Wikipedia
mgwiki
https://mg.wikipedia.org/wiki/Wikipedia:Fandraisana
MediaWiki 1.47.0-wmf.11
first-letter
Rakitra
Manokana
Dinika
Mpikambana
Dinika amin'ny mpikambana
Wikipedia
Dinika amin'ny Wikipedia
Sary
Dinika amin'ny sary
MediaWiki
Dinika amin'ny MediaWiki
Endrika
Dinika amin'ny endrika
Fanoroana
Dinika amin'ny fanoroana
Sokajy
Dinika amin'ny sokajy
TimedText
TimedText talk
Module
Discussion module
Event
Event talk
Ny Voaroy (pôeta)
0
300724
1147797
1144115
2026-07-17T04:02:28Z
Mikoriana
40064
Source
1147797
wikitext
text/x-wiki
Ny Voaroy na Randriamparany Nambinintsoa Marie Alexandre araka ny tena anarany <ref group="https://poetawebs.e-monsite.com/pages/fakafaka/sova-momba-ny-rano-ny-voaroy.html">https://poetawebs.e-monsite.com/pages/fakafaka/sova-momba-ny-rano-ny-voaroy.html</ref>dia teraka tao Fenoarivo Atsimondrano. Any Ambositra kosa no tanindrazany. Izy no faralahin-dRamamonjisoa Alexandre sy Razafindramanana Marie Juliette. Nampakatra an'i Heriarilala Andriamamonjy ho vadiny izy tamin'ny 19 desambra 2025 <ref>https://vetso.serasera.org/mpanoratra/ny-voaroy</ref>ary manana zanaka lahy iray izy ireo. Raim-pianakaviana manana ny maha izy azy i Ny Voaroy. Mpampianatra teny anglisy izy ary mpitari-dia eo amin'ny sehatry ny fizahan-tany. Izy no namorona ny American English Intelligent Course. Niofana ho mpampianatra teny anglisy tao amin'ny Clever English Course manko izy ary nahazo ny mari-pahaizana "licence" amin'ny teny anglisy tao amin'ny American School Antananarivo. Nahazo mari-pahaizana "licence" momba ny Fizahan-tany sy Fitanana tranom-bahiny tao amin'ny I.N.T.H Ampefiloha koa izy. Fialany voly sady fakany fahafinaretana ny zavakanto malagasy.
Ireto avy ireo boky namoahany asa soratra, iombonany amin'ny mpiray fikambanana aminy :
- ''Singo-panahy (2023)''
''- Ny marina tsy hamarina (2025)''
''- Ny Havàtsan'i Dol'Aj (2025)''
Efa telo ny fanadihadiana ny asa sorany nivoaka hatreto.
- Fanadihadiana ny sôva momba ny voninkazo <ref>https://poetawebs.e-monsite.com/pages/fakafaka/sova-momba-ny-voninkazo.html</ref>
- Fanadihadiana ny sôva momba ny rano
- Ny endri-pizahantany taratra ao amin'ny sôva nosoratan'i Ny Voaroy.
Efa tamin'ny taona 2007 izy no nanomboka nanoratra raha tamin'ny taona 2004 no nanomboka nanao sary. Noho ny ezaka vitany teo amin'ny tontolon'ny literatiora sy ireo zavakanto hafa ataony dia nanolotra mari-boninahitry kanto azy eo amin'ny laharan'ny Chevalier de l'Ordre des Arts, des Lettres et de la Culture ny Ministeran'ny Serasera sy ny Kolontsaina tamin'ny volana janoary 2025.
m1icmlpyb5ooleqralbmfujab88730u
Lydiary
0
301463
1147785
2026-07-16T15:49:15Z
Nitokiana
40334
Nampiditra lahatsoratra momba an'i Lydiary
1147785
wikitext
text/x-wiki
== Ny fiainany ==
=== Ny fiankohonany ===
Teraka tao Amparibe Antananarivo i Lydiary ny 03 Febroary 1947 ary nodimandry tao Ampefiloha ny 09 Septambra 2012. RAZAIARIMANANA Marie Lydia no anarana NOMEN-DRASOAMANANA sy RAVELOARISOA Lucie ray aman-dreniny azy. <ref>Solofo José </ref>
=== Ny sekoly nianarany ===
Tao amin'ny sekoly Marie Manjaka Andohalo no nandrato fianarana fototra izy. <ref>Andohalo</ref>
= Loharano =
https://poetawebs.e-monsite.com/pages/fakafaka/page-68.html
p1741ys5xunnpfkcq4q0h1qww70seao
1147786
1147785
2026-07-16T16:25:48Z
Nitokiana
40334
Nanampy lahatsoratra
1147786
wikitext
text/x-wiki
== Ny fiainany ==
=== Ny fiankohonany ===
Teraka tao Amparibe Antananarivo i Lydiary ny 03 Febroary 1947 ary nodimandry tao Ampefiloha ny 09 Septambra 2012. RAZAIARIMANANA Marie Lydia no anarana NOMEN-DRASOAMANANA sy RAVELOARISOA Lucie ray aman-dreniny azy. <ref>Solofo José </ref>
=== Ny sekoly nianarany ===
Tao amin'ny sekoly Marie Manjaka Andohalo no nandrato fianarana fototra izy. <ref>Andohalo</ref>Tao amin'ny sekoly Marie Manjaka Andohalo no nandrato fianarana fototra izy. Tao amin'ny Collège Moderne de Madagascar Ankaditapaka Ankadifotsy kosa no nahazoany ny Mari-pahaizana Baccalauréat andiany voalohany sy faharoa. Nanohy ny fandalinana ny teny tao amin'ny Oniversite de Madagascar izy ka nahazoany ny Mari-pahaizana licence és-lettres Malagasy sy ny C2 de Maîtrise.
Ny asa aman-draharaha nataony
Teo amin'ny tontolon'ny asa dia fotoana naharitra no nisahanany ny taranja malagasy. Efa mpanolon-tsain'ny Ministeran'ny Mponina izy ary lasa Talen'ny Sampan'asa iray tao anivon'io ministera io ihany. <ref>Ministera ny mponina </ref>
= Loharano =
https://poetawebs.e-monsite.com/pages/fakafaka/page-68.html
gyktty4r0b9uak8n2pv87qe062493zd
1147787
1147786
2026-07-16T16:42:54Z
Nitokiana
40334
Nampiditra infobox olona

Ny mari-pahaizana nanana y
Baccalauréat
Licence és-lettres Malagasy
C2 de Maitrise
== Ny maha mpanoratra azy ==
=== Ny solon'anarany ===
Nisalotra ny solon' anarana Lydiary Razay-Azary izy teo amin'ny tontolon'ny soratra, ny 1967 izy no nanomboka nanoratra heritaona taorian'ny nahafatesan'ny Reniny.
{{Infobox olona|anarana=RAZAIARIMANANA Marie Lydia|teraka=03 Febroary 19477|toerana=Amparibe Antananarivo|maty=09 Septambra 2012|firenena=Madagasikara|asa=Mpampianatra|asa hafa=Mpanolon-tsainan'ny Minisitry ny mponina|seha-pitiavana=Manambady}}
<ref>lydiary </ref>
=== 2- Ny asa sorany ===
Ny karazana asa sorany
-Tononkalo
-Sombintantara
-Tantara fandefa amin'ny onjam-peo
-Lahatsoratra famakafakana
-Angano, horonan-tsarimihetsika
Ireo mitahiry ny asa sorany
Boky, horonam-peo, horonan-tsary
=== Ny tara-kevitra novetsoiny ===
Ny fahafatesana
Ny fahoriana mianjady amin'ny olona
Ny fahatarana eo amin'ny fandrosoana
Ny fitambesaran'ny fahakambotiana
= Loharano =
https://poetawebs.e-monsite.com/pages/fakafaka/page-68.html
gmg5heylbfr2ghei6d3btdahbi8bzfq
1147788
1147787
2026-07-16T16:44:10Z
Nitokiana
40334
1147788
wikitext
text/x-wiki
== Ny fiainany ==
=== Ny fiankohonany ===
Teraka tao Amparibe Antananarivo i Lydiary ny 03 Febroary 1947 ary nodimandry tao Ampefiloha ny 09 Septambra 2012. RAZAIARIMANANA Marie Lydia no anarana NOMEN-DRASOAMANANA sy RAVELOARISOA Lucie ray aman-dreniny azy. <ref>Solofo José </ref>
=== Ny sekoly nianarany ===
Tao amin'ny sekoly Marie Manjaka Andohalo no nandrato fianarana fototra izy. <ref>Andohalo</ref>Tao amin'ny sekoly Marie Manjaka Andohalo no nandrato fianarana fototra izy. Tao amin'ny Collège Moderne de Madagascar Ankaditapaka Ankadifotsy kosa no nahazoany ny Mari-pahaizana Baccalauréat andiany voalohany sy faharoa. Nanohy ny fandalinana ny teny tao amin'ny Oniversite de Madagascar izy ka nahazoany ny Mari-pahaizana licence és-lettres Malagasy sy ny C2 de Maîtrise.
Ny asa aman-draharaha nataony
Teo amin'ny tontolon'ny asa dia fotoana naharitra no nisahanany ny taranja malagasy. Efa mpanolon-tsain'ny Ministeran'ny Mponina izy ary lasa Talen'ny Sampan'asa iray tao anivon'io ministera io ihany. <ref>Ministera ny mponina </ref>
Ny mari-pahaizana nanana y
Baccalauréat
Licence és-lettres Malagasy
C2 de Maitrise
== Ny maha mpanoratra azy ==
=== Ny solon'anarany ===
Nisalotra ny solon' anarana Lydiary Razay-Azary izy teo amin'ny tontolon'ny soratra, ny 1967 izy no nanomboka nanoratra heritaona taorian'ny nahafatesan'ny Reniny.
{{Infobox olona|anarana=Lydiary|teraka=03 Febroary 19477|toerana=Amparibe Antananarivo|maty=09 Septambra 2012|firenena=Madagasikara|asa=Mpampianatra|asa hafa=Mpanolon-tsainan'ny Minisitry ny mponina|seha-pitiavana=Manambady}}
<ref>lydiary </ref>
=== 2- Ny asa sorany ===
Ny karazana asa sorany
-Tononkalo
-Sombintantara
-Tantara fandefa amin'ny onjam-peo
-Lahatsoratra famakafakana
-Angano, horonan-tsarimihetsika
Ireo mitahiry ny asa sorany
Boky, horonam-peo, horonan-tsary
=== Ny tara-kevitra novetsoiny ===
Ny fahafatesana
Ny fahoriana mianjady amin'ny olona
Ny fahatarana eo amin'ny fandrosoana
Ny fitambesaran'ny fahakambotiana
= Loharano =
https://poetawebs.e-monsite.com/pages/fakafaka/page-68.html
7sux5kt9dcbo10yx1s04z01ap6c6pqm
1147792
1147788
2026-07-16T18:21:32Z

'''Ny karazana asa sorany'''
-Tononkalo
-Sombintantara
-Tantara fandefa amin'ny onjam-peo
-Lahatsoratra famakafakana
-Angano, horonan-tsarimihetsika
Ireo mitahiry ny asa sorany
Boky, horonam-peo, horonan-tsary
'''Ny mampiavaka azy teo amin'ny sehatry ny literatiora'''
Tsara ny manamarika fa i Lydiary no anisan'ny vavitokana nanorina ny Faribolana Sandratra ary mbola izy ihany koa no namorona ny sary famatarana izany fikambanana izany. Fa ny tena nampiavaka azy dia ny fisahanany asam-pitolomana maro amin'ny fiaraha-monina indrindra ny tontolon'ny vehivavy. Nohezahiny ny hampivoatra ny vehivavy tamin'ny lafiny rehetra ka nananany andraikitra.
Tia tantara tsangana sy sarimihetsika, hosodoko, Mozika ary soradihy izy.
'''Ny tononkalo nahafantarana azy'''
Ireo tsiky maro loko( Lydiary Sandratra Amboara-tononkalo voalohany takila 44) no tononkalo nahafantarana azy
=== Ny tara-kevitra novetsoiny ===
Ny fahafatesana
Ny fahoriana mianjady amin'ny olona
Ny fahatarana eo amin'ny fandrosoana
Ny fitambesaran'ny fahakambotiana
= Loharano =
https://poetawebs.e-monsite.com/pages/fakafaka/page-68.html
tk913pe18r4hk2gla6gcpy8y6r6xxna
Rabary
0
301464
1147789
2026-07-16T17:55:08Z
Nitokiana
40334
Nampiditra lahatsoratra r
1147789
wikitext
text/x-wiki
Rabary
== Ny fiainany ==
'''Ny fiankohonany'''
Teraka ny 03 Mey 1864 tao Ibetsizaraina Avaradrano izy. Zanaky Rakotovao na RAINIBARIJAONA mpitandrina mpampianatra sy RAZANABOLOLONA.
Razafimbololona Rabarijaonina Augustin no anarana nomena azy tamin'ny batisa. RAZAFIDRAMAKA kosa no abaram-bositra fony fahazaza ary nisalorany tamin'ny lahatsoratra nosoratany.
RASENDRA no anaran'ny vadin-dRabary, ADRIATSITAITRA mpanjakan'ny Sakalava no razabeny avy amin'ny lafin-dRainy, ANDRIAMBELOMASINA mpanjakan'Avaradrano kosa no razabeny avy amin'ny lafin-dreniny ary telo mirahavavy ny zanany.
Nodimandry ny febroary 1947 teo amin'ny faha 83 taonany izy ary naleviny tao Amboniloha Antananarivo.
'''Ny fianarana nataony'''
-1869: Nanomboka nianatra namaky teny niaraka amin'ireo olon-dehibe nampianarin-dRainy izy .
-1871: Nifindra tany Tangaina tanindrazany ny rainy ka tany indray izy no nianatra
-1876: Nianatra tao amin'ny sekoly Normal Scool Antananarivo.
03 janoary 1881: Nianatra tao amin'ny Ecole de Médcine
03 Mey 1881: Nampianan-tena izy : Algebra, jeometrie, simia, jeolojia...
Ny asa aman-draharaha nataony
-Febroary 1882: Nanomboka nampianatra tao Ambohitromby izy nandritra ny 02 taona .
-04 Aprily 1884: Niasa tao amin'ny M. Thomas Wilkinson, mpandefa lahatsoratra an-gazety tany an-dafy.
-06 janoary 1885 : Nampianatra tao amin'ny "Girl's Central Scool" Ambodin'Andohalo.
-Janoary 1896: Nampianatra teolojia dogmatika, aljebra, jeometria ny kilasy voalohany ao amin'ny "Sekolara" na kilasy nanomana ho mpanao raharaha hafa noho ny mpitandrina.
-16 jolay 1916: Nampianatra tao amin'ny "École publique" tao Fihaonana sy tany Ambatomanga.
-11 Febroary 1921: Nampianatra lojika tao amin'ny sekoly Paul Minault.
=== Ireo marim-boninahitra azony ===
-16 febroary 1923 : notoloran'ny fanjakana 09 voninahitra
-25 Febroary 1929: Nasondrotra ho 12 voninahitra.
Mariky ny fanehoana ny voninahitra azony koa ny maha mpikambana eo amin'ny Akademia Malagasy azy.
-26 jolay 1923 no noraisina ho "Membre correspondant"
27 Novambra 1933 natao "membre associé"
16 desambra 1937 natao "membre titulaire"
== Ny maha mpanoratra azy ==
=== Ireo solon'anarany ===
Maro ireo solon'anarana noentin-dRabary amin'ireo famoronana sy lahatsoratra toy ny P. Razadindramaka, ARBP, Rasoa, Emile Razanamino.
=== Ny asa sorany ===
Tamin'ny Septambra 1921 dia narindran-dRabary ho tantara aseho sehatra ilay tantara noforoniny "Raketaka Zandriko"
25 jolay 1923: Nanomboka ilay tantara "Ny androm-pahoriako" izay nataony hoe "Rafanoela".
Jona 1936: "Ny theologian'ny Ntaolo "
Novambra 1938: Tantaran-dRanavalona III
NY KARAZANA ASA SORANY
-Tantara foronina sy sombintanatra
-Tantara tsangana
-Tononkalo samihafa
NY GAZETY MISY NY ASA SORANY
Grande Île, Ny mpankafy, Ny mpandinika, Teny soa, Mazava, Fiainana.
NY ASA SORATRA NAMPIAAVAKA AZY SY NY TOETRA ANANANY
1910 "Ny martiora malagasy", io asa soratra io no tena nahafataran'ny maro azy.
Izy dia mpitandrina, olon'ny finoana, sahy nijoro sy niseho hatrany ny maha Gasy azy, nandala ny te in-dra zany.
=== Ny tara-kevitra novetsoiny tao amin'ny asa sorany ===
Fitiavana, tanindrazana maneho ny antso ho an'ny olona maniry fiadanam-po fifampitohizan'aina
== Loharano ==
78np2sfmqq7meub07i45aq1uywovqwm
1147790
1147789
2026-07-16T17:59:32Z
Nitokiana
40334
Nampiditra infobox
1147790
wikitext
text/x-wiki
{{Infobox olona|anarana=Rabary|teraka=03 Mey 1864|toerana=Ibetsizaraina Avaradrano|maty=Febroary 1947|firenena=Madagasikara|asa=Mpampianatra|asa hafa=Mpitandrina|taona niasana=1882-1921|seha-pitiavana=Manambady}}

ds9jawmtc0j1krwrckbqktw4btaqhhk
1147791
1147790
2026-07-16T18:04:46Z
Nitokiana
40334
Nampiditra loharano

-25 jolay 1923: Nanomboka ilay tantara "Ny androm-pahoriako" izay nataony hoe "Rafanoela".
-Jona 1936: "Ny theologian'ny Ntaolo "
-Novambra 1938: Tantaran-dRanavalona III
NY KARAZANA ASA SORANY
-Tantara foronina sy sombintanatra
-Tantara tsangana
-Tononkalo samihafa
NY GAZETY MISY NY ASA SORANY
Grande Île, Ny mpankafy, Ny mpandinika, Teny soa, Mazava, Fiainana.
NY ASA SORATRA NAMPIAAVAKA AZY SY NY TOETRA ANANANY
1910 "Ny martiora malagasy", io asa soratra io no tena nahafataran'ny maro azy.
Izy dia mpitandrina, olon'ny finoana, sahy nijoro sy niseho hatrany ny maha Gasy azy, nandala ny te in-dra zany.
=== Ny tara-kevitra novetsoiny tao amin'ny asa sorany ===
Fitiavana, tanindrazana maneho ny antso ho an'ny olona maniry fiadanam-po fifampitohizan'aina
== Loharano ==
https://www.sudoc.abes.fr/cbs/DB=2.1//SRCH?IKT=12&TRM=045598444
https://poetawebs.e-monsite.com/pages/sorapiainana/page-94-1.html
cjy349zrtxwe66uz07xzpyefo8imlr1
Famoloana Telozoro
0
301465
1147793
2026-07-17T01:49:20Z
Mikoriana
40064
Source
1147793
wikitext
text/x-wiki
Famoloana Telozoro
Ny Famoloana Telozoro dia firohotana tarihin'i Hobiana Andrianimerina. Tapa-kevitra ireo mpandala ny teny sy ny kolontsaina malagasy fa hirohotra hanandratra sy hampahafantatra ny maha Malagasy. Asongadin'izy ireo amin'ny alalan'ny famelabelaran-kevitra, ady hevitra sy ny sisa izany.<ref name=":0">https://lexpress.mg/05/04/2023/famoloana-telozoro-un-atelier-mensuel-de-litterature-et-decriture</ref>
Tamin'ny taona 2023 no nanomboka nisehatra voalohany tao amin'ny Tranombokim-pirenena Anosy izy ireo. Isaky ny Alarobia voalohany, tolakandro dia manao hetsika ao efitrano Dox izy ireo ka mpikaroka na mpanoratra no matetika mandray anjara amin'izany. Ankoatra izay dia toerana efa nanaovany famelabelarana koa ny Tranomboky Siméon Rajaona Antsahabe, Mozaik Antsahabe. Anisan'ny efa nandray anjara tamin'izany i Hobiana Andrianimerina izay mpanorina, Sitraka Feno Tanteraka, Rahezarisoa Sannie, Tolopanahy, Andriamamonjisoa Ny Antso, Ando Malala, Haritiana Laska,...<ref>https://poetawebs.e-monsite.com/pages/sehatra/ny-famoloana-telozoro-tao-an-tokotany-be.html</ref>
Hatreto, mbola mitohy hatrany ny asan'io Famoloana Telozoro io.<ref name=":0" />
/
<nowiki>https://poetawebs.e-monsite.com/pages/sehatra/ny-famoloana-telozoro-tao-an-tokotany-be.html</nowiki>
dqt8bgfr3orb34qlz5xn0cq8joytgz2
1147794
1147793
2026-07-17T01:51:44Z
Mikoriana
40064
Tsipelina
1147794
wikitext
text/x-wiki
Famoloana Telozoro
Ny Famoloana Telozoro dia firohotana tarihin'i '''Hobiana Andrianimerina'''. Tapa-kevitra ireo mpandala ny teny sy ny kolontsaina malagasy fa hirohotra hanandratra sy hampahafantatra ny maha Malagasy. Asongadin'izy ireo amin'ny alalan'ny famelabelaran-kevitra, ady hevitra sy ny sisa izany.<ref name=":0">https://lexpress.mg/05/04/2023/famoloana-telozoro-un-atelier-mensuel-de-litterature-et-decriture</ref>
Tamin'ny taona '''2023''' no nanomboka nisehatra voalohany tao amin'ny '''Tranombokim-pirenena''' Anosy izy ireo. Isaky ny Alarobia voalohany, tolakandro dia manao hetsika ao efitrano Dox izy ireo ka mpikaroka na mpanoratra no matetika mandray anjara amin'izany. Ankoatra izay dia toerana efa nanaovany famelabelarana koa ny '''Tranomboky Siméon Rajaona Antsahabe, Mozaik Antsahabe'''. Anisan'ny efa nandray anjara tamin'izany i Hobiana Andrianimerina izay mpanorina, Sitraka Feno Tanteraka, Rahezarisoa Sannie, Tolopanahy, Andriamamonjisoa Ny Antso, Ando Malala, Ratsimbazafy Heriarilala, Haritiana Laska,...<ref>https://poetawebs.e-monsite.com/pages/sehatra/ny-famoloana-telozoro-tao-an-tokotany-be.html</ref>
Hatreto, mbola mitohy hatrany ny asan'io Famoloana Telozoro io.<ref name=":0" />
iitabhstu733wctktr5ksi0cgdikplg
Teny Gasy 2.0
0
301466
1147795
2026-07-17T02:06:19Z
Mikoriana
40064
Source
1147795
wikitext
text/x-wiki
Teny Gasy 2.0
Ny Teny Gasy 2.0 dia hetsika iray nisy voalohany tamin'ny volana '''Jona 2019''' ho fanandratana ny teny malagasy. Tao amin'ny '''I.K.M Antsahavola''' no notanterahina io hetsika io. Nisy ny '''fifaninanana''' '''lahatsoratra''' '''am-blaogy''' tamin'izany. <ref>https://tenygasy20.mg/</ref>
Efa maro ny fifaninanana nokarakarain'izy ireo. Taty aoriana dia nijoro ho fikambanana ny Teny Gasy 2.0 ka ny hetsika '''''Ainteny''''' indray no nentin'izy ireo nankalaza ny iray volan'ny teny malagasy tamin'ny taona 2026. '''Rasolondraibe Ando Nantenaina''' no namorona io Teny Gasy 2.0 io.<ref>https://tenygasy20.mg/</ref>
Tany amin'ny taona 2020 sy 2021 dia efa nikarakara fiofanana momba ny fitsipi-panoratana sy tsipelin-teny ny Teny Gasy 2.0. Nisy koa ny velakevitra momba ny ohabolana sy ohapitenenana. Nisy koa ny atrikasa fanaovana blaogy, fametrahana lahatsoratra ao amin'ny Wikipédia sy Word Press nokarakarain'izy ireo. Anisan'ny teny imasoan'ity fikambanana ity ny fampiroboroboana ny teny malagasy ato amin'ny Aterineto.<ref>https://poetawebs.e-monsite.com/pages/lahatsoratra/page-90.html</ref>
<nowiki>https://poetawebs.e-monsite.com/pages/lahatsoratra/page-90.html</nowiki>
<nowiki>https://fr.allafrica.com/stories/202606220875.html</nowiki>
61l3v6wdvyhbrdtxomn9soqn1evu1j9
1147796
1147795
2026-07-17T02:07:21Z
Mikoriana
40064
Source
1147796
wikitext
text/x-wiki
Teny Gasy 2.0
Ny Teny Gasy 2.0 dia hetsika iray nisy voalohany tamin'ny volana '''Jona 2019''' ho fanandratana ny teny malagasy. Tao amin'ny '''I.K.M Antsahavola''' no notanterahina io hetsika io. Nisy ny '''fifaninanana''' '''lahatsoratra''' '''am-blaogy''' tamin'izany. <ref>https://tenygasy20.mg/</ref>
Efa maro ny fifaninanana nokarakarain'izy ireo. Taty aoriana dia nijoro ho fikambanana ny Teny Gasy 2.0 ka ny hetsika '''''Ainteny''''' indray no nentin'izy ireo nankalaza ny iray volan'ny teny malagasy tamin'ny taona 2026. '''Rasolondraibe Ando Nantenaina''' no namorona io Teny Gasy 2.0 io.[https://fr.allafrica.com/stories/202606220875.html]
Tany amin'ny taona 2020 sy 2021 dia efa nikarakara fiofanana momba ny fitsipi-panoratana sy tsipelin-teny ny Teny Gasy 2.0. Nisy koa ny velakevitra momba ny ohabolana sy ohapitenenana. Nisy koa ny atrikasa fanaovana blaogy, fametrahana lahatsoratra ao amin'ny Wikipédia sy Word Press nokarakarain'izy ireo. Anisan'ny teny imasoan'ity fikambanana ity ny fampiroboroboana ny teny malagasy ato amin'ny Aterineto.<ref>https://poetawebs.e-monsite.com/pages/lahatsoratra/page-90.html</ref>
<nowiki>https://poetawebs.e-monsite.com/pages/lahatsoratra/page-90.html</nowiki>
<nowiki>https://fr.allafrica.com/stories/202606220875.html</nowiki>
c89jia68k94u687gzy0srhquzhd5exo