry ny Fitsarana malagasy]]
7y4o40mawoh54en53634rchr514fooz