Wikipedia
mgwiki
https://mg.wikipedia.org/wiki/Wikipedia:Fandraisana
MediaWiki 1.47.0-wmf.11
first-letter
Rakitra
Manokana
Dinika
Mpikambana
Dinika amin'ny mpikambana
Wikipedia
Dinika amin'ny Wikipedia
Sary
Dinika amin'ny sary
MediaWiki
Dinika amin'ny MediaWiki
Endrika
Dinika amin'ny endrika
Fanoroana
Dinika amin'ny fanoroana
Sokajy
Dinika amin'ny sokajy
TimedText
TimedText talk
Module
Discussion module
Event
Event talk
McKinney, Texas
0
185869
1147798
951016
2026-07-17T19:41:58Z
Texas Online warrior range1848
40374
1147798
wikitext
text/x-wiki
{{delete|reason for deletion}}{{Coord|33.1972222222|-96.6397222222}}
{{infobox tanàna
|tanàna=McKinney, Texas
|firenena={{Etazonia}}
|faritany={{Flagicon|Texas}}Texas
|velarantany=151.5
|isam-ponina=131117
|ben'ny tanàna=[[Mayor]] Brian Loughmiller
Roger Harris
Don Day
Geralyn Kever
Travis Ussery
Ray Ricchi
David Brooks

'''McKinney, Texas''' dia tanàna ao amin'ny faritany mizaka tenan'i [[{{Flagicon|Texas}}Texas]], ao [[Etazonia]]. 75069-75071.
== Jeografia ==
Ny laharam-pehintaniny ary ny laharan-jarahasiny dia 33.1972222222 ary -96.6397222222.
Ny faritr'ora dia GMT -6.
== Jereo koa ==
* [[{{Flagicon|Texas}}Texas]]
* [[Etazonia]]
== Rohy ivelany ==
* [http://www.mckinneytexas.org/ City of McKinney Texas]
{{vangovango}}
[[Sokajy:Tanàna ao amin'ny faritany mizaka tenan'i Texas]]
3koru09nuhs20wl1p9oax6wvl5jm5a2
1147799
1147798
2026-07-17T19:58:49Z
A09
31143
Voafafa ny fanovana ny [[Special:Contributions/Texas Online warrior range1848|Texas Online warrior range1848]] ([[User talk:Texas Online warrior range1848|Dinika]]); voaverina amin'ny votoatiny teo aloha nataon'i [[User:Escarbot|Escarbot]]
951016
wikitext
text/x-wiki
{{Coord|33.1972222222|-96.6397222222}}
{{infobox tanàna
|tanàna=McKinney, Texas
|firenena={{Etazonia}}
|faritany={{Flagicon|Texas}}Texas
|velarantany=151.5
|isam-ponina=131117
|ben'ny tanàna=[[Mayor]] Brian Loughmiller
Roger Harris
Don Day
Geralyn Kever
Travis Ussery
Ray Ricchi
David Brooks

'''McKinney, Texas''' dia tanàna ao amin'ny faritany mizaka tenan'i [[{{Flagicon|Texas}}Texas]], ao [[Etazonia]]. 75069-75071.
== Jeografia ==
Ny laharam-pehintaniny ary ny laharan-jarahasiny dia 33.1972222222 ary -96.6397222222.
Ny faritr'ora dia GMT -6.
== Jereo koa ==
* [[{{Flagicon|Texas}}Texas]]
* [[Etazonia]]
== Rohy ivelany ==
* [http://www.mckinneytexas.org/ City of McKinney Texas]
{{vangovango}}
[[Sokajy:Tanàna ao amin'ny faritany mizaka tenan'i Texas]]
4jiyv0ao4eja11f24fjtnfxj1hvyst8
Andringitra
0
279567
1147808
1088384
2026-07-18T08:55:47Z
Thelezifor
15140
Jereo koa
1147808
wikitext
text/x-wiki
[[Sary:Andringitra, Madagascar by Effervescing Elephant-01.jpg|vignette|Ny tangoron-tendrombohitra Andringitra, jerena vao mangiran-dratsy|340x340px]]
'''Andringitra''' dia [[Tangoron-tendrombohitra|tangoron-tendrombohitr]]' i [[Madagasikara]], ao amin' ny tapany atsimon' ity nosy ity, 120 km avaratry ny [[Adijady (zana-pehintany)|zana-pehin-tany Adijady]], 100 km miala ny [[Ranomasimbe Indiana]]. Mitandavana avy avaratra mianatsimo io tangoron-tendrombohitra io. Maharatra 62 km ny halavany ary 3 km ny salan-tsakany (10 km izany eo afovoany). Miovaova eo anelanelan' ny 500 sy 2 658 m ny haambony. Ny tendrombohitra Boby, izay mahatratra haambo 2 658 km no tendro avo indrindra ao amin' ity tangoron-tendrombohitra. Ao amin' ny tendrony atsimo no misy ny tendro Ivohibe izay mahatratra 2 069 m. Nampidirina ho anisan' ny [[Valan-javaboarim-pirenena Andringitra|valan-javaboarim-pirenena]] Andringitra tamin' ny taona 1999 ary lasa vakoka voajanahary iraisam-pirenena ao amin' ny lisitry ny [[UNESCO]] tamin' ny 2007.
== Jereo koa ==
* [[Valan-javaboarim-pirenena Andringitra]]
* [[Ambre (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Andringitra (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Ankarana (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Beampingaratra (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Bemaraha (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Ibity (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Isalo (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Kalambatritra (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Makay (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Manongarivo (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Marojejy (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Nosy Mangabe (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Tsaratanana (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Vohibory (tangoron-tendrombohitra)]]
{{reflist}}
[[Sokajy:Tendrombohitra ao Madagasikara]]
j3edztzq1jbv2cwomsg31ux0lacy2c3
1147809
1147808
2026-07-18T11:30:34Z
Thelezifor
15140
Rohy anatiny
1147809
wikitext
text/x-wiki
[[Sary:Andringitra, Madagascar by Effervescing Elephant-01.jpg|vignette|Ny tangoron-tendrombohitra Andringitra, jerena vao mangiran-dratsy|340x340px]]
'''Andringitra''' dia [[Tangoron-tendrombohitra|tangoron-tendrombohitr]]' i [[Madagasikara]], ao amin' ny tapany atsimon' ity nosy ity, 120 km avaratry ny [[Adijady (zana-pehintany)|zana-pehin-tany Adijady]], 100 km miala ny [[Ranomasimbe Indiana]]. Mitandavana avy avaratra mianatsimo io tangoron-tendrombohitra io. Maharatra 62 km ny halavany ary 3 km ny salan-tsakany (10 km izany eo afovoany). Miovaova eo anelanelan' ny 500 sy 2 658 m ny haambony. Ny tendrombohitra Boby, izay mahatratra haambo 2 658 km no tendro avo indrindra ao amin' ity tangoron-tendrombohitra. Ao amin' ny tendrony atsimo no misy ny tendro Ivohibe izay mahatratra 2 069 m. Nampidirina ho anisan' ny [[Valan-javaboarim-pirenena Andringitra|valan-javaboarim-pirenena]] Andringitra tamin' ny taona 1999 ary lasa vakoka voajanahary iraisam-pirenena ao amin' ny lisitry ny [[UNESCO]] tamin' ny 2007.
== Jereo koa ==
* [[Valan-javaboarim-pirenena Andringitra]]
* [[Ambohitantely (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Analavelona (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Andohahela (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Andringitra (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Ankaratra (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Antampombato (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Beampingaratra (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Bobaomby (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Ibity (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Isalo (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Itremo (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Ivakoany (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Kalambatritra (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Makay (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Marojejy (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Mikoboka (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Pic Boby (Imarivolanitra) (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Sakaraha (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Tsaratanana (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Vohibory (tangoron-tendrombohitra)]]
{{reflist}}
[[Sokajy:Tendrombohitra ao Madagasikara]]
llx0bvois7dm4crowhz7o62w175a4w8
1147812
1147809
2026-07-18T11:50:07Z

* [[Lembalemba sy tandavan-tendrombohitra ary tangoron-tendrombohitra eto Madagasikara]]
{{reflist}}
[[Sokajy:Tendrombohitra ao Madagasikara]]
1kwc20oykgpcj09atpf3whhtl5r7j9d
Lembalemba Mahafaly
0
295987
1147811
1121802
2026-07-18T11:38:26Z
Thelezifor
15140
Jereo koa
1147811
wikitext
text/x-wiki
[[Sary:Rivers_of_southern_Madagascar_OSM.png|vignette|335x335px| Faritra misy ny Lembalemba Mahafaly]]
Ny '''Lembalemba Mahafaly''', any amin' ny ilany atsimo-andrefan' i [[Madagasikara]], dia faritra maina eo anelanelan' i [[Onilahy (ony)|Onilahy]] sy i [[Menarandra]], mirefy 45 000 km2 eo ho eo, dia faritra ahitana havoana iva ary lohasaha tery, izay zara raha misy [[rano]]. Tsy manam-paharoa ny karazan-javamananaina ao aminy, izay anjakan' ny zavamaniry mahatanty haintany toa ny ''[[Euphorbia]]'' sy ny ''[[Zaha|Adansonia]]'', ary fonenan' ny karazan-javamananaina tsy fahita firy ao amin' ny [[Valan-javaboarim-pirenena Tsimanampetsotsa|Valan-javaboahary Tsimanampetsotsa]], izay natao Lova Iraisam-Pirenen' i UNESCO tamin' ny taona 2023. Manome lanja lehibe ny fombafomba fandevenana sy ny fanajana ny fady, izay fototry ny kolontsainy, ny [[Mahafaly]] monina ao, mpiompy sy mpamboly.
== Jeôgrafia ==
[[Sary:Onilahy watershed.png|ankavia|vignette|Sahan-dranon' i Onilahy]]
Eo anelanelan' i [[Onilahy (ony)|Onilahy]] any avaratra sy i [[Menarandra]] any atsimo no misy ny Lembalemba Mahafaly izay manana velarana mirefy 45 000 km2 eo ho eo<ref>"[https://www.wildmadagascar.org/overview/the_people.html The people of Madagascar]", ''www.wildmadagascar.org''</ref>.
Miavaka noho ny fisian' ny vohontany sokay izay ahitana lempona sy lava-bato ary sefaka ity lembalemba ity. Amin' ny ankapobeny dia be sokay sy tsy diai mamokatra ny [[nofon-tany]], ka tsy mety amin' ny fambolena midadasika. Ahitana [[havoana]] iva sy [[lohasaha]] tery koa io faritra io.
[[Sary:Euphorbia stenoclada stenoclada ies.jpg|vignette|191x191px|Samata (''[[Euphorbia stenoclada]]'')]]
Manana toetany maina ny Lembalemba Mahafaly. Kely ny [[Rotsa-drano|rotsak' orana]], 200 hatramin' ny 600 mm eo ho eo isan-taona, milatsaka ao anatin' ny volana vitsivitsy. Mety hiovaova be ny [[Mari-pana|maripana]] eo anelanelan' ny [[andro]] sy ny [[Alina (fotoana)|alina]], ary ny andro amin' izany dia mafana fa ny alina kosa mangatsiaka. Avo dia avo ny [[fietona]] ka sarotra ny mahazo rano ho an' ny [[mponina]] sy ny [[biby fiompy]]. Ny [[renirano]] izay manaraka [[Fizaràn-taona|fizaran-taona]] dia fenon' ny ranon' orana mandritra ny fotoana fohy. Ampiasain' ny mponina ho fitehirizan-drano voajanahary ny [[zaha]] indraindray: loahina ny vatan' ilay hazo mba hitahirizana ny ranon' orana. Tsy hitana [[farihy]] maharitra ny ao amin' ny Lembalemba Mahafaly.
== Tontolo iainana sy zavamananaina ==
[[Sary:Euphorbia capuronii ies.jpg|ankavia|vignette|193x193px|''Euphorbia capuronii'']]
[[Sary:Pencil Cactus (Euphorbia tirucalli).jpg|vignette|212x212px|''Euphorbia tirucalli'']]
Anisan' ny faritra maina indrindra eto [[Madagasikara]] ity faritra ity, izay misy tanisokay tsy mety amin' ny karazam-pambolena sasany; mietona haingana ny ranon' [[orana]] izay zara raha misy, ka sarotra ny mahazo [[rano]]<ref name=":0">"[https://wwf.panda.org/wwf_news/?190941%2FThe-Plateau-Mahafaly-wonderful-Baobab-land The ‘Plateau Mahafaly’ – wonderful Baobab land]", ''wwf.panda.org''</ref>.
Ny ala misy tsilo sy ny zavamaniry mahatanty haintany toy ny ''[[Euphorbia]]'' sy ny ''[[Zaha|Adansonia]]'' no manjaka ao amin' io faritra io<ref name=":0" /><ref>"[https://rewildsafaris.com/southern-africa/madagascar/spiny-forest/ Spiny Forest, Madagascar’s alien desert landscape]", ''rewildsafaris.com''</ref><ref>"[https://coillealba.org.uk/blog/the-spiny-forest-of-madagascar/ The Spiny Forest Of Madagascar] {{Wayback|url=https://coillealba.org.uk/blog/the-spiny-forest-of-madagascar/ |date=20250908051016 }}", ''coillealba.org.uk''</ref>. Ny ''[[Euphorbia]]'' dia ahitana ny ''[[Euphorbia stenoclada]]'' na samata, ny ''[[Euphorbia mahafalensis]]'', ''[[Euphorbia capuronii]]'', ny ''[[Euphorbia tirucalli]]'', ny ''[[Euphorbia genoudiana]]'', sns. ary ny ''[[Zaha|Adansonia]]'' dia iahitana indrindra ny ''[[Adansonia grandidieri]]'' sy ny ''[[Adansonia za]]''.
[[Sary:Radiated Tortoise, Tsimanampetsotsa, Madagascar (4309678996).jpg|vignette|197x197px|''Astrochelys radiata'']]
Ny [[Valan-javaboarim-pirenena Tsimanampetsotsa|Valan-javaboarin' i Tsimanampetsotsa]], eo amin' ny sisin' ilay lembalemba, dia fonenan' ny karazan-javamaniry sy karazam-biby tsy fahita raha tsy ao aminy, anisan' izany ny ''[[Sokatra|Testudines]]'' (sokatra: ''[[Astrochelys radiata]]'', ''[[Pyxis arachnoides]]'')<ref>"[https://animalia.bio/spider-tortoise?taxonomy=532 Spider tortoise]", ''animalia.bio''</ref> sy ny ''[[Lemuridae]]'' (''[[Hira (maky)|Lemur catta]]'', ''[[Lepilemur leucopus]]'', ''[[Microcebus griseorufus]]'').
[[Sary:Lemur catta, Duisburg (DE) -- 2023 -- 0844.jpg|vignette|195x195px|''[[Hira (maky)|Lemur catta]]'']]
Miatrika olana ara-tontolo iainana toy ny [[fandripahana ala]] sy ny [[doro tanety]] ary ny fitrandrahana tafahoatra ny [[Loharanon-karena voajanahary|harena voajanahary]] ilay faritra. Ny fikambanana toy ny WWF dia miara-miasa amin' ny [[fokonolona]] mba hampiroboroboana ny fitantanana maharitra ny loharanon-drano sy ny fiarovana ny zavamananaina isan-karazany, anisan' izany ny fampidirana ny zavamaniry azo volena sy mahatanty haintany toa ny [[ananambo]] (''Moringa oleifera'')<ref name=":0" />. Voasoratra ao amin' ny Lisitry ny Lova Iraisam-Pirenen' ny [[UNESCO]] tamin' ny taona 2023 ny Valan-javaboarin' i Tsimanampetsotsa, izay manana karazan-javamananaina tsy hita any ivelany<ref>"[https://www.lexpress.mg/2025/05/patrimoine-mondial-les-forets-seches-de.html Patrimoine mondial - Les forêts sèches de l’Atsimo Andrefana inscrites à l’Unesco]", ''www.lexpress.mg''</ref>.
== Mponina sy kolontsaina ==
[[Sary:Tissage du coton en pays Mahafaly - Victor Cayla - btv1b10111052j.jpg|vignette|Mahafaly manenona [[landihazo]]]]
Ny [[Mahafaly]] no [[Foko eto Madagasikara|foko malagasy]] mponina betsaka ao amin' ilay lembalemba. Mpiandry [[omby]] sy [[osy]] aman' [[ondry]] ary mpamboly izy ireo. Ny fiarahamonina mahafaly dia manana rafi-pianakaviana mifototra amin' ny ray. Matetika ny tovolahy no tompon' andraikitra amin' ny [[fiompiana]], fa ny vehivavy kosa dia mandray anjara amin' ny asa [[fambolena]] sy ny raharaha ao an-trano<ref>"[https://joshuaproject.net/people_groups/13215/MA Mahafaly in Madagascar]", ''joshuaproject.net''</ref>.
[[Sary:MahafalyTomb.jpg|vignette|198x198px|Fasana mahafaly]]
Manome lanja lehibe ny fombafomba [[fandevenana]] ny Mahafaly. Ny [[fasana]] dia matetika voaravaka tandrok' omby sy [[aloalo]], izay maneho ny fiovan' ny olona iray ho amin' ny tontolon' ny [[Razana (finoana malagasy)|razana]]. Mety haharitra volana maromaro ny fanamboarana fasana sy ny fanatanterahana ny fombafomba mifandray amin' izany ary misy ny fanaovana [[sorona]] omby<ref>"[https://australian.museum/about/history/exhibitions/death-the-last-taboo/burial-madagascar/ Burial - Madagascar]", ''australian.museum''</ref><ref>"[https://www.metmuseum.org/essays/kingdoms-of-madagascar-malagasy-funerary-arts Kingdoms of Madagascar: Malagasy Funerary Arts]", ''www.metmuseum.org''</ref>.
Ny fanajana ny [[Fady (malagasy)|fady]], izay mandrara ny fanao na ny fihetsika sasany heverina ho manafintohina ny razana, no ivon' ny kolontsaina mahafaly<ref>"[https://journals.lww.com/coas/fulltext/2003/01020/the_role_of_local_taboos_in_conservation_and.7.aspx The Role of Local Taboos in Conservation and Management of Species - The Radiated Tortoise in Southern Madagascar]", ''journals.lww.com''</ref>.
== Jereo koa ==
* [[Mahafaly]]
* [[Androy (lembalemba)]]
* [[Ankarana/Ankara (lembalemba)]]
* [[Bara (lembalemba)]]
* [[Bemaraha (lembalemba)]]
* [[Betsileo (lembalemba)]]
* [[Boina (lembalemba)]]
* [[Bongolava (lembalemba)]]
* [[Ihorombe (lembalemba)]]
* [[Imerina (lembalemba)]]
* [[Karimbola (lembalemba)]]
* [[Kelifely (lembalemba)]]
* [[Mahafaly (lembalemba)]]
* [[Menabe (lembalemba)]]
* [[Tampoketsa (lembalemba)]]
* [[Vakinankaratra (lembalemba)]]
== Loharano sy fanamarihana ==
3eg73kqdd4esij5p5rfp936duhe84hm
1147816
1147811
2026-07-18T11:55:23Z

* [[Jeôgrafian' i Madagasikara]]
== Loharano sy fanamarihana ==
0dwosbimilmdflohx3a8aniyb0y7icu
Ny Voaroy (pôeta)
0
300724
1147803
1147797
2026-07-17T22:54:39Z
Mikoriana
40064

1147803
wikitext
text/x-wiki
Ny Voaroy na Randriamparany Nambinintsoa Marie Alexandre araka ny tena anarany <ref group="https://poetawebs.e-monsite.com/pages/fakafaka/sova-momba-ny-rano-ny-voaroy.html">https://poetawebs.e-monsite.com/pages/fakafaka/sova-momba-ny-rano-ny-voaroy.html</ref>dia teraka tao Fenoarivo Atsimondrano. Any Ambositra kosa no tanindrazany. Izy no faralahin-dRamamonjisoa Alexandre sy Razafindramanana Marie Juliette. Nampakatra an'i Heriarilala Andriamamonjy ho vadiny izy tamin'ny 19 desambra 2025 <ref>https://vetso.serasera.org/mpanoratra/ny-voaroy</ref>ary manana zanaka lahy iray izy ireo. '''Raim-pianakaviana''' manana ny maha izy azy i Ny Voaroy. '''Mpampianatra''' teny anglisy izy ary mpitari-dia eo amin'ny sehatry ny fizahan-tany. Izy no namorona ny '''''American English Intelligent Course'''''. Niofana ho mpampianatra teny anglisy tao amin'ny Clever English Course manko izy ary nahazo ny mari-pahaizana "licence" amin'ny teny anglisy tao amin'ny American School Antananarivo. Nahazo mari-pahaizana "licence" momba ny Fizahan-tany sy Fitanana tranom-bahiny tao amin'ny I.N.T.H Ampefiloha koa izy. Fialany voly sady fakany fahafinaretana ny zavakanto malagasy.
Ireto avy ireo boky namoahany asa soratra, iombonany amin'ny mpiray fikambanana aminy :
- ''Singo-panahy (2023)''
''- Ny marina tsy hamarina (2025)''
''- Ny Havàtsan'i Dol'Aj (2025)''
Efa telo '''ny fanadihadiana''' ny asa sorany nivoaka hatreto.
- Fanadihadiana ny sôva momba ny voninkazo <ref>https://poetawebs.e-monsite.com/pages/fakafaka/sova-momba-ny-voninkazo.html</ref>
- Fanadihadiana ny sôva momba ny rano
- Ny endri-pizahantany taratra ao amin'ny sôva nosoratan'i Ny Voaroy.
Efa tamin'ny taona 2007 izy no nanomboka nanoratra raha tamin'ny taona 2004 no nanomboka nanao sary. Noho ny ezaka vitany teo amin'ny tontolon'ny literatiora sy ireo zavakanto hafa ataony dia nanolotra mari-boninahitry kanto azy eo amin'ny laharan'ny Chevalier de l'Ordre des Arts, des Lettres et de la Culture ny Ministeran'ny Serasera sy ny Kolontsaina tamin'ny volana janoary 2025.
8w1u9s5ujs59go2w8agnpq6e5zvj24g
1147804
1147803
2026-07-17T22:55:11Z
Mikoriana
40064

1147804
wikitext
text/x-wiki
Ny Voaroy na Randriamparany Nambinintsoa Marie Alexandre araka ny tena anarany dia teraka tao Fenoarivo Atsimondrano. Any Ambositra kosa no tanindrazany. Izy no faralahin-dRamamonjisoa Alexandre sy Razafindramanana Marie Juliette. Nampakatra an'i Heriarilala Andriamamonjy ho vadiny izy tamin'ny 19 desambra 2025 <ref>https://vetso.serasera.org/mpanoratra/ny-voaroy</ref>ary manana zanaka lahy iray izy ireo. '''Raim-pianakaviana''' manana ny maha izy azy i Ny Voaroy. '''Mpampianatra''' teny anglisy izy ary mpitari-dia eo amin'ny sehatry ny fizahan-tany. Izy no namorona ny '''''American English Intelligent Course'''''. Niofana ho mpampianatra teny anglisy tao amin'ny Clever English Course manko izy ary nahazo ny mari-pahaizana "licence" amin'ny teny anglisy tao amin'ny American School Antananarivo. Nahazo mari-pahaizana "licence" momba ny Fizahan-tany sy Fitanana tranom-bahiny tao amin'ny I.N.T.H Ampefiloha koa izy. Fialany voly sady fakany fahafinaretana ny zavakanto malagasy.
Ireto avy ireo boky namoahany asa soratra, iombonany amin'ny mpiray fikambanana aminy :
- ''Singo-panahy (2023)''
''- Ny marina tsy hamarina (2025)''
''- Ny Havàtsan'i Dol'Aj (2025)''
Efa telo '''ny fanadihadiana''' ny asa sorany nivoaka hatreto.
- Fanadihadiana ny sôva momba ny voninkazo <ref>https://poetawebs.e-monsite.com/pages/fakafaka/sova-momba-ny-voninkazo.html</ref>
- Fanadihadiana ny sôva momba ny rano
- Ny endri-pizahantany taratra ao amin'ny sôva nosoratan'i Ny Voaroy.
Efa tamin'ny taona 2007 izy no nanomboka nanoratra raha tamin'ny taona 2004 no nanomboka nanao sary. Noho ny ezaka vitany teo amin'ny tontolon'ny literatiora sy ireo zavakanto hafa ataony dia nanolotra mari-boninahitry kanto azy eo amin'ny laharan'ny Chevalier de l'Ordre des Arts, des Lettres et de la Culture ny Ministeran'ny Serasera sy ny Kolontsaina tamin'ny volana janoary 2025.
aat6im73y3ea1vzp27ux2r19fgabqrt
Ny Voaroy (mpanoratra)
0
300726
1147805
1144118
2026-07-17T22:58:53Z
Mikoriana
40064
Soramatevina sy soramandry
1147805
wikitext
text/x-wiki
Ny Voaroy na '''Randriamparany Nambinintsoa Marie Alexandre<ref>https://poetawebs.e-monsite.com/pages/fakafaka/sova-momba-ny-rano-ny-voaroy.html</ref>''' araka ny tena anarany dia teraka tao Fenoarivo Atsimondrano. Any Ambositra kosa no tanindrazany. Izy no faralahin-dRamamonjisoa Alexandre sy Razafindramanana Marie Juliette. Nampakatra an'i '''Heriarilala Andriamamonjy''' <ref>https://vetso.serasera.org/mpanoratra/ny-voaroy</ref>ho '''vadiny''' izy tamin'ny 19 desambra 2025 ary manana zanaka lahy iray izy ireo. Raim-pianakaviana manana ny maha izy azy i Ny Voaroy. Mpampianatra teny anglisy izy ary mpitari-dia eo amin'ny sehatry ny fizahan-tany. Izy no namorona ny American English Intelligent Course. Niofana ho mpampianatra teny anglisy tao amin'ny Clever English Course manko izy ary nahazo ny mari-pahaizana "licence" amin'ny teny anglisy tao amin'ny American School Antananarivo. Nahazo mari-pahaizana "licence" momba ny Fizahan-tany sy Fitanana tranom-bahiny tao amin'ny I.N.T.H Ampefiloha koa izy. <ref>https://www.facebook.com/share/v/1HCGuVmZtK/</ref>
Fialany voly sady fakany fahafinaretana ny zavakanto malagasy.
'''Mpanakanto maro talenta manko izy''' : miangaly hosodoko, manao sary, mamorona angano, manoratra sombintantara sy tononkalo, ary ny fanoratana sôva no tena mampiavaka azy. Anisan'ny asa sorany malaza ilay "Sôva momba ny rano" sy "sôva momba ny voninkazo". Niditra ho mpikambana Havàtsa-UPEM izy tamin'ny taona 2022 ary efa namoaka asa soratra am-boky. Nanomboka tamin'ny taona 2023, tsy maintsy ahitana asa sorany miranty foana isaky ny herinandron'ny Havàtsa.
'''Ireto avy ireo boky namoahany asa soratra, iombonany amin'ny mpiray fikambanana aminy :'''
- ''Singo-panahy'' (2023)
- ''Ny marina tsy hamarina'' (2025)
- ''Ny Havàtsan'i Dol'Aj'' ''(2025)''
'''Efa telo ny fanadihadiana ny asa sorany nivoaka hatreto :'''
- Fanadihadiana ny sôva momba ny voninkazo <ref>https://poetawebs.e-monsite.com/pages/fakafaka/sova-momba-ny-voninkazo.html</ref>
- Fanadihadiana ny sôva momba ny rano
- Ny endri-pizahantany taratra ao amin'ny sôva nosoratan'i Ny Voaroy. <ref>https://www.facebook.com/share/v/1HCGuVmZtK/</ref>
Efa tamin'ny taona 2007 izy no nanomboka nanoratra raha tamin'ny taona 2004 no nanomboka nanao sary. Noho ny ezaka vitany teo amin'ny tontolon'ny literatiora sy ireo zavakanto hafa ataony dia nanolotra mari-boninahitry kanto azy eo amin'ny laharan'ny Chevalier de l'Ordre des Arts, des Lettres et de la Culture ny Ministeran'ny Serasera sy ny Kolontsaina tamin'ny volana janoary 2025.
d4kmlspp83tn2x74nxlgwzgbh066oa4
Ni Fampita
0
301467
1147800
2026-07-17T22:45:01Z
Mikoriana
40064
Pejy noforonina tamin'ny « Ni Fampita Andrianaivo Andrianaivo Tina Irina Diamondra no misalotra ny solon'anarana hoe Ni Fampita Andrianaivo. Pôeta vehivavy, zanak'Itasy, niditra ho mpikambana Havàtsa-UPEM tamin'ny taona 2022. Efa namoaka boky manokana roa : - Tsy Angola, navoaka tamin'ny fomba ôfisialy tao amin'ny efitrano Dox, Tranombokim-pirenena Anosy tamin'ny 24 mey 2024. - ORIMA, nivoaka tamin'ny fomba ôfisialy tao amin'ny efitrano malalaky ny Kaominina Imerintsiatosika tami... »
1147800
wikitext
text/x-wiki
Ni Fampita Andrianaivo
Andrianaivo Tina Irina Diamondra no misalotra ny solon'anarana hoe Ni Fampita Andrianaivo. Pôeta vehivavy, zanak'Itasy, niditra ho mpikambana Havàtsa-UPEM tamin'ny taona 2022.
Efa namoaka boky manokana roa :
- Tsy Angola, navoaka tamin'ny fomba ôfisialy tao amin'ny efitrano Dox, Tranombokim-pirenena Anosy tamin'ny 24 mey 2024.
- ORIMA, nivoaka tamin'ny fomba ôfisialy tao amin'ny efitrano malalaky ny Kaominina Imerintsiatosika tamin'ny taona 2026.
Ankoatra ny boky manokana dia efa nandray anjara tamin'ireto boky ireto koa i Ni Fampita Andrianaivo : Ny marina tsy hamarina, Havàtsa ho an'i Dol'Aj, Singo-panahy.
Hatreto, tononkalo avokoa ny asa sorany efa nivoaka am-boky.
d8xrocswtnr1ux47g0afmuaxiciumr4
1147801
1147800
2026-07-17T22:49:35Z
Mikoriana
40064
Soramandry
1147801
wikitext
text/x-wiki
Ni Fampita Andrianaivo
Andrianaivo Tina Irina Diamondra [https://poetawebs.e-monsite.com/pages/sehatra/antson-ny-fanahy-sy-tsy-angola.html] no misalotra ny solon'anarana hoe Ni Fampita Andrianaivo. Pôeta vehivavy, zanak'Itasy, niditra ho mpikambana Havàtsa-UPEM tamin'ny taona 2022.
'''Efa namoaka boky manokana roa''' :
- ''Tsy Angola'',[https://poetawebs.e-monsite.com/pages/sehatra/antson-ny-fanahy-sy-tsy-angola.html] navoaka tamin'ny fomba ôfisialy tao amin'ny efitrano Dox, Tranombokim-pirenena Anosy tamin'ny 24 mey 2024.
- ''ORIMA'', nivoaka tamin'ny fomba ôfisialy tao amin'ny efitrano malalaky ny Kaominina Imerintsiatosika tamin'ny taona 2026.
Ankoatra ny boky manokana dia efa nandray anjara tamin'ireto boky ireto koa i Ni Fampita Andrianaivo :
- ''Ny marina tsy hamarina''
- ''Havàtsa ho an'i Dol'Aj''
- ''Singo-panahy''
Hatreto, tononkalo avokoa ny asa sorany efa nivoaka am-boky.
6k57aqaq82vy88n1jc3x1uy3qefaae9
1147802
1147801
2026-07-17T22:51:28Z
Mikoriana
40064
Soramatevina sy soramandry
1147802
wikitext
text/x-wiki
Ni Fampita Andrianaivo
Andrianaivo Tina Irina Diamondra [https://poetawebs.e-monsite.com/pages/sehatra/antson-ny-fanahy-sy-tsy-angola.html] no misalotra ny solon'anarana hoe Ni Fampita Andrianaivo. Pôeta vehivavy, zanak'Itasy, niditra ho mpikambana Havàtsa-UPEM tamin'ny taona 2022.
'''Efa namoaka boky manokana roa''' :
- ''Tsy Angola'',[https://poetawebs.e-monsite.com/pages/sehatra/antson-ny-fanahy-sy-tsy-angola.html] navoaka tamin'ny fomba ôfisialy tao amin'ny efitrano Dox, Tranombokim-pirenena Anosy tamin'ny 24 mey 2024.
- ''ORIMA'', nivoaka tamin'ny fomba ôfisialy tao amin'ny efitrano malalaky ny Kaominina Imerintsiatosika tamin'ny taona 2026.
Ankoatra ny boky manokana dia efa nandray anjara tamin'ireto boky ireto koa i Ni Fampita Andrianaivo :
- ''Ny marina tsy hamarina''
- ''Ny Havàtsan'i Dol'Aj''
- ''Singo-panahy''
Hatreto, tononkalo avokoa ny asa sorany efa nivoaka am-boky.
b5el09ro90j4iqn1tweba61x90a4mw0
Tranonkala Poetawebs
0
301468
1147806
2026-07-17T23:06:15Z
Mikoriana
40064
Nasiana loharano
1147806
wikitext
text/x-wiki
Tranonkala Poetawebs
Ny Tranonkala Poetawebs dia tranonkala naorin'i Toetra Ràja ho fanandratana ny pôezia sy ny pôeta Malagasy. Tamin'ny 30 aprily 2009 [https://newsmada.com/2024/07/20/promotion-de-la-litterature-poetawebs-souffle-ses-15-bougies/] no niorina io tranonkala io. Lahatsora-pandalinana, vaovao momba ny pôezia sy pôeta no mivoaka ao. Efa nahavita sorapiainana na biôgrafiana pôeta manodidina 40 izy ka ny 30 amin'ireo dia efa nivoaka boky ao amin'ny Sorapiainana 1, Sorapiainana 2, ary Sorapiainana 3.<ref>Gazety Inona no vaovao </ref>
Tamin'ny taona 2019 no nivoaka ny Sorapiainana 1, ary ny taona 2021 kosa no nivoaka ny 2 sy 3.[https://akademia-malagasy.mg/com.php?lang=2&id=127]<ref>Gazety Taratra</ref>
Tsy ny olona rehetra no afaka mamoaka lahatsoratra ao amin'ny tranonkala fa olona efa voatokana. Misy mpikabary, mpampianatra taranja malagasy, mpanao gazety, mpikaroka fa ny fepetra rehetra iombonan'izy ireo kosa dia tsy maintsy pôeta ary tsy maintsy mandala sy tia ny teny malagasy.<ref>Gaety Les Nouvelles </ref>
8rv6nhsyeblvbxtcqy4rj0qm19d5vw3
Bongolava (tandavan-tendrombohitra)
0
301469
1147807
2026-07-18T08:54:20Z
Thelezifor
15140
Tandavan-tendrombohitra eto Madagasikara
1147807
wikitext
text/x-wiki
I '''Bongolava''' dia tandavan-tendrombohitra sy tangoron-tendrombohitra ary vondron-kavoana amin' ny endrika "cuesta" any amin' ny faritra afovoany-andrefana sy andrefana amin' i Madagasikara. Mizotra avy avaratra mianatsimo amin' ny ankapobeny izy io, ka anisan' ny vondrona ara-jeôgrafia lehibe indrindra eto amin' ny Nosy. Izy io dia mamorona sisintany voajanahary manasaraka ny Faritra Afovoany (Lembalemba Afovoany) sy ny tany lemaka maro any andrefana, sady manana anjara toerana lehibe eo amin' ny jeôlôjia, ny toetrandro, ny rano, ny tontolo iainana ary ny toekarena. Io tandavan-tendrombohitra io no nanome anarana ny Faritra Bongolava, izay manana an' i Tsiroanomandidy ho renivohitra.
efbp8s00hcho90u5h64td4znb457q9n
1147810
1147807
2026-07-18T11:34:50Z
Thelezifor
15140
Jereo koa
1147810
wikitext
text/x-wiki
I '''Bongolava''' dia tandavan-tendrombohitra sy tangoron-tendrombohitra ary vondron-kavoana amin' ny endrika "cuesta" any amin' ny faritra afovoany-andrefana sy andrefana amin' i [[Madagasikara]]. Mizotra avy avaratra mianatsimo amin' ny ankapobeny izy io, ka anisan' ny vondrona ara-jeôgrafia lehibe indrindra eto amin' ny Nosy. Izy io dia mamorona sisintany voajanahary manasaraka ny Faritra Afovoany (Lembalemba Afovoany) sy ny tany lemaka maro any andrefana, sady manana anjara toerana lehibe eo amin' ny jeôlôjia, ny toetrandro, ny rano, ny tontolo iainana ary ny toekarena. Io tandavan-tendrombohitra io no nanome anarana ny [[Faritra Bongolava]], izay manana an' i [[Tsiroanomandidy]] ho renivohitra.
== Jereo koa ==
* [[Andrambovato (tandavan-tendrombohitra)]]
* [[Angavo (tandavan-tendrombohitra)]]
* [[Anosy (tandavan-tendrombohitra)]]
* [[Bongolava (tandavan-tendrombohitra)]]
* [[Cap Masoala (tandavan-tendrombohitra)]]
* [[Ikongo (tandavan-tendrombohitra)]]
* [[Vohimena (tandavan-tendrombohitra)]]
* [[Vohipaka (tandavan-tendrombohitra)]]
22dbxzoi9tnwb3pedoks8rg0bg9197v
1147815
1147810
2026-07-18T11:54:46Z

94che9qkkbacbmq4mnnd1canjinf8co
Lembalemba sy tandavan-tendrombohitra ary tangoron-tendrombohitra eto Madagasikara
0
301470
1147813
2026-07-18T11:52:48Z
Thelezifor
15140
Lisitra momba ny vohon' ny tany
1147813
wikitext
text/x-wiki
Inty ny lisitry ny '''lembalemba sy tandavan-tendrombohitra ary tangoron-tendrombohitra eto Madagasikara''':
* [[Ambohitantely (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Analavelona (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Andohahela (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Andrambovato (tandavan-tendrombohitra)]]
* [[Andringitra (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Androy (lembalemba)]]
* [[Angavo (tandavan-tendrombohitra)]]
* [[Ankarana/Ankara (lembalemba)]]
* [[Ankaratra (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Anosy (tandavan-tendrombohitra)]]
* [[Antampombato (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Bara (lembalemba)]]
* [[Beampingaratra (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Bemaraha (lembalemba)]]
* [[Betsileo (lembalemba)]]
* [[Bobaomby (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Boina (lembalemba)]]
* [[Bongolava (lembalemba)]]
* '''[[Bongolava (tandavan-tendrombohitra)]]'''
* [[Ibity (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Ihorombe (lembalemba)]]
* [[Ikongo (tandavan-tendrombohitra)]]
* [[Imarivolanitra (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Imerina (lembalemba)]]
* [[Isalo (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Itremo (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Ivakoany (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Kalambatritra (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Karimbola (lembalemba)]]
* [[Kelifely (lembalemba)]]
* [[Mahafaly (lembalemba)]]
* [[Makay (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Marojejy (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Cap Masoala (tandavan-tendrombohitra)|Masoala (tandavan-tendrombohitra)]]
* [[Menabe (lembalemba)]]
* [[Mikoboka (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Sakaraha (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Tampoketsa (lembalemba)]]
* [[Tsaratanana (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Vakinankaratra (lembalemba)]]
* [[Vohibory (tangoron-tendrombohitra)]]
* [[Vohimena (tandavan-tendrombohitra)]]
* [[Vohipaka (tandavan-tendrombohitra)]]
0oc6w6kikqai9voe0sp6chq6xo95que
1147814
1147813
2026-07-18T11:53:44Z

5nd4lvk48rlf3b7aidm3fvkemrasx4k
Mahafaly (lembalemba)
0
301471
1147817
2026-07-18T11:56:39Z
Thelezifor
15140
Fihodinana
1147817
wikitext
text/x-wiki
#FIHODINANA[[Lembalemba Mahafaly]]
5vd8ai4t2vda4qhzolt67elztp6fv35