Wikipedia
mgwiki
https://mg.wikipedia.org/wiki/Wikipedia:Fandraisana
MediaWiki 1.47.0-wmf.16
first-letter
Rakitra
Manokana
Dinika
Mpikambana
Dinika amin'ny mpikambana
Wikipedia
Dinika amin'ny Wikipedia
Sary
Dinika amin'ny sary
MediaWiki
Dinika amin'ny MediaWiki
Endrika
Dinika amin'ny endrika
Fanoroana
Dinika amin'ny fanoroana
Sokajy
Dinika amin'ny sokajy
TimedText
TimedText talk
Module
Discussion module
Event
Event talk
Wikipedia:Efemerida/22 Aogositra
4
298652
1149603
1133865
2026-08-23T05:24:21Z
JianJi
36396
1149603
wikitext
text/x-wiki
'''Androany [[22 Aogositra|22 aogositra]]''':
* '''[[1791]]''' - Fanombohan' ny revolisionan' ireo [[andevo]] haisiana tao [[Saint-Domingue]].
* '''[[1864]]''' - Fananganana amin'ny fomba ofisialy sy maharitra tao [[Genève]] ny [[Hetsika Vokovoko Mena sy Tsinambolana Mena Iraisam-Pirenena|vokovoko mena iraisampirenena]]
* '''[[1910]]''' - Nozanahin'i [[Japàna]] i [[Kôrea|Korea]].
2pjav0j5z1mq2tp43ots4ufu3a732l9
Wikipedia:Efemerida/23 Aogositra
4
298653
1149602
1133866
2026-08-23T05:08:40Z
JianJi
36396
1149602
wikitext
text/x-wiki
'''Androany [[23 Aogositra|23 aogositra]]''':
[[File:BaltskýŘetěz.jpg|thumb|BaltskýŘetěz]]
* '''[[1305]]''' - Nandritra ny Adim-pahaleovantenan'i [[Ekôsy]], novonoin'ny Mpanjaka [[Edward I an'i Angletera|Edward I]] avy any Angletera tao [[Lôndôna|Londona]] i [[William Wallace]], ilay maherifon'ny firenena Ekôsey.
* '''[[1989]]''' - Olona maherin'ny roa tapitrisa (2.000.000) (amin'ny sary) avy ao [[Estônia|Estonia]], [[Letônia|Letonia]] ary [[Litoania]] no nitandrahatra nifampitantana toa valalamanjohy manamorona ny lalambe iray nanomboka hatreo [[Vilnius]] ka hatrany [[Tallinn]], ary mandalo an' i [[Riga]], izay raha atambatra dia mirefy 687 km ho fitakiana ny fahaleovantenan' ireo [[firenena balta]] voatonona ireo manoloana ny [[Firaisana Sovietika]].
i6wfqwetzhj1jzxklwezvixr3q8p8eu
Wikipedia:Efemerida/24 Aogositra
4
298654
1149604
1133867
2026-08-23T05:45:33Z
JianJi
36396
1149604
wikitext
text/x-wiki
'''Androany [[24 Aogositra|24 aogositra]]''':
* '''[[1572]]''' - Nandripahan'ny [[Katôlika|katolika]] tao [[Paris]] ireo [[Prôtestantisma|protestanta]] an'arivony maro sy niitaran'izany tamin'ireo tanandehibe 20 hafa manerana an'i [[Frantsa]].
* '''[[1821]]''' - Nanasoniavan'i [[Meksika]] sy i [[Espaina]] ny fifanarahan'i cordobà izay namarana ny adim-pahaleovantenan'i Meksika. Voasonia ao ny Fahaleovantenan'i Meksika izay tsy nankatoavin'i Espaina tamin'ny fomba ofisialy raha tsy tamin'ny taona 1836.
* '''[[1991]]''' - Fahaleovantenan' i [[Okraina]] sy fametraham-pialàn' i [[Mikhail Gorbachev]] amin'ny maha-sekretera jeneralin'ny komity foiben' ny antoko komonista ao amin'ny [[Firaisana Sovietika]].
i1nsgdx734dvl79u2y3fz1hlai8u3io
Mpanoratra tantara lava
0
300698
1149600
1149585
2026-08-22T19:35:48Z
Mikoriana
40064
/* */
1149600
wikitext
text/x-wiki
Imbitika Rambala
Teraka tamin'ny '''29 Aogositra 1944''' tao '''Alakamisy Ambohimaha - Fianarantsoa''' i Imbitika Rambala. '''RAMBOANOMENTSOANDRAINY Max Edmond''' no tena anarany. Manoratra tononkalo, hainteny, sombintantara, tantara an'onjampeo ary sarimihetsika izy.
Nandray anjara tamin'ny fiofanana manoratra tantara an'onjampeo nampanaovin'ny '''Population Communicati International na PCI''' tamin'ny 14 - 25 Oktobra 1996.[https://www.facebook.com/100064834804944/posts/4328543860499207/?app=fbl] Niaraka nanoratra ny ''Sarivolana'' ireo mpiofana avy eo ka anisan'izany i Solofo José sy RAMAMONJISOA Elysé. Anisan'ireo nanoratra ny sarimehitsika mitohy ''Jiaby Jiaby'' koa izy. Efa dimy hatreto ny boky navoakany ka ireto avy izany : ''Eri-maso 1, Eri-maso 2, Eri-maso 3, Eri-maso 4, Kapo-batana sy Tefy manta.'' Ny amboaran-tsombintantara ''Dindom-piainana'' kosa dia niarahany tamin'i Heriarilala Andriamamonjy.
Izy no nahazo ny '''loka faharoa''' tamin'ny fifaninanam-pirenena sokajy sombintantara nokarakarain'ny Ministeran'ny Serasera sy ny Kolontsaina tamin'ny 2022. Lohahevitra tamin'izany ny hoe : Asa sy ezaka, Iray ihany isika, Tagnamaro. '''''Ampiovana''''', izay no lohatenin'ny sombintantara nandraisany anjara.
Anisan'ny efa namoaka lahatsoratra fanadihadiana tao amin'ny Tranonkala Poetawebs koa Imbitika Rambala.<ref name=":0">http://poetawebs.e-monsite.com/pages/fakafaka/tsarovy-ny-avana.html</ref>
Ireto avy izany :
- Fanadihadiana ny tononkalon'i Ny Avana Ramanantoanina mitondra ny lohateny hoe ''Tsarovy''<ref name=":0" />
- ''Tafasirin'i Imbitika Rambala''
Manana ny mari-boninahi-pirenena '''Officier de l'Odre national''' izy, azony tamin'ny taona 1999 ary tamin'ny taona 2020 kosa no nahazoany no nahazoany mari-boninahitry ny kanto eo amin'ny laharan'ny '''Commandeur des Arts, des Lettres et de la Culture'''. Maro ny solon'anarana nentiny ka anisan'izany ny hoe AIR SY MAX na IMBOA.
Anisan'ireo [[mpanoratra]] malagasy fanta-daza i Imbitika Rambala.
4pqwu2jgx95rphedp2zqf2ah3tspdy7
1149601
1149600
2026-08-22T19:36:34Z

- ''Tafasirin'i Imbitika Rambala [https://poetawebs.e-monsite.com/pages/fakafaka/tafasirin-imbitika-rambala.html]''
Manana ny mari-boninahi-pirenena '''Officier de l'Odre national''' izy, azony tamin'ny taona 1999 ary tamin'ny taona 2020 kosa no nahazoany no nahazoany mari-boninahitry ny kanto eo amin'ny laharan'ny '''Commandeur des Arts, des Lettres et de la Culture'''. Maro ny solon'anarana nentiny ka anisan'izany ny hoe AIR SY MAX na IMBOA.
Anisan'ireo [[mpanoratra]] malagasy fanta-daza i Imbitika Rambala.
dsgqhw0kuw43orps8b1ec6a2ev14f9p
Imbitika Rambala
0
300699
1149598
1149584
2026-08-22T19:32:53Z
Mikoriana
40064
/* */
1149598
wikitext
text/x-wiki
Imbitika Rambala
Teraka tamin'ny '''29 Aogositra 1944''' tao '''Alakamisy Ambohimaha''' '''- Fianarantsoa''' i Imbitika Rambala. '''RAMBOANOMENTSOANDRAINY Max Edmond''' no tena anarany.[https://www.facebook.com/100063919838614/posts/669163245224331/?app=fbl] '''Rameliarinoro Marie Thérèse no vadiny''' ka niteraka 4 mianadahy izy ireo. Manoratra tononkalo, hainteny, sombintantara, tantara an'onjampeo ary sarimihetsika izy.<ref>https://poetawebs.e-monsite.com/pages/tapatapakahitra/page-113.html</ref>
Nandray anjara tamin'ny fiofanana manoratra tantara an'onjampeo nampanaovin'ny Population Communicati International na PCI tamin'ny 14 - 25 Oktobra 1996.[https://www.facebook.com/100064834804944/posts/4328543860499207/?app=fbl] Niaraka nanoratra ny '''''Sarivolana''''' ireo mpiofana avy eo ka anisan'izany i Solofo José sy RAMAMONJISOA Elysé. Anisan'ireo nanoratra ny sarimehitsika mitohy '''''Jiaby Jiaby''''' koa izy. Efa dimy hatreto ny boky navoakany manokana ka ireto avy izany : '''''Eri-maso 1, Eri-maso 2, Eri-maso 3, Eri-maso 4, Kapo-batana sy Tefy manta.''' Ny a''mboaran-tsombintantara ''[https://www.facebook.com/100063919838614/posts/669163245224331/?app=fbl Dindom-piainana]'' kosa dia niarahany tamin'i Heriarilala Andriamamonjy. Ao anatin'io ''Dindom-piainana'' io ilay sombintantara nahazoany ny loka faharoa tamin'ny fifaninanam-pirenena sokajy sombintantara 2022. '''Ampiovana''' no lohateniny. Lohahevitra nifaninanana tamin'izany ny hoe : Iray ihany isika, Asa sy ezaka, Tagnamaro
Anisan'ny efa namoaka fanadihadiana tao amin'ny Tranonkala Poetawebs koa Imbitika Rambala.<ref name=":0">http://poetawebs.e-monsite.com/pages/fakafaka/tsarovy-ny-avana.html</ref> Ireto avy izany :
- Fanadihadiana ny tononkalon'i Ny Avana Ramanantoanina mitondra ny lohateny hoe ''Tsarovy''<ref name=":0" />
- Tafasirin'i Imbitika Rambala
Manana ny mari-boninahi-pirenena '''Officier de l'Odre national''' izy, azony tamin'ny taona 1999 ary tamin'ny taona 2020 kosa no nahazoany no nahazoany mari-boninahitry ny kanto eo amin'ny laharan'ny '''Commandeur des Arts, des Lettres et de la Culture'''. Maro ny solon'anarana nentiny ka anisan'izany ny hoe '''AIR SY MAX,''' '''IMBOA'''.
<ref>'''cnlegis.gov.mg'''</ref>
Manoratra amin'ny fiteny betsileo koa izy ary nanao lahatsoratra momba ny fahatsiarovany an'Alakamisy Ambohimaha <ref>https://takila.serasera.org/imbitika-rambala-/alakamisy-ambohimaha</ref> Ankoatra izay dia nanangana ny vondrona '''OHABOLANA IRAY''' '''ISAN'ANDRO''' izy tamin'ny 20 septambra 2024 izay niova ho '''ANDAO HIFARIMBONA AMIN'NY OHABOLANA SY OHAPITENENANA''' '''IRAY ISAN'ANDRO''' tamin'ny taona 2026. Niroborobo fatratra io vondrona io Ary efa nahavita nikarakara fifaninanana tamin'ny volana febroary 2026. Fifaninanana izay nentina nankalaza ny Andro iraisam-pirenena ho an'ny tenindreny.
cll7z891sjmjc3y98l8ixbsu5hpvvd4
1149599
1149598
2026-08-22T19:34:04Z

- Tafasirin'i Imbitika Rambala [https://poetawebs.e-monsite.com/pages/fakafaka/tafasirin-imbitika-rambala.html]
Manana ny mari-boninahi-pirenena '''Officier de l'Odre national''' izy, azony tamin'ny taona 1999 ary tamin'ny taona 2020 kosa no nahazoany no nahazoany mari-boninahitry ny kanto eo amin'ny laharan'ny '''Commandeur des Arts, des Lettres et de la Culture'''. Maro ny solon'anarana nentiny ka anisan'izany ny hoe '''AIR SY MAX,''' '''IMBOA'''.
<ref>'''cnlegis.gov.mg'''</ref>
Manoratra amin'ny fiteny betsileo koa izy ary nanao lahatsoratra momba ny fahatsiarovany an'Alakamisy Ambohimaha <ref>https://takila.serasera.org/imbitika-rambala-/alakamisy-ambohimaha</ref> Ankoatra izay dia nanangana ny vondrona '''OHABOLANA IRAY''' '''ISAN'ANDRO''' izy tamin'ny 20 septambra 2024 izay niova ho '''ANDAO HIFARIMBONA AMIN'NY OHABOLANA SY OHAPITENENANA''' '''IRAY ISAN'ANDRO''' tamin'ny taona 2026. Niroborobo fatratra io vondrona io Ary efa nahavita nikarakara fifaninanana tamin'ny volana febroary 2026. Fifaninanana izay nentina nankalaza ny Andro iraisam-pirenena ho an'ny tenindreny.
pzhyvqdty21ju8doezpkhnvcrtskfmg
Centro do Guilherme
0
301718
1149596
2026-08-22T12:50:15Z
~2026-43677-38
40632
vaovao
1149596
wikitext
text/x-wiki
{{coord|02|22|S|46|07|W}}
{{infobox tanàna
|anarana = Centro do Guilherme
|velarantany =1.167,8
|haavo = 54
|fanjakana = {{Maranhao}}
|isam-ponina = 13.876
|firenena = {{Brazila}}
|ben'ny tanàna =
|sary = Centro-do-Guilherme-2017-Recuperacao-Rua.svg
|saina = Bandeira de Centro do Guilherme.svg
}}
[[File:Maranhao Municip CentrodoGuilherme.svg|thumb|left| Centrod o Guilherme]]
'''Centro do Guilherme''' dia tanàna ao amin'ny fanjakana federaly tenan'i [[Maranhão]] ao amin'ny [[Brazila]].
== Jeografia ==
Ny isam-ponina dia 13.876 mponina. Ny halavirana mankany an-drenivohitra ([[São Luís]]): 289 km
==Renirano==
== Jereo koa ==
* [[Brazila]]
** [[Maranhão]]
== Tsiahy ==
<references/>
{{commonscat}}
[[en:Centro do Guilherme]]
[[sokajy:Tanàna ao Maranhão]]
8v367ehxztzle2uses84w26xyfrs9t6
1149597
1149596
2026-08-22T12:50:49Z
~2026-43677-38
40632
1149597
wikitext
text/x-wiki
{{coord|02|22|S|46|07|W}}
{{infobox tanàna
|anarana = Centro do Guilherme
|velarantany =1.167,8
|haavo = 54
|fanjakana = {{Maranhao}}
|isam-ponina = 13.876
|firenena = {{Brazila}}
|ben'ny tanàna =
|sary = Centro-do-Guilherme-2017-Recuperacao-Rua.svg
|saina = Bandeira de Centro do Guilherme.svg
}}
[[File:Maranhao Municip CentrodoGuilherme.svg|thumb|left| Centro do Guilherme]]
'''Centro do Guilherme''' dia tanàna ao amin'ny fanjakana federaly tenan'i [[Maranhão]] ao amin'ny [[Brazila]].
== Jeografia ==
Ny isam-ponina dia 13.876 mponina. Ny halavirana mankany an-drenivohitra ([[São Luís]]): 289 km
==Renirano==
== Jereo koa ==
* [[Brazila]]
** [[Maranhão]]
== Tsiahy ==
<references/>
{{commonscat}}
[[en:Centro do Guilherme]]
[[sokajy:Tanàna ao Maranhão]]
r1x99b9x5cowey0mqi6ix9958nl2qtp