Wikipedia mgwiki https://mg.wikipedia.org/wiki/Wikipedia:Fandraisana MediaWiki 1.47.0-wmf.16 first-letter Rakitra Manokana Dinika Mpikambana Dinika amin'ny mpikambana Wikipedia Dinika amin'ny Wikipedia Sary Dinika amin'ny sary MediaWiki Dinika amin'ny MediaWiki Endrika Dinika amin'ny endrika Fanoroana Dinika amin'ny fanoroana Sokajy Dinika amin'ny sokajy TimedText TimedText talk Module Discussion module Event Event talk Dolly Parton 0 189844 1149661 1018570 2026-08-25T20:39:20Z ~2026-45006-78 40834 /* */ 1149661 wikitext text/x-wiki {{infobox olona |sary= Dolly Parton accepting Liseberg Applause Award 2010 portrait.jpg |anarana=Dolly Parton |teraka=19 Janoary 1946 |maty=25 Aogositra 2026 |firenena=Etazonia |mpiaraka= |asa= * [[mpilalao gitara]] * [[mpilalao]] * [[mpanoratra ny tantaran'ny fiainany]] |taona niasàna= }} '''Dolly Parton''' dia mpilalao gitara, mpilalao, mpanoratra ny tantaran'ny fiainany mizaka ny zom-pirenen'i [[Etazonia]] teraka ny 19 Janoary 1946 tao [[Tennessee]] ary maty tamin'ny 25 Aogositra 2026 == Jereo koa == * [[Biôgrafia]] ===Rohy ivelany=== * Ao amin'i Freebase: [https://www.freebase.com/m/02f1c] {{Wayback|url=https://www.freebase.com/m/02f1c |date=20151226153008 }} [[sokajy:Biôgrafia]] {{vangovango}} [[sokajy:mpilalao gitara]] [[sokajy:mpilalao]] [[sokajy:mpanoratra ny tantaran'ny fiainany]] [[sokajy:Teraka tamin'ny taona 1946]] tn9rwts7ljkezzwv2o36hajh7hity1o 1149664 1149661 2026-08-26T05:27:01Z ~2026-43677-38 40632 1149664 wikitext text/x-wiki {{infobox olona |sary= Dolly Parton accepting Liseberg Applause Award 2010 portrait.jpg |anarana=Dolly Parton |teraka=19 Janoary 1946 |maty=25 Aogositra 2026 |firenena={{Etazonia}} |mpiaraka= |asa= * [[mpilalao gitara]] * [[mpilalao]] * [[mpanoratra ny tantaran'ny fiainany]] |taona niasàna= }} '''Dolly Parton''' dia mpilalao gitara, mpilalao, mpanoratra ny tantaran'ny fiainany mizaka ny zom-pirenen'i [[Etazonia]] teraka ny 19 Janoary 1946 tao [[Tennessee]] ary maty tamin'ny 25 Aogositra 2026 to [[Nashville, Tennessee]]. Nahazo hira 25 laharana voalohany izy, mihoatra ny 50 ny hira 10 ambony indrindra, ary manodidina ny 90 ny hira 40 ambony indrindra tao amin'ny lisitry ny hira country. Namidy rakikira maherin'ny 100 tapitrisa izy, nahazo [[loka Grammy]] folo, ary tafiditra tao amin'ny Rock and Roll Hall of Fame. == Jereo koa == [[sokajy:mpilalao gitara amerikanina]] [[sokajy:mpilalao amerikanina]] [[Sokajy:Loka Grammy amerikanina]] [[sokajy:mpanoratra ny tantaran'ny fiainany amerikanina]] [[sokajy:Teraka tamin'ny taona 1946]] [[sokajy:Maty tamin'ny taona 1926]] la8uzmffr7l1o51i5emhzbfxfuw8k49 Jürgen Klopp 0 199229 1149662 1083122 2026-08-25T21:57:24Z Dostojewskij 7697 Sokajy:Teraka tamin'ny taona 1967 1149662 wikitext text/x-wiki {{infobox olona |sary=Jürgen Klopp, Liverpool vs. Chelsea, UEFA Super Cup 2019-08-14 04.jpg |anarana=Jürgen Klopp |teraka=16 Jiona 1967 |maty= |firenena=Alemaina |mpiaraka= |asa= * [[mpilalao baolina kitra]] |taona niasàna= }} '''Jürgen Klopp''' dia mpilalao baolina kitra mizaka ny zom-pirenen'i [[Alemaina]] teraka ny 16 Jiona 1967 == Jereo koa == * [[Biôgrafia]] [[sokajy:Biôgrafia]] {{vangovango}} {{DEFAULTSORT:Klopp, Jürgen}} [[sokajy:mpilalao baolina kitra alemainy]] [[Sokajy:Teraka tamin'ny taona 1967]] lm9rvpf50w46wh2s9jv6yvseni8olde Iguatu 0 257070 1149666 1128319 2026-08-26T06:42:50Z CommonsDelinker 112 Replacing Bandeira_de_Iguatu.jpeg with [[File:Bandeira_de_Iguatu,_CE.jpg]] (by [[:c:User:CommonsDelinker|CommonsDelinker]] because: [[:c:COM:FR|File renamed]]: [[:c:COM:FR#FR2|Criterion 2]] (meaningless or ambiguous name) · Similar names [[:c:w:pt:Iguatu 1149666 wikitext text/x-wiki {{coord|-6.359440|-39.298610}} {{infobox tanàna |anarana = Iguatu |velarantany =1 029,0 |fanjakana = [[Ceará]] |isam-ponina = 102.558 |firenena = {{Brazila}} |ben'ny tanàna = |sary =Igreja da Matriz - panoramio.jpg |saina = Bandeira de Iguatu, CE.jpg }} [[File:Brazil Ceará Iguatu location map.svg|thumb|left| Iguatu]] '''Iguatu''' dia tanàna ao amin'ny fanjakana federaly mizaka tenan'i [[Ceará]] ao amin'ny [[Brazila]]. == Jeografia == Ny isam-ponina dia 102.558 mponina. == Jereo koa == * [[Brazila]] ** [[Ceará]] == Tsiahy == <references/> {{commonscat|Iguatu (Ceará)}} [[sokajy:Tanàna ao Ceará]] jvu1k71qx1511u8q0rj70c9ks9hn690 Hainteny 0 278715 1149655 1148491 2026-08-25T15:54:48Z Valimbavaka Rahary 39787 Nanampy famaritana 1149655 wikitext text/x-wiki Ny hainteny na '''hain-teny''' dia sokajin-dahabolana malagasy izay hita indrindra ao amin' ny [[Merina]], izay miendrika tononkalo fohy iresahana zava-madinika aloha, avy eo mankany amin' ny tena lohahevitra, ka amin' ny alalan' ny fampifandraisana amin' ny fomba kanto ny [[voanteny]] araka ny endriny na ny heviny no ahatongavana amin' izany. Ny lohahevitra dia matetika momba ny fitiavana. Azo heverina ho mitovitovy amin' ny ''pantun'' maley ny hainteny, ka azo atao ny manatsoa-kevitra fa fomba fanaovana lahabolana teo amin' ny Malaiô-Pôlineziana efa hatry ny ela izany ary tafiditra teto [[Madagasikara]] tamin' ny fifindrà-monin' ny vahoaka avy any [[Vondro-nosy Indôneziana|Indônezia]]. Marihina fa samihafa ny hain-teny sy ny haiteny, ny haiteny mitambatra fanoratra,tsy misy litera " n" anelanelany dia ilay adika amin'ny teny frantsay hoe "linguistique". Nampanao fanangonana hainteny an-tsoratra ny mpanjaka [[Ranavalona I]] tamin' ny taonjato faha-19. Ilay mpanoratra frantsay [[Jean Paulhan]], izay nonina teto Madagasikara haramin' ny taona 1908 ka hatramin' ny taona 1910 dia nanao fandalinana momba ny hainteny ka namoaka bokin-kainteny nadika amin' ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] tamin' ny taona 1913. Matetika ny hainteny dia ahitana [[ohabolana]] sy [[kabary]] mandravaka azy. Mety hahenoana [[angano]] na [[tantara]] na [[ankamantatra]] koa ny hainteny. ==Famaritana== Ny [[hainteny]] dia [[lahateny]] hifaninanan'ny tovolahy sy tovovavy mba hanehoana ny fahaiza-manao amin'ny fampiasana teny, fahaiza-maneho hevitra feno [[kanto]]. Ny hain-teny dia teny an'ohatra voaravaka ohabolana, mampiseho fahaizana sy fa hakingana, nampiasain'ny Ntaolo tamin'ny fananarana na nifamalian'ny tanora nanao resa-pitiavana hoy RAJEMISA-RAOLISON ao amin'ny Rakibolana Malagasy, takila 400.<ref>Rakibolana Malagasy </ref> Hoy i [[Siméon Rajaona]]:"Hazo tokana an-tany ny hainteny, tokan-tany aniriana ary tokan-tarehy dia ilay tarehin'ankamantatra voaravaka, voahaingo sy voakaly nentina hatramin'ny voalohany ka mbola ananany hatramin'izao; nefa kosa tsy tokam-boa fa mavesatra voa maro samihafa hatramin'ireo vokatra mirakitra hanim-pitiavana sy hanim-pihavanana ka hatramin'ireo voa mifono ny hevitry ny [[Ntaolo malagasy|Ntaolo]] momba ny fahafatesana, ny fiainana, ny fafineraserana sy ny fepetra maha olombelona." == Jereo koa == * [[Kolontsaina malagasy]] * [[Mozika malagasy]] * [[Lisitry ny karazan-kira sy gadona ary dihy malagasy]] * [[Lisitry ny karazana literatiora malagasy nentim-paharazana]] hxhz6wsl6w0gef7gzyyvdffmtjbjewe 1149656 1149655 2026-08-25T16:05:08Z Valimbavaka Rahary 39787 Nanome ohatra 1149656 wikitext text/x-wiki Ny hainteny na '''hain-teny''' dia sokajin-dahabolana malagasy izay hita indrindra ao amin' ny [[Merina]], izay miendrika tononkalo fohy iresahana zava-madinika aloha, avy eo mankany amin' ny tena lohahevitra, ka amin' ny alalan' ny fampifandraisana amin' ny fomba kanto ny [[voanteny]] araka ny endriny na ny heviny no ahatongavana amin' izany. Ny lohahevitra dia matetika momba ny fitiavana. Azo heverina ho mitovitovy amin' ny ''pantun'' maley ny hainteny, ka azo atao ny manatsoa-kevitra fa fomba fanaovana lahabolana teo amin' ny Malaiô-Pôlineziana efa hatry ny ela izany ary tafiditra teto [[Madagasikara]] tamin' ny fifindrà-monin' ny vahoaka avy any [[Vondro-nosy Indôneziana|Indônezia]]. Marihina fa samihafa ny hain-teny sy ny haiteny, ny haiteny mitambatra fanoratra,tsy misy litera " n" anelanelany dia ilay adika amin'ny teny frantsay hoe "linguistique". Nampanao fanangonana hainteny an-tsoratra ny mpanjaka [[Ranavalona I]] tamin' ny taonjato faha-19. Ilay mpanoratra frantsay [[Jean Paulhan]], izay nonina teto Madagasikara haramin' ny taona 1908 ka hatramin' ny taona 1910 dia nanao fandalinana momba ny hainteny ka namoaka bokin-kainteny nadika amin' ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] tamin' ny taona 1913. Matetika ny hainteny dia ahitana [[ohabolana]] sy [[kabary]] mandravaka azy. Mety hahenoana [[angano]] na [[tantara]] na [[ankamantatra]] koa ny hainteny. ==Famaritana== Ny [[hainteny]] dia [[lahateny]] hifaninanan'ny tovolahy sy tovovavy mba hanehoana ny fahaiza-manao amin'ny fampiasana teny, fahaiza-maneho hevitra feno [[kanto]]. Ny hain-teny dia teny an'ohatra voaravaka ohabolana, mampiseho fahaizana sy fa hakingana, nampiasain'ny Ntaolo tamin'ny fananarana na nifamalian'ny tanora nanao resa-pitiavana hoy RAJEMISA-RAOLISON ao amin'ny Rakibolana Malagasy, takila 400.<ref>Rakibolana Malagasy, boky nosoratan'i Régis RAJEMISA-RAOLISON </ref> Hoy i [[Siméon Rajaona]]:"Hazo tokana an-tany ny hainteny, tokan-tany aniriana ary tokan-tarehy dia ilay tarehin'ankamantatra voaravaka, voahaingo sy voakaly nentina hatramin'ny voalohany ka mbola ananany hatramin'izao; nefa kosa tsy tokam-boa fa mavesatra voa maro samihafa hatramin'ireo vokatra mirakitra hanim-pitiavana sy hanim-pihavanana ka hatramin'ireo voa mifono ny hevitry ny [[Ntaolo malagasy|Ntaolo]] momba ny fahafatesana, ny fiainana, ny fafineraserana sy ny fepetra maha olombelona." == ohatrana hain-teny == == Jereo koa == * [[Kolontsaina malagasy]] * [[Mozika malagasy]] * [[Lisitry ny karazan-kira sy gadona ary dihy malagasy]] * [[Lisitry ny karazana literatiora malagasy nentim-paharazana]] k9eczexecb7vu9si6rf7jcp05s1xa6e 1149657 1149656 2026-08-25T16:07:47Z Valimbavaka Rahary 39787 Nanome ohatra 1149657 wikitext text/x-wiki Ny hainteny na '''hain-teny''' dia sokajin-dahabolana malagasy izay hita indrindra ao amin' ny [[Merina]], izay miendrika tononkalo fohy iresahana zava-madinika aloha, avy eo mankany amin' ny tena lohahevitra, ka amin' ny alalan' ny fampifandraisana amin' ny fomba kanto ny [[voanteny]] araka ny endriny na ny heviny no ahatongavana amin' izany. Ny lohahevitra dia matetika momba ny fitiavana. Azo heverina ho mitovitovy amin' ny ''pantun'' maley ny hainteny, ka azo atao ny manatsoa-kevitra fa fomba fanaovana lahabolana teo amin' ny Malaiô-Pôlineziana efa hatry ny ela izany ary tafiditra teto [[Madagasikara]] tamin' ny fifindrà-monin' ny vahoaka avy any [[Vondro-nosy Indôneziana|Indônezia]]. Marihina fa samihafa ny hain-teny sy ny haiteny, ny haiteny mitambatra fanoratra,tsy misy litera " n" anelanelany dia ilay adika amin'ny teny frantsay hoe "linguistique". Nampanao fanangonana hainteny an-tsoratra ny mpanjaka [[Ranavalona I]] tamin' ny taonjato faha-19. Ilay mpanoratra frantsay [[Jean Paulhan]], izay nonina teto Madagasikara haramin' ny taona 1908 ka hatramin' ny taona 1910 dia nanao fandalinana momba ny hainteny ka namoaka bokin-kainteny nadika amin' ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] tamin' ny taona 1913. Matetika ny hainteny dia ahitana [[ohabolana]] sy [[kabary]] mandravaka azy. Mety hahenoana [[angano]] na [[tantara]] na [[ankamantatra]] koa ny hainteny. ==Famaritana== Ny [[hainteny]] dia [[lahateny]] hifaninanan'ny tovolahy sy tovovavy mba hanehoana ny fahaiza-manao amin'ny fampiasana teny, fahaiza-maneho hevitra feno [[kanto]]. Ny hain-teny dia teny an'ohatra voaravaka ohabolana, mampiseho fahaizana sy fa hakingana, nampiasain'ny Ntaolo tamin'ny fananarana na nifamalian'ny tanora nanao resa-pitiavana hoy RAJEMISA-RAOLISON ao amin'ny Rakibolana Malagasy, takila 400.<ref>Rakibolana Malagasy, boky nosoratan'i Régis RAJEMISA-RAOLISON </ref> Hoy i [[Siméon Rajaona]]:"Hazo tokana an-tany ny hainteny, tokan-tany aniriana ary tokan-tarehy dia ilay tarehin'ankamantatra voaravaka, voahaingo sy voakaly nentina hatramin'ny voalohany ka mbola ananany hatramin'izao; nefa kosa tsy tokam-boa fa mavesatra voa maro samihafa hatramin'ireo vokatra mirakitra hanim-pitiavana sy hanim-pihavanana ka hatramin'ireo voa mifono ny hevitry ny [[Ntaolo malagasy|Ntaolo]] momba ny fahafatesana, ny fiainana, ny fafineraserana sy ny fepetra maha olombelona." == ohatrana hain-teny == -Tiako ianao. <ref>Boky Takelaka Notsongaina voalohany, takila 154</ref> == Jereo koa == * [[Kolontsaina malagasy]] * [[Mozika malagasy]] * [[Lisitry ny karazan-kira sy gadona ary dihy malagasy]] * [[Lisitry ny karazana literatiora malagasy nentim-paharazana]] n2frzia5y8r3y44nurv5tfzew6grfon 1149658 1149657 2026-08-25T16:10:11Z Valimbavaka Rahary 39787 Nanome ohatra 1149658 wikitext text/x-wiki Ny hainteny na '''hain-teny''' dia sokajin-dahabolana malagasy izay hita indrindra ao amin' ny [[Merina]], izay miendrika tononkalo fohy iresahana zava-madinika aloha, avy eo mankany amin' ny tena lohahevitra, ka amin' ny alalan' ny fampifandraisana amin' ny fomba kanto ny [[voanteny]] araka ny endriny na ny heviny no ahatongavana amin' izany. Ny lohahevitra dia matetika momba ny fitiavana. Azo heverina ho mitovitovy amin' ny ''pantun'' maley ny hainteny, ka azo atao ny manatsoa-kevitra fa fomba fanaovana lahabolana teo amin' ny Malaiô-Pôlineziana efa hatry ny ela izany ary tafiditra teto [[Madagasikara]] tamin' ny fifindrà-monin' ny vahoaka avy any [[Vondro-nosy Indôneziana|Indônezia]]. Marihina fa samihafa ny hain-teny sy ny haiteny, ny haiteny mitambatra fanoratra,tsy misy litera " n" anelanelany dia ilay adika amin'ny teny frantsay hoe "linguistique". Nampanao fanangonana hainteny an-tsoratra ny mpanjaka [[Ranavalona I]] tamin' ny taonjato faha-19. Ilay mpanoratra frantsay [[Jean Paulhan]], izay nonina teto Madagasikara haramin' ny taona 1908 ka hatramin' ny taona 1910 dia nanao fandalinana momba ny hainteny ka namoaka bokin-kainteny nadika amin' ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] tamin' ny taona 1913. Matetika ny hainteny dia ahitana [[ohabolana]] sy [[kabary]] mandravaka azy. Mety hahenoana [[angano]] na [[tantara]] na [[ankamantatra]] koa ny hainteny. ==Famaritana== Ny [[hainteny]] dia [[lahateny]] hifaninanan'ny tovolahy sy tovovavy mba hanehoana ny fahaiza-manao amin'ny fampiasana teny, fahaiza-maneho hevitra feno [[kanto]]. Ny hain-teny dia teny an'ohatra voaravaka ohabolana, mampiseho fahaizana sy fa hakingana, nampiasain'ny Ntaolo tamin'ny fananarana na nifamalian'ny tanora nanao resa-pitiavana hoy RAJEMISA-RAOLISON ao amin'ny Rakibolana Malagasy, takila 400.<ref>Rakibolana Malagasy, boky nosoratan'i Régis RAJEMISA-RAOLISON </ref> Hoy i [[Siméon Rajaona]]:"Hazo tokana an-tany ny hainteny, tokan-tany aniriana ary tokan-tarehy dia ilay tarehin'ankamantatra voaravaka, voahaingo sy voakaly nentina hatramin'ny voalohany ka mbola ananany hatramin'izao; nefa kosa tsy tokam-boa fa mavesatra voa maro samihafa hatramin'ireo vokatra mirakitra hanim-pitiavana sy hanim-pihavanana ka hatramin'ireo voa mifono ny hevitry ny [[Ntaolo malagasy|Ntaolo]] momba ny fahafatesana, ny fiainana, ny fafineraserana sy ny fepetra maha olombelona." == ohatrana hain-teny == -Tiako ianao. <ref>Boky Takelaka Notsongaina voalohany, takila 154</ref> Tiako ianao. -Tianao tahaka ny inona ? -Tiako tahaka ny vola ianao. -Izany tsy tianao aho, fa raha koa ianao, atakalonao hanina aho.<ref>Boky Takelaka Notsongaina voalohany </ref> -Tiako tahaka ny varavarana ianao. -Izany tsy tianao aho, na tiana ihany fa atositosika.<ref>TAO AMIN'NY Boky Takelaka Notsongaina voalohany </ref> -Tiako tahaka ny lambamena ianao. -Izany tsy tianao aho, fa efa maty vao mihaona. -Tiako tahaka ny voatavo ianao : lena ianao, haniko; maina ianao, ataoko zinga; vaky ianao, ataoko toham-baliha hotendreko maraina koa. (Firaketana, H, takila 77)<ref>Boky Takelaka Notsongaina voalohany </ref> == Jereo koa == * [[Kolontsaina malagasy]] * [[Mozika malagasy]] * [[Lisitry ny karazan-kira sy gadona ary dihy malagasy]] * [[Lisitry ny karazana literatiora malagasy nentim-paharazana]] j6sacxa0pjkfoc2nzx4wfxmt97bhrua 1149659 1149658 2026-08-25T16:11:18Z Valimbavaka Rahary 39787 Nanitsy 1149659 wikitext text/x-wiki Ny hainteny na '''hain-teny''' dia sokajin-dahabolana malagasy izay hita indrindra ao amin' ny [[Merina]], izay miendrika tononkalo fohy iresahana zava-madinika aloha, avy eo mankany amin' ny tena lohahevitra, ka amin' ny alalan' ny fampifandraisana amin' ny fomba kanto ny [[voanteny]] araka ny endriny na ny heviny no ahatongavana amin' izany. Ny lohahevitra dia matetika momba ny fitiavana. Azo heverina ho mitovitovy amin' ny ''pantun'' maley ny hainteny, ka azo atao ny manatsoa-kevitra fa fomba fanaovana lahabolana teo amin' ny Malaiô-Pôlineziana efa hatry ny ela izany ary tafiditra teto [[Madagasikara]] tamin' ny fifindrà-monin' ny vahoaka avy any [[Vondro-nosy Indôneziana|Indônezia]]. Marihina fa samihafa ny hain-teny sy ny haiteny, ny haiteny mitambatra fanoratra,tsy misy litera " n" anelanelany dia ilay adika amin'ny teny frantsay hoe "linguistique". Nampanao fanangonana hainteny an-tsoratra ny mpanjaka [[Ranavalona I]] tamin' ny taonjato faha-19. Ilay mpanoratra frantsay [[Jean Paulhan]], izay nonina teto Madagasikara haramin' ny taona 1908 ka hatramin' ny taona 1910 dia nanao fandalinana momba ny hainteny ka namoaka bokin-kainteny nadika amin' ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] tamin' ny taona 1913. Matetika ny hainteny dia ahitana [[ohabolana]] sy [[kabary]] mandravaka azy. Mety hahenoana [[angano]] na [[tantara]] na [[ankamantatra]] koa ny hainteny. ==Famaritana== Ny [[hainteny]] dia [[lahateny]] hifaninanan'ny tovolahy sy tovovavy mba hanehoana ny fahaiza-manao amin'ny fampiasana teny, fahaiza-maneho hevitra feno [[kanto]]. Ny hain-teny dia teny an'ohatra voaravaka ohabolana, mampiseho fahaizana sy fa hakingana, nampiasain'ny Ntaolo tamin'ny fananarana na nifamalian'ny tanora nanao resa-pitiavana hoy RAJEMISA-RAOLISON ao amin'ny Rakibolana Malagasy, takila 400.<ref>Rakibolana Malagasy, boky nosoratan'i Régis RAJEMISA-RAOLISON </ref> Hoy i [[Siméon Rajaona]]:"Hazo tokana an-tany ny hainteny, tokan-tany aniriana ary tokan-tarehy dia ilay tarehin'ankamantatra voaravaka, voahaingo sy voakaly nentina hatramin'ny voalohany ka mbola ananany hatramin'izao; nefa kosa tsy tokam-boa fa mavesatra voa maro samihafa hatramin'ireo vokatra mirakitra hanim-pitiavana sy hanim-pihavanana ka hatramin'ireo voa mifono ny hevitry ny [[Ntaolo malagasy|Ntaolo]] momba ny fahafatesana, ny fiainana, ny fafineraserana sy ny fepetra maha olombelona." == ohatrana hain-teny == -Tiako ianao. <ref>Boky Takelaka Notsongaina voalohany, takila 154</ref> -Tianao tahaka ny inona ? -Tiako tahaka ny vola ianao. - Izany tsy tianao aho, fa raha koa ianao, atakalonao hanina aho.<ref>Boky Takelaka Notsongaina voalohany </ref> -Tiako tahaka ny varavarana ianao. - Izany tsy tianao aho, na tiana ihany fa atositosika.<ref>TAO AMIN'NY Boky Takelaka Notsongaina voalohany </ref> -Tiako tahaka ny lambamena ianao. - Izany tsy tianao aho, fa efa maty vao mihaona. -Tiako tahaka ny voatavo ianao : lena ianao, haniko; maina ianao, ataoko zinga; vaky ianao, ataoko toham-baliha hotendreko maraina koa. (Firaketana, H, takila 77)<ref>Boky Takelaka Notsongaina voalohany </ref> == Jereo koa == * [[Kolontsaina malagasy]] * [[Mozika malagasy]] * [[Lisitry ny karazan-kira sy gadona ary dihy malagasy]] * [[Lisitry ny karazana literatiora malagasy nentim-paharazana]] c5kaoai45o6pwvu7wlv5nq69f4wcnh3 1149660 1149659 2026-08-25T16:13:24Z Valimbavaka Rahary 39787 Nanitsy tsipelina 1149660 wikitext text/x-wiki Ny hainteny na '''hain-teny''' dia sokajin-dahabolana malagasy izay hita indrindra ao amin' ny [[Merina]], izay miendrika tononkalo fohy iresahana zava-madinika aloha, avy eo mankany amin' ny tena lohahevitra, ka amin' ny alalan' ny fampifandraisana amin' ny fomba kanto ny [[voanteny]] araka ny endriny na ny heviny no ahatongavana amin' izany. Ny lohahevitra dia matetika momba ny fitiavana. Azo heverina ho mitovitovy amin' ny ''pantun'' maley ny hainteny, ka azo atao ny manatsoa-kevitra fa fomba fanaovana lahabolana teo amin' ny Malaiô-Pôlineziana efa hatry ny ela izany ary tafiditra teto [[Madagasikara]] tamin' ny fifindrà-monin' ny vahoaka avy any [[Vondro-nosy Indôneziana|Indônezia]]. Marihina fa samihafa ny hain-teny sy ny haiteny, ny haiteny mitambatra fanoratra,tsy misy litera " n" anelanelany dia ilay adika amin'ny teny frantsay hoe "linguistique". Nampanao fanangonana hainteny an-tsoratra ny mpanjaka [[Ranavalona I]] tamin' ny taonjato faha-19. Ilay mpanoratra frantsay [[Jean Paulhan]], izay nonina teto Madagasikara haramin' ny taona 1908 ka hatramin' ny taona 1910 dia nanao fandalinana momba ny hainteny ka namoaka bokin-kainteny nadika amin' ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] tamin' ny taona 1913. Matetika ny hainteny dia ahitana [[ohabolana]] sy [[kabary]] mandravaka azy. Mety hahenoana [[angano]] na [[tantara]] na [[ankamantatra]] koa ny hainteny. ==Famaritana== Ny [[hainteny]] dia [[lahateny]] hifaninanan'ny tovolahy sy tovovavy mba hanehoana ny fahaiza-manao amin'ny fampiasana teny, fahaiza-maneho hevitra feno [[kanto]]. Ny hain-teny dia teny an'ohatra voaravaka ohabolana, mampiseho fahaizana sy fa hakingana, nampiasain'ny Ntaolo tamin'ny fananarana na nifamalian'ny tanora nanao resa-pitiavana hoy RAJEMISA-RAOLISON ao amin'ny Rakibolana Malagasy, takila 400.<ref>Rakibolana Malagasy, boky nosoratan'i Régis RAJEMISA-RAOLISON </ref> Hoy i [[Siméon Rajaona]]:"Hazo tokana an-tany ny hainteny, tokan-tany aniriana ary tokan-tarehy dia ilay tarehin'ankamantatra voaravaka, voahaingo sy voakaly nentina hatramin'ny voalohany ka mbola ananany hatramin'izao; nefa kosa tsy tokam-boa fa mavesatra voa maro samihafa hatramin'ireo vokatra mirakitra hanim-pitiavana sy hanim-pihavanana ka hatramin'ireo voa mifono ny hevitry ny [[Ntaolo malagasy|Ntaolo]] momba ny fahafatesana, ny fiainana, ny fafineraserana sy ny fepetra maha olombelona." == ohatrana hain-teny == -Tiako ianao. <ref>Boky Takelaka Notsongaina voalohany, takila 154</ref> -Tianao tahaka ny inona ? -Tiako tahaka ny vola ianao. - Izany tsy tianao aho, fa raha noana ianao, atakalonao hanina aho.<ref>Boky Takelaka Notsongaina voalohany </ref> -Tiako tahaka ny varavarana ianao. - Izany tsy tianao aho, na tiana ihany fa atositosika.<ref>TAO AMIN'NY Boky Takelaka Notsongaina voalohany </ref> -Tiako tahaka ny lambamena ianao. - Izany tsy tianao aho, fa efa maty vao mihaona. -Tiako tahaka ny voatavo ianao : lena ianao, haniko; maina ianao, ataoko zinga; vaky ianao, ataoko toham-baliha hotendreko maraina koa. (Firaketana, H, takila 77)<ref>Boky Takelaka Notsongaina voalohany </ref> == Jereo koa == * [[Kolontsaina malagasy]] * [[Mozika malagasy]] * [[Lisitry ny karazan-kira sy gadona ary dihy malagasy]] * [[Lisitry ny karazana literatiora malagasy nentim-paharazana]] rtxgsjzm5z1h95apav8345pv88tem0t Capsicum 0 292894 1149671 1134466 2026-08-26T11:08:42Z Thelezifor 15140 Karazana misy eto Madagasikara 1149671 wikitext text/x-wiki [[Sary:Pepper plant (Capsicum spp.) with unripe fruits.jpg|vignette|365x365px|Sakay maniry]] [[Sary:Capsicum annuum var. Fiesta - MHNT.jpg|vignette|278x278px|''Capsicum annuum'']][[Sary:Variétés diverses de Capsicum.jpg|vignette|253x253px|Karazana sasay ao amin' ny ''Capsicum'']]Ny '''''Capsicum''''' dia vondron-karazan-javamaniry ao amin' ny fianakaviana ''[[Solanaceae]]''. Io no anarana iombonan' ny [[Sakay (zavamaniry)|sakay]] isan-karazany sy ny [[sakaibe]]. Ity vondron-karazana ity dia misy karazana 40 ekena, amin' ny anaran-karazana efa ho 200 nofariparitana, teratany any [[Amerika]] avokoa izy rehetra, izay miseho amin' ny endrika [[Zavamaniry ahitra|ahitra]] na [[kirihitra]]. Ahitana indrindra ny ''Capsicum frutescens'' izay misy ova karazana araka ny tsirony (avy amin' ny malefaka ka hatramin' ny mafana be) ity vondron-karazana ity. Ny ''[[Capsicum annuum]]'', ny ''[[Capsicum baccatum]]'', ny ''[[Capsicum chinense]]'', ny ''[[Capsicum frutescens]]'' ary ny ''[[Capsicum pubescens]]'' no karazana sakay dimy manan-danja indrindra hany ambolena. Samy manana ny endriny sy ny lokony ary ny habeny ny sakay. Ambolena na maniry hoazy ny sakay any [[Meksika]], any [[Etazonia]], any [[Amerika Atsimo]], any [[Karaîba|Karaiba]] ny sakay, nefa niparitaka tay [[Afrika]], tany [[India]], tany [[Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina|Sina]] ary tany [[Azia Atsimo-Atsinanana]]. == Karazana == [[Sary:Sweet red, green and yellow peppers in Rome, Italy.jpg|vignette|[[Sakaibe]] (''Capsicum annuum'')]] Misy karazana maro ny ''Capsicum'', ka ny dimy amin' ireo no ambolena betsaka: ny ''[[Capsicum annuum]]'', ny ''[[Capsicum baccatum]]'', ny ''[[Capsicum chinense]]'', ny ''[[Capsicum frutescens]]'', ary ny ''[[Capsicum pubescens]]''. Inty ny lisitry ny karazana ao amin' ny ''Capsicum'': * ''[[Capsicum annuum]]'' L. * ''[[Capsicum baccatum]]'' L. * ''Capsicum benoistii'' Hunz. ex Barboza * ''Capsicum buforum'' Hunz. * ''Capsicum caatingae'' Barboza & Agra * ''Capsicum caballeroi'' M. Nee * ''Capsicum campylopodium'' Sendtn. * ''Capsicum carassense'' Barboza & Bianch. * ''Capsicum cardenasii'' Heiser & P. G. Sm. * ''Capsicum ceratocalyx'' M.Nee * ''Capsicum chacoense'' Hunz. * ''[[Capsicum chinense]]'' Jacq. * ''Capsicum coccineum'' (Rusby) Hunz. * ''Capsicum cornutum'' [es] (Hiern) Hunz. * ''Capsicum dimorphum'' (Miers) Kuntze * ''Capsicum dusenii'' Bitter * ''Capsicum eshbaughii'' Barboza * ''Capsicum eximium'' Hunz. * ''Capsicum flexuosum'' Sendtn. * ''Capsicum friburgense'' Bianch. & Barboza * ''[[Capsicum frutescens]]'' L. * ''Capsicum galapagoense'' Hunz. * ''Capsicum geminifolium'' (Dammer) Hunz. * ''Capsicum havanense'' Kunth * ''Capsicum hookerianum'' (Miers) Kuntze * ''Capsicum hunzikerianum'' Bianch. & Barboza * ''Capsicum lanceolatum'' (Greenm.) C.V.Morton & Standl. * ''Capsicum leptopodum'' (Dunal) Kuntze * ''Capsicum longidentatum'' Agra & Barboza * ''Capsicum longifolium'' Barboza & S. Leiva * ''Capsicum lycianthoides'' Bitter * ''Capsicum minutiflorum'' (Rusby) Hunz. * ''Capsicum mirabile'' Mart. ex Sendtn. * ''Capsicum mositicum'' Toledo ex Handro * ''Capsicum neei'' Barboza & X. Reyes * ''Capsicum parvifolium'' Sendtn. * ''Capsicum pereirae'' Barboza & Bianch. * ''Capsicum piuranum'' S. Leiva & Barboza * ''Capsicum praetermissum'' Heiser & Smith * ''Capsicum pubescens'' Ruiz & Pav. * ''Capsicum ramosissimum'' Witasek * ''Capsicum recurvatum'' Witasek * ''Capsicum regale'' Barboza & Bohs * ''Capsicum rhomboideum'' (Dunal) Kuntze * ''Capsicum schottianum'' Sendtn. * ''Capsicum scolnikianum'' Hunz. * ''Capsicum sinense'' Jacq. * ''Capsicum spina-alba'' (Dunal) Kuntze * ''Capsicum stramoniifolium'' (Kunth) Standl. * ''Capsicum tovarii'' Eshbaugh, P.G.Sm. & Nickrent * ''Capsicum villosum'' Sendtn. === Karazana misy eto Madagasikara === Telo karazana ny ''Capsicum'' maniry eto [[Madagasikara]]: * ''[[Capsicum annuum]]'' <small>L.</small> -- pilipily, pilopilo, pilopilombazaha, sakaibe, sakaipatsa * ''[[Capsicum chinense]]'' <small>Jacq.</small> -- tsilandimilahy * ''[[Capsicum frutescens]]'' <small>L.</small> -- katapilasy, malao, pilipilidia, pilipily, pilipily, pilopilo, rajakojakomena, sakaifatsinakoho, sakaifonakoho, sakaipilo, sakay, sakay pilopilo, sikafo == Jereo koa == * ''[[Solanaceae]]'' * [[Sakay (fanao sakafo)|Sakay]]: ''Capsicum'' ''sp.'') * [[Sakaibe]]: ''[[Capsicum annuum]]'' <small>L.</small> * [[Pilipily]] na [[pilopilo]]: ''[[Capsicum frutescens]]'' <small>L.</small> ; ''[[Capsicum annuum]]'' <small>L.</small> [[Sokajy:Zavamaniry]] 2if5343isf7v6lppozeyf8sh30ka1h7 Papaver somniferum 0 294963 1149669 1120314 2026-08-26T10:20:04Z Thelezifor 15140 Nanalehibe sary 1149669 wikitext text/x-wiki [[Sary:Coquelicots - Parc floral 6.JPG|vignette|''Papaver somniferum''|338x338px]] Ny '''''Papaver somniferum''''' dia karazana [[Angiospermae|zavamaniry mamony]], ao amin' ny fianakaviana ''[[Papaveraceae]]''. Izy io dia ahitra maniry isan-taona, any [[Eorôpa Atsimo]] sy [[Afrika Avaratra]]. Mahatratra hatramin' ny 1,5 metatra ny [[taho]]<nowiki/>n' ity zavamaniry ity. Mamony izy amin' ny Avrily ka hatramin' ny Aogositra. Ny [[Voninkazo|voniny]] dia mety ho fotsy na mavokely tanora, misy volomparasy matroka na mena eo afovoany. Misy [[Vihin-javamaniry|vihy]] maro ny hodi-boany mafy sy boribory ary lehibe. [[Sary:Opium poppy.jpg|ankavia|vignette|220x220px|Vonin' ny ''Papaver somniferum'']] Fantatra amin' ny fananany singa mampitony ([[alkalôida]] toy ny kôdeinina sy ny môrfinina) ny ''Papaver somniferum''. Ny voany, izay ampiasaina betsaka amin' ny sakafo, dia tsy misy afa-tsy alkalôida kely. Toy izany koa ny menaka vokarina avy aminy. Ambolena ihany koa hatao haingo sy sakafo. == Jereo koa == * ''[[Papaver]]'' lpuercyikpomk61gasrhwnd9s71rzj0 Capsicum chinense 0 298893 1149663 1134416 2026-08-26T04:51:06Z Thelezifor 15140 Nanatsara rafi-pehezanteny 1149663 wikitext text/x-wiki [[Sary:Habanero chile - flower with fruit (aka).jpg|vignette|371x371px|Voa sy vonin' ny ''Capsicum chinense'']] Ny '''''Capsicum chinense''''' dia karazana [[Sakay (fanao sakafo)|sakay]] ao amin' ny fianakaviana ''[[Solanaceae]]''. Ambolena hahazoana ny voany tena mafana ity karazana sakay ity. Atao hoe '''tsilanidimilahy''' izy io amin' ny [[Fiteny malagasy|teny malagasy]]. [[Sary:Chile Habanero.jpg|vignette|Voan' ny ''Capsicum chinense'']] == Famariparitana == Maitso ny voan' ny ''Capsicum chinense'' tsy matoy, ary misy loko hafa rehefa matoy. Ny loko mahazatra indrindra dia volomboasary sy ny mena, nefa mety ho fotsy, volontany, mavo, maitso, na volomparasy koa izany. Amin' ny ankapobeny, ny habanero masaka dia manana halava mirefy 2–6 sm.[[Sary:Chocolate habanero peppers.jpg|vignette|Voan' ny ''Capsicum chinense'' miloko ]]Mafana be ity sakay ity, na dia ho an' ny olona tia sakay aza: amin' ny [[maridrefin' i Scoville]] dia eo amin' ny 100&nbsp;000 hatramin' ny 577&nbsp;000 ny siakan' ny ovan-karazana sasany. Ampy handoro ny molotra sy ny lela ny indray mitete amin' ity sakay ity. Miseho eo amin' ny rantsan-tanana tsy voaaro ny fahamaizana mahery vaika ora vitsivitsy aorian' ny fikirakirana azy. Ny fikirakirana azy koa dia matetika manelingelina ny [[taovam-pisefoana]] sy miteraka etona mandatsa-dranomaso. == Fampiasana == Ambolena hatao haingo ny ''Capsicum chinense'' any [[Frantsa]]. Be mpihinana izy io any [[Antilia]] sy ao [[Kômôro]] izy: tetehina madinika, ahosotra amin' ny zavatra hohanina fa tsy hanina mivantana. Mahazatra amin' ny nahandro any Antilia ny fofony. Eto [[Madagasikara]] dia be mpitia amin' ny fanaovana azy ho fanampin-tsakafo ihany koa izy io, na manta na natao misy ranony, ary hanina miaraka amin' ny [[Vary (kolontsaina malagasy)|vary]] sy [[laoka]]. Ampiasaina amin' ny fanaboarana ''mezcal'' sy ''tequila'' (samy toaka vita amin' ny karazana taretra ''[[Agave tequilana]]'') izy io any [[Meksika]]. == Jereo koa == * [[Sakay (fanao sakafo)|Sakay]] * ''[[Capsicum]]'' * ''[[Capsicum annuum]]'' * ''[[Capsicum baccatum]]'' * ''[[Capsicum frutescens]]'' * ''[[Capsicum pubescens]]''. t48wwdinobx2u4rvmvcf1fhg4gi9o79 Sokajy:Loka Grammy amerikanina 14 301730 1149665 2026-08-26T05:27:29Z ~2026-43677-38 40632 Pejy noforonina tamin'ny « [[Sokajy:Loka Grammy]] [[Sokajy:Mpanao amerikanina]] » 1149665 wikitext text/x-wiki [[Sokajy:Loka Grammy]] [[Sokajy:Mpanao amerikanina]] 6tamgdmo1wx9vag59ucjq6effhoy996 Maridrefin' i Scoville 0 301731 1149667 2026-08-26T07:55:36Z Thelezifor 15140 Maridrefy ampiasaina handrefesana ny hafanan' ny sakay 1149667 wikitext text/x-wiki [[Sary:BhutJolokia09 Asit (cropped).jpg|vignette|365x365px|Ovan-karazana avy amin' ny safiotry ny ''[[Capsicum chinense]]'' sy ny ''[[Capsicum frutescens]]'' izay anisan' ny faran' izay mafana. (nahazo isa 1 000 000 ao amin' ny maridrefin' i Scoville)]] Ny '''maridrefy Scoville''' na '''maridrefin' i Scoville''' dia maridrefy ampiasaina handrefesana ny "hafanana" na "hasiahana" anan' ny sakay sy ny dipoavatra ary ny akora simika manana tsiro sahala amin' ny an' ny sakay. Noforonin' ny [[Farmakôlôjia|farmakôlôga]] Wilbur Scoville izany tamin' ny taona 1912, nandritra ny fotoana niasany tao amin' ny orinasa Parke-Davis any [[Detroit]] ([[Etazonia]]). Ampiasaina handrefesana ny hamafin' ny tsiron' ny karazana sakay hafa sy ireo akora simika miteraka fahatsapana mitovy amin' ny an' ny sakay koa io mari-drefy io. Ny [[kapsaisinina]] dia anisan' ny môlekiola maro mahatonga izany fahatsapana hafanana na fahamaizana ateraky ny sakay izany. == Famaritana == Mba hametrahana ny fanasokajiana dia nanomana ranon-javatra avy amin' ny [[Sakay (fanao sakafo)|sakay]] i Wilbur Scoville: nototoina ny sakay ary nampifangaroina amin' ny rano misy [[siramamy]]. Olona dimy matetika no nanandrana io fangaro io; nampitomboina hatrany ny habetsahan' ny rano atampoka (mba hanalefahana ny siaky ny sakay) raha mbola tsapa ny fahamaizana. Rehefa tsy tsapa intsony ilay fahamaizana dia io tahan' ny fanampohana io no nampiasaina handrefesana ny haavon' ny hafanana na ny hasiaky ny sakay. Ohatra, nahazo isa aotra ny sakay malefaka tsy misy kapsaisinina; midika izany fa tsy nisy fahatsapana hafanana na fahamaizana mihitsy na dia tsy nampiana rano aza ilay izy. Etsy ankilany, ho an' ny sakay tena mahery vaika, ny isa 300&nbsp;000 dia midika fa tsy maintsy nafangaro tamin' ny rano (na ranoka hafa) in-300&nbsp;000 heny ilay santionany vao tsy tsapa intsony ny fisian' ny kapsaisinina ao aminy. Manana isa eo anelanelan' ny 2&nbsp;000&nbsp;000 sy 5&nbsp;300&nbsp;000 ny akora ao anatin' ny tavoahangy misy tsifotra sakay (''pepper spray'') ampiasaina hiarovan-tena (fitaovana ampiasain' ny pôlisy) eo amin' ny maridrefy Scoville. == Jereo koa == * [[Sakay (fanao sakafo)|Sakay]] * [[Dipoavatra (voany)|Dipoavatra]] * ''[[Capsicum]]'' 6szgytnzaaevj8ywi8a0x0tfvgwjva1 Farmakôlôjia 0 301732 1149668 2026-08-26T10:16:10Z Thelezifor 15140 Sampan' ny siansan' ny fitsaboana 1149668 wikitext text/x-wiki [[Sary:Raw opium.jpg|vignette|369x369px|Akora avy amin' ny ''[[Papaver somniferum]]'' izay efa nampiasaina ho fanafody hatramin' ny taona 1100 tal. JK.]] Ny '''farmakôlôjia''' dia sampan' ny [[siansan' ny fitsaboana]] sy ny [[biôlôjia]] ary ny siansa momba ny [[fanafody]] izay andinihana ny fiasa sy ny vokatry ny fanafody, izany hoe, ny [[môlekiola]] rehetra (na voatr' olombelonay, na voajanahary, na novokarin' ny vatana ihany) izay mitondra fiovana [[Biôsimia|biôsimika]] na fiziôlôjika eo amin' ny [[sela]], ny [[tambatsela]], ny [[taova]], na ny [[zavamananaina]]. Siansa momba ny fanafody izy io, ka mifantoka manokana amin' ny niandohany, ny firafiny, ny fiasany, ny fampiasana azy amin' ny fitsaboana aretina, ary ny voka-dratsy mety haterany ([[tôksikôlôjia]]). Raha ny marina kokoa dia mandinika ny fifandraisana misy eo amin' ny zavamananaina iray sy ny akora simika misy fiantraikany amin' ny fiasan' ny vatana (na ara-dalàna izany na tsia) izy io. qunaqrsjnek8oaxo5jyg0n3ow1q20em Kapsaisinina 0 301733 1149670 2026-08-26T10:38:18Z Thelezifor 15140 Akora simika ao amin' ny sakay 1149670 wikitext text/x-wiki [[Sary:BhutJolokia09 Asit.jpg|vignette|372x372px|Sakay]] Ny '''kapsaisinina''' dia akora simika ao amin' ny fianakavian' ny [[alkalôida]] ary izy no singa miasa ao amin' ny [[Sakay (fanao sakafo)|sakay]] (''[[Capsicum]]''). Mampamaivay ny [[sela]] ivelan' ny [[Temitra (biôlôjia)|temitra]] amin' ny [[biby mampinono]] izy io ka miteraka fahatsapana fahamaizana ao anaty [[vava]], fahatsapana izay azo heverina ho toetra miavaka eo amin' ny lafiny tsiro. Raha jerena amin' ny lafiny biôlôjika ity akora ity dia mampihena ny mety hisian' ny biby hihinana ny voan' ilay zavamairy sy hisorohana ny fotomboan' ny [[holatra]] (''[[Fungi]]''), ka miaro koa ny vihim-boany. Ankoatra izany dia tsy misy fiantraikany amin' ny [[vorona]] izy io (tsy toy ny amin' ny biby mampinono) ka manamora ny fiparitahan' ny vihim-boa izany. Sokajiana ho anisan' ny "metabôlita faharoa" io môlekiola io. Vokarin' ny sakay ny kapsaisinina sy ny [[amida]] maro hafa mitovitovy aminy (kapsaisinôida). Akora mivaingana sady kristaly, tsy mety levona anaty rano, ny kapsaisinina madio. ijqirbfchbh5yqdox00bnhbmxqv8s0w