Wikipedia mgwiki https://mg.wikipedia.org/wiki/Wikipedia:Fandraisana MediaWiki 1.47.0-wmf.20 first-letter Rakitra Manokana Dinika Mpikambana Dinika amin'ny mpikambana Wikipedia Dinika amin'ny Wikipedia Sary Dinika amin'ny sary MediaWiki Dinika amin'ny MediaWiki Endrika Dinika amin'ny endrika Fanoroana Dinika amin'ny fanoroana Sokajy Dinika amin'ny sokajy TimedText TimedText talk Module Discussion module Event Event talk Jamaîka 0 8497 1150971 1087689 2026-09-19T22:42:58Z InternetArchiveBot 25011 Rescuing 1 sources and tagging 0 as dead.) #IABot (v2.0.9.5 1150971 wikitext text/x-wiki {{Infobox Pays| nom_local1= Jamaica |langue1=en| nom_malgache=Jamaika| image_drapeau=Flag of Jamaica.svg | lien_drapeau=Sainan'i Jamaika | image_blason=Coat_of_arms_of_Jamaica.svg | lien_blason=Mari-piandrian'i Jamaika| image_carte=LocationJamaica.svg | devise=Out of Many One People | langues=[[fiteny anglisy]] | capitale=[[Kingston (Jamaika)|Kingston]] | coordonnées_capitale={{coord|17|59|N|76|48|W}} | lien_villes=Tanànan'i Jamaika | titre_plus_grande_ville=Tanàna ngeza indrindra | plus_grande_ville=[[Kingston (Jamaika)|Kingston]], [[Montego Bay]] | type_gouvernement=[[Fanjakana ara-antenimiera]]| titres_dirigeants=Mpanjakavavy<br />&nbsp;- [[Governoran'i Jamaika]]<br />&nbsp;- [[Praiministra]] | noms_dirigeants=[[Elisabeth II]]<br />[[Patrick Allen]]<br /> [[Andrew Holness]]| superficie_rang=158 | superficie_totale=11 425 | pourcentage_eau=1,5 | population_rang=135 | population_totale=2 804 332 | population_année=2008 | densité=245 | type_indépendance=Daty | pays_indépendance=Avy amin'ny [[Onaited-Kingdoma]] | date_indépendance=6 Aogositra 1962 | pays frontaliers=Tsy misy| gentilé=Jamaikana, Jamaikanina| monnaie=[[Dollar jamaikanina]] | code_monnaie=JMD | fuseau_horaire=-5 | hymne_national=[[Jamaica, Land We Love]] | domaine_internet=.jm | indicatif_téléphonique=1-876 | notes= | }} I '''Jamaîka''' dia firenena any [[Amerika Afovoany]], anisan' ny [[Antilia Kely|Antilia]], ao amin' ny [[Ranomasina Karaîba|Ranomasina Karaiba]], ao andrefan' i [[Haitỳ|Haity]] sy ao atsimon' i [[Kioba]]. Ny renivohiny dia i [[Kingston]]. Ankoatra ny morontsiraka atsimo, izay ahitana lemaka midadasika, dia be tendrombohitra ny nosy Jamaîka: ny tangoron-tendrombohitra lehibe indrindra, ny [[Blue Mountains]], dia mahatratra 2 256 m ambonin' ny haabon' ny ranomasina. Isan-karazany ny zavamaniry: [[sedera]], mahogany, [[palisandra]], hazo ebôny, hazo rofia zeny, [[Voaniho|voanio]], sns. Ny biby, toy ny an' ny amin' ny nosy sisa amin' ireo [[Antilia|Antilles]], dia ahitana karazana vorona maro. Ny ankamaroan' ny Jamaikana dia taranaky ny andevo mainty nentina tany amin' ilay nosy teo anelanelan' ny taonjato faha-17 sy faha-19, manampy azy ireo ny Eorôpeana sy ny Aziatika ([[Indiana]] sy [[Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina|Sinoa]]). Ny [[kristianisma]] no fivavahana be mpanaraka ao amin’ io nosy io. Ny [[fambolena]] no seha-pihariana nentim-paharazana ao, nefa ny toekaren' i Jamaika dia mifototra amin' ny fitrandrahana [[harena an-kibon' ny tany]] (izy no mpamokatra [[baoksita]] fahatelo lehibe indrindra eran-tany) sy ny [[Fizahàn-tany|fizahantany]]. == Anarana == Avy amin' ny [[fiteny araoàka]] hoe ''Xamayca'' (midika hoe "tanin-kazo sy rano") io firenena io; ny [[Araoàka (vahoaka)|Araoàka]] dia tonga tany Jamaîka tamin' ny taonjato faha-11. == Tantara == I [[Christophe Colomb]] no Eorôpeanina nahita azy voalohany tamin' ny taona 1494, ary namorona ny tanàna [[Sevilla la Nueva]] (ankehitriny atao fotsiny hoe ''Seville'', tanàna any andrefan' i [[Saint Ann's Bay]] eo amin' ny morontsiraka avaratra). I Colomb dia nampiasa ilay tanàna ho an' ny fianankaviany. Elaela taty aoriana, niala tao Sevilla la Nueva ny mpanjana-tany espaniôla, satria nolazainy fa tsy azo ipetrahana, nifindra toerana tany amin' ny faritra atsimon' i Jamaîka ny Espaniôla. Tany izy no namorona tanàna vaovao: [[Santiago de la Vega]] (ankehitriny [[Spanish Town]]). Ny teratany araoàka dia nataon' ny Espaniôla ho mpiasany sy andevony, ary voaringana haingana ny ankabeazan' ny Araoàka tao Jamaîka. Efa tsy nisy teratany intsony tao Jamaîka tamin' ny faran' ny taonjato faha-16. Ny amiraly anglisy Penn sy ny jeneraly Venables dia naka ilay nosy tamin' ny taona 1655 ary lasa zanatany britanika noho izany ny Jamaîka tamin' ny taona 1670, teo anelanelan' izany, ny ankabeazan' ny mpanjanatany espaniôla dia niala tao Jamaîka ary nakany [[Kioba]], mbola espaniôla. Ny amiraly Penn dia nanova ny anaran' i Santiago de la Vega ho Spanish Town. == Jeôgrafia == === Vohon' ny tany === Ankoatra ny morontsiraka atsimo, izay ivelaran' ny lemaka dia be tendrombohitra ny nosy Jamaika: ny tandavan-tendrombohitra lehibe indrindra, ny Blue Mountains  ("Tendrombohitra Manga"), dia mahatratra 2 256 m. === Zavamaniry sy biby === Isan-karazany ny zavamaniry: sedera, rotse (mahogany), palisandra, ebena, palmie zeny, voanio, sns. Ahitana karazam-borona maro ny any, toy ny an’ny any amin’ny faritra misy ireo nosy Antilia. === Mponina === Ny ankamaroan' ny Jamaikana dia taranaky ny andevo mainty nentina tany amin' ilay nosy teo anelanelan' ny taonjato faha-17 sy faha-19, izay nampian' ny Eorôpeana sy [[Aziatika]] (Indiana sy Sinoa). Ny [[kristianisma]] no fivavahana be mpanaraka indrindra ao amin' ilay nosy. == Toekarena == Ny fambolena no sehatr' asa nentim-paharazana any Jamaika nefa ny toekareny dia miha mifototra amin' ny fitrandrahana [[harena an-kibon' ny tany]] sy ny [[Fizahàn-tany|fizahan-tany]]. Izy no mpamokatra [[baoksita]] fahatelo lehibe indrindra eran-tany. == Jereo koa == * '''Firenena ao Amerika:''' [[Antigoa-sy-Barboda]] - [[Arjentina]] - [[Bahamasy]] - [[Barbady]] - [[Belizy]] - [[Bôlivia]] - [[Brezila]] - [[Dôminika]] - [[Ekoadôra]] - [[Etazonia]] - [[Goatemala]] - [[Goiana]] - [[Grenady]] - [[Haitỳ|Haity]] -[[Hôndorasy]] - [[Jamaîka]] - [[Kanada]] - [[Kiobà|Kioba]] - [[Kôlômbia]] - [[Kôsta Rika]] - [[Meksika]] - [[Nikaragoa]] - [[Orogoay]] - [[Panamà|Panama]] - [[Paragoay]] - [[Però]] - [[Pôrtô-Rikô|Pôrtô Rikô]] - [[Repoblika Dôminikana]] - [[Salvadôro]] - [[Santa Losia]] - [[Santa-Kity-sy-Nevisy]] - [[Santa-Vinsanta-sy-Grenadina]] - [[Silia]] - [[Sorinama]] - [[Trinite-sy-Tôbagô]] -[[Venezoela]] * '''Kôntinenta eto an-tany:''' [[Afrika]] - [[Amerika]] ([[Amerika Avaratra]] - [[Amerika Atsimo]]) - [[Azia]] - [[Eorôpa]] - [[Ôseania]] - [[Antarktika]] == Rohy ivelany == === Miteny anglisy === ; Governemanta * [http://www.jamaica.gov.jm/ Governemantan'i Jamaika] {{Wayback|url=http://www.jamaica.gov.jm/ |date=20090220161140 }} * [http://www.royal.gov.uk/output/Page4923.asp Sehatry ny mpanjakavavy Elisabeth, mpanjakan'i Jamaika] {{Wayback|url=http://www.royal.gov.uk/output/Page4923.asp |date=20070607011458 }} * [http://jis.gov.jm Official website of the Jamaica Information Service] * [http://www.cabinet.gov.jm/ The Cabinet Office of the Government of Jamaica] {{Wayback|url=http://www.cabinet.gov.jm/ |date=20110429223121 }} <!--replace the Cabinet Office link with [http://www.jamaica.gov.jm] and/or [http://www.gov.jm] when those websites are closer to completion--> * [https://www.cia.gov/library/publications/world-leaders-1/world-leaders-j/jamaica.html Chief of State and Cabinet Members] {{Wayback|url=https://www.cia.gov/library/publications/world-leaders-1/world-leaders-j/jamaica.html |date=20081210080622 }} ; Fampahalalàna hafa * {{CIA World Factbook link|jm|Jamaica}} * [http://ucblibraries.colorado.edu/govpubs/for/jamaica.htm Jamaica] {{Wayback|url=http://ucblibraries.colorado.edu/govpubs/for/jamaica.htm |date=20080607085034 }} from ''UCB Libraries GovPubs'' * {{wikiatlas|Jamaica}} * [http://en.wikivoyage.org/wiki/Jamaica Jamaica - Wikivoyage] * {{wikia|world:Jamaica|Jamaica}} * [http://www.uflib.ufl.edu/ufdc/?h=nlj&n=dloc&l=fr National Library of Jamaica] materials in the [http://www.dloc.com Digital Library of the Caribbean] * [http://www.citypictures.org/k-central-america-145-jamaica-309.htm Jamaica Photos] {{Wayback|url=http://www.citypictures.org/k-central-america-145-jamaica-309.htm |date=20100926014729 }} * [http://virtualtravel.cz/jamaica/portland/winnifred-beach/beach.html JAMAICA VIRTUAL TOUR IN HD - many locations around the island] {{Wayback|url=http://virtualtravel.cz/jamaica/portland/winnifred-beach/beach.html |date=20100122124019 }} {{vangovango}} [[Sokajy:Jamaika|*]] [[Sokajy:Firenena]] 46xlboc0uermvrun2f5u6gahjeu8fkb Serra 0 257284 1150967 1095776 2026-09-19T12:30:18Z ~2026-50172-80 41062 1150967 wikitext text/x-wiki {{coord|-20.128610|-40.307780}} {{infobox tanàna |anarana = Serra |velarantany = 547,6 |haavo = 20 |fanjakana = {{Espírito Santo}} |isam-ponina = 520 653 |firenena = {{Brazila}} |ben'ny tanàna = |sary =Igreja Nossa Senhora da Conceição - Serra Sede - ES - panoramio (3).jpg |saina = Bandeiradaserra.JPG }} [[File:EspiritoSanto Municip Serra.svg|thumb|left|Serra]] '''Serra''' dia tanàna ao amin'ny fanjakana federaly tenan'i {{Espírito Santo}} ao amin'ny [[Brazila]]. == Jeografia == Ny isam-ponina dia 520.653 mponina. ==Toe-karena== Ny kaominina no manana ny harinkarena faobe (PIB) lehibe indrindra ao Espírito Santo, mahatratra 37,27 miliara R$. Ny kaominina dia manana tombony manokana noho ny fisian'ny [[BR-101]], fidirana akaiky amin'ny seranam-piaramanidina [[Vitória]] ary koa ny Vitória Minas Railway, midika izany fa mitondra anjara biriky amin'ny fisian'ny orinasa logistika ao an-tanàna. == Jereo koa == * [[Brazila]] ** [[Espírito Santo]] == Tsiahy == <references/> {{commonscat|Serra (Espírito Santo)}} [[sokajy:Tanàna ao Espírito Santo]] l4txz9k9o5h06z7ekh7hfxh4fuuyz8p Santa Teresa 0 257325 1150964 1093592 2026-09-19T12:07:53Z ~2026-50172-80 41062 Pejy fihodinana mankany [[Santa Teresa (Espírito Santo)]] 1150964 wikitext text/x-wiki #REDIRECT [[Santa Teresa (Espírito Santo)]] {{coord|-19.935560|-40.600280}} {{infobox tanàna |anarana = Santa Teresa ( (Espírito Santo) |velarantany = 683 |faritany = [[Espírito Santo]] |isam-ponina = 22.808 |firenena = {{Brazila}} |ben'ny tanàna = |sary =Mosaico Santa Teresa.jpg |saina=Bandeira de Santa Teresa (Espírito Santo).jpg }} [[File:EspiritoSanto Municip SantaTeresa.svg|thumb|left| Santa Teresa]] '''Santa Teresa''' dia tanàna ao amin'ny Fanjakana federaly tenan'i [[Espírito Santo]] ao amin'ny [[Brazila]]. == Jeografia == Ny isam-ponina dia 22.808 mponina. Lavitra mankany an-drenivohitra ([[Vitória]]): 78 km == Jereo koa == * [[Brazila]] ** [[Espírito Santo]] == Tsiahy == <references/> agjxn8d10whg4qy13wkxww44u0y8kpj Conceição da Barra 0 257579 1150972 1093792 2026-09-20T05:45:01Z ~2026-50172-80 41062 1150972 wikitext text/x-wiki {{coord|-18.593330|-39.732220}} {{infobox tanàna |anarana = Conceição da Barra |velarantany = |fanjakana = [[Espírito Santo]] |isam-ponina = 19309 |firenena = {{Brazila}} |ben'ny tanàna = |sary =Conceição da Barra, aerial photo, Linda foto (2) - panoramio.jpg |saina=Bandeira de Conceição da Barra - ES.svg }} [[File:EspiritoSanto Municip ConceicaodaBarra.svg|thumb|left|Conceicao da Barra]] '''Conceição da Barra''' dia tanàna ao amin'ny fanjakana mizaka tenan'i [[Espírito Santo]] ao amin'ny [[Brazila]]. == Jeografia == Ny isam-ponina dia 19309 mponina tamin'ny taona 2012.<ref name='geocities'>[http://download.geonames.org/export/ Brazila] ao amin'i geonames.org, novingiana ny 18/11/2018 </ref> Lavitra mankany an-drenivohitra ([[Vitória]]): 256 km == Jereo koa == * [[Brazila]] ** [[Espírito Santo]] == Tsiahy == <references/> [[sokajy:Tanàna ao Espírito Santo]] ox5bz8tkuxrqwazc14d32amhx1vcc97 Cachoeiro de Itapemirim 0 257609 1150962 956260 2026-09-19T12:02:57Z ~2026-50172-80 41062 1150962 wikitext text/x-wiki {{coord|-20.848890|-41.112780}} {{infobox tanàna |anarana = Cachoeiro de Itapemirim |velarantany = 864,58 |haavo = 22 |fanjakana = {{Espírito Santo}} |isam-ponina = 185.786 |firenena = {{Brazila}} |ben'ny tanàna = |sary =CentroItabira.jpg |saina = Bandeira de Cachoeiro de Itapemirim.svg }} [[File:EspiritoSanto Municip CachoeirodeItapemirim.svg|thumb|left| Cachoeiro de Itapemirim]] '''Cachoeiro de Itapemirim''' dia tanàna ao amin'ny fanjakana mizaka tenan'i {{Espírito Santo}} ao amin'ny [[Brazila]]. == Jeografia == Ny isam-ponina dia 185.786 mponina tamin'ny taona 2022. Halavirana mankany amin'ny renivohitra [[Vitória]]: 138 km == Jereo koa == * [[Brazila]] ** [[Espírito Santo]] == Tsiahy == <references/> {{commonscat}} [[sokajy:Tanàna ao Espírito Santo]] 3wxyws66gizu2gyagyieyhnrv6wzhm3 Vitaminina 0 280266 1150968 1148660 2026-09-19T12:58:38Z ~2026-39119-14 40302 Namafa fehezanteny tsy mazava 1150968 wikitext text/x-wiki [[Sary:B_vitamin_supplement_tablets.jpg|thumb|372x372px|Tavoahangy misy pilina vitaminina B]] Ny '''vitaminina''' dia [[môlekiola]] ôrganika (na andia-môlekiola mifandray akaiky atao hoe vitamera) izay manan-danja ho an' ny [[zavamananaina]] amin' ny fatra kely mba hahatomombana ny fiasa metabôlika. Otrikaina tena ilaina ny vitaminina izay tsy azo foronina ao amin' ny zavamananaina amin' ny fatra ampy mba hahavelona, ka noho izany dia tsy maintsy azo amin' ny alalan' ny sakafo. Ohatra, ny [[vitamina C]] dia azon' ny karazana sasany foronina fa tsy azon' ny hafa. Ny ankamaroan' ny vitaminina dia tsy môlekiola tokana, fa vondrona môlekiola mifandray antsoina hoe vitamera. Ohatra, misy vitamera valo ny [[vitaminina E]]: tôkôferôla efatra sy tôkôtrienôla efatra. Ny teny hoe ''vitaminina'' dia tsy anondroana ny vondrona telo hafa misy otrikaina tena ilaina: ny [[mineraly]], ny [[asidra matavy]] tena ilaina ary ny [[asidra amine]] tena ilaina. == Karazana vitaminina == [[Sary:Crystals of vitamin C.jpg|vignette|Kristalin' ny vitaminina C]] Mitanisa vitaminina telo ambin' ny folo ny fikambanana ara-pahasalamana lehibe: * [[Vitaminina A]] (amin' ny endrika retinôla, retinaly, asidra retinôinina (tretinôinina) ary fôsfata-na retinila) * [[Vitaminina B]] ** [[Vitaminina B1|Vitaminina B<sub>1</sub>]] (tiaminina) ** [[Vitaminina B2|Vitaminina B<sub>2</sub>]] (ribôflavinina) ** [[Vitaminina B3|Vitaminina B<sub>3</sub>]] (niasinina) ** [[Vitaminina B5|Vitaminina B<sub>5</sub>]] (asidra pantôtenika) ** [[Vitaminina B6|Vitaminina B<sub>6</sub>]] (piridôksinina) ** [[Vitaminina B7|Vitaminina B<sub>7</sub>]] (biôtinina) ** [[Vitaminina B9|Vitaminina B<sub>9</sub>]] (asidra fôlika sy fôlata) ** [[Vitaminina B12|Vitaminina B<sub>12</sub>]] (kôbalaminina) * [[Vitaminina C]] (asidra askôrbika sy askôrbata) * [[Vitaminina D]] (kalsiferôla) ** [[Vitaminina D2]] (ergôkalsiferôla) ** [[Vitaminina D3]] (kôlekalsiferôla) * [[Vitaminina E]] (tôkôferôla sy tôkôtrienôla) * [[Vitaminina K]] (filôkinôna sy menainôna ary menadiôna) ** [[Vitaminina K1]] (filôkinôna) ** [[Vitaminina K2]] (menakinôna) ** [[Vitaminina K3]] (menadiôna) == Asan' ny vitaminina == Manana asa biôsimika isan-karazany ny vitaminina. Ny vitaminina A dia miasa ho mpandrindra ny fitomboan' ny [[sela]] sy ny [[Tambatsela|tamba-tsela]] ary ny fizarazarana. Ny vitaminina D dia miantoka asa toy ny an' ny hôrmônina, mandrindra ny metabôlisma mineraly ho an' ny [[taolana]] sy ny [[taova]] hafa. Miasa toy ny kôanzima na mpialoha lalana azy ireo ny vitaminina B. Miasa toy ny antiôksidanta ny vitaminina C sy E. Mety hiteraka aretina ny tsy fahampiana sy ny fihinanana vitaminina be loatra, na dia tsy dia misy an' izany loatra aza ny fihinanana vitaminina be loatra levona amin' ny rano. Hita teo anelanelan' ny taona 1913 sy 1948 ny vitaminina rehetra. Raha ny tantara no jerena dia aretina tsy fahampiana vitaminina no vokany rehefa tsy ampy ny vitaminina avy amin' ny sakafo. Avy eo, nanomboka tamin' ny taona 1935 dia nisy katrana vitaminina B azo avy amin' ny [[leviora]] (na [[kavingy]]) sy vitaminina C namboarina izay namidy teny amin' ny tsena. Izany dia narahin' ny famokarana sy fivarotana faobe ny vitaminina fanampin-tsakafo tamin' ny taompolo 1950 mba hisorohana ny tsy fahampian' ny vitaminina eo amin' ny mponina amin' ny ankapobeny. Nanome baiko ny fampidirana vitaminina sasany amin' ny sakafo fototra toy ny [[koba]] na [[ronono]], antsoina hoe fanamafisana sakafo, ny governemanta maro, mba hisorohana ny tsy fahampiana vitaminina. Nampihena ny mety hisian' ny tsy fahatomombanan' ny fantsom-pitatitra ao amin' ny zazamena ny hafatrafatra ny amin' ny famenoana asidra fôlika mandritra ny fitondrana vohoka. == Jereo koa == * [[Gliosida]] * [[Lipida]] * [[Prôteinina]] * [[Tsy fanjarian-tsakafo]] * [[Otrikaina]] junr3t4q9fzopbfk1k710llmuwns4hm Wikipedia:Vaovao Wikimedia/2026 4 297414 1150969 1150945 2026-09-19T19:00:05Z Bot-Jagwar 2168 +Vaovao androany 19 Septambra 2026 1150969 wikitext text/x-wiki ; 19 Septambra 2026 * Ny isan'ny pejim-botoatiny ao amin'i [[:w:rw:|rw.wikipedia]] dia mihoatra ny {{formatnum:10000}}. ; 18 Septambra 2026 * Ny isan'ny pejy rehetra ao amin'i [[:w:nah:|nah.wikipedia]] dia tafidina ho latsaka ny {{formatnum:9000}}. ; 17 Septambra 2026 * Ny isan'ny pejim-botoatiny ao amin'i [[:w:chy:|chy.wikipedia]] dia mihoatra ny {{formatnum:1000}}. * Ny isan'ny mpikambana ao amin'i [[:w:isv:|isv.wikipedia]] dia mihoatra ny {{formatnum:1000}}. ; 16 Septambra 2026 * Ny isan'ny pejy rehetra ao amin'i [[:w:nah:|nah.wikipedia]] dia mihoatra ny {{formatnum:10000}}. ; 15 Septambra 2026 * Ny isan'ny pejim-botoatiny ao amin'i [[:wikt:ar:|ar.wiktionary]] dia mihoatra ny {{formatnum:100000}}. ; 14 Septambra 2026 * Ny isan'ny fiovana ao amin'i [[:w:ppl:|ppl.wikipedia]] dia mihoatra ny {{formatnum:10000}}. ; 12 Septambra 2026 * Ny isan'ny mpikambana ao amin'i [[:w:koi:|koi.wikipedia]] dia mihoatra ny {{formatnum:10000}}. ; 7 Septambra 2026 * Ny isan'ny fiovana ao amin'i [[:w:av:|av.wikipedia]] dia mihoatra ny {{formatnum:100000}}. ; 1 Septambra 2026 * Ny isan'ny pejy rehetra ao amin'i [[:w:nah:|nah.wikipedia]] dia tafidina ho latsaka ny {{formatnum:9000}}. ; 10 Martsa 2026 * Ny isan'ny pejy rehetra ao amin'i [[:w:su:|su.wikipedia]] dia mihoatra ny {{formatnum:100000}}. ; 21 Febroary 2026 * Ny isan'ny pejim-botoatiny ao amin'i [[:wikt:tr:|tr.wiktionary]] dia mihoatra ny {{formatnum:1000000}}. ; 8 Febroary 2026 * Ny isan'ny fiovana ao amin'i [[:w:my:|my.wikipedia]] dia mihoatra ny {{formatnum:1000000}}. ; 17 Janoary 2026 * Ny isan'ny mpikambana ao amin'i [[:w:sv:|sv.wikipedia]] dia mihoatra ny {{formatnum:1000000}}. ; 10 Janoary 2026 * Ny isan'ny pejy rehetra ao amin'i [[:w:vi:|vi.wikipedia]] dia tafidina ho latsaka ny {{formatnum:9000000}}. ; 7 Janoary 2026 * Ny isan'ny fiovana ao amin'i [[:w:new:|new.wikipedia]] dia mihoatra ny {{formatnum:1000000}}. ppcvd749dzz6i9eme261n1kd00ym1s3 Santa Teresa (Espírito Santo) 0 302073 1150963 2026-09-19T12:07:42Z ~2026-50172-80 41062 Pejy noforonina tamin'ny « {{coord|-19.935560|-40.600280}} {{infobox tanàna |anarana = Santa Teresa (Espírito Santo) |velarantany = 683 |fanjakana = {{Espírito Santo}} |isam-ponina = 23.872 |firenena = {{Brazila}} |ben'ny tanàna = |sary =Mosaico Santa Teresa.jpg |saina=Bandeira de Santa Teresa (Espírito Santo).jpg }} [[File:EspiritoSanto Municip SantaTeresa.svg|thumb|left| Santa Teresa]] '''Santa Teresa''' dia tanàna ao amin'ny Fanjakana federaly tenan... » 1150963 wikitext text/x-wiki {{coord|-19.935560|-40.600280}} {{infobox tanàna |anarana = Santa Teresa (Espírito Santo) |velarantany = 683 |fanjakana = {{Espírito Santo}} |isam-ponina = 23.872 |firenena = {{Brazila}} |ben'ny tanàna = |sary =Mosaico Santa Teresa.jpg |saina=Bandeira de Santa Teresa (Espírito Santo).jpg }} [[File:EspiritoSanto Municip SantaTeresa.svg|thumb|left| Santa Teresa]] '''Santa Teresa''' dia tanàna ao amin'ny Fanjakana federaly tenan'i [[Espírito Santo]] ao amin'ny [[Brazila]]. == Jeografia == Ny isam-ponina dia 23.872 mponina. Lavitra mankany an-drenivohitra ([[Vitória]]): 78 km == Toerana == Maro ireo tanimboaloboka any Santa Teresa. == Jereo koa == * [[Brazila]] ** [[Espírito Santo]] == Tsiahy == <references/> [[pt:Santa Teresa (Espírito Santo)]] [[sokajy:Tanàna ao Espírito Santo]] ggqx377u61yyhw2es0gwm7psn0jpi8g 1150965 1150963 2026-09-19T12:09:03Z ~2026-50172-80 41062 haavo 1150965 wikitext text/x-wiki {{coord|-19.935560|-40.600280}} {{infobox tanàna |anarana = Santa Teresa (Espírito Santo) |velarantany = 683 |fanjakana = {{Espírito Santo}} |isam-ponina = 23.872 | haavo = 655 |firenena = {{Brazila}} |ben'ny tanàna = |sary =Mosaico Santa Teresa.jpg |saina=Bandeira de Santa Teresa (Espírito Santo).jpg }} [[File:EspiritoSanto Municip SantaTeresa.svg|thumb|left| Santa Teresa]] '''Santa Teresa''' dia tanàna ao amin'ny Fanjakana federaly tenan'i [[Espírito Santo]] ao amin'ny [[Brazila]]. == Jeografia == Ny isam-ponina dia 23.872 mponina. Lavitra mankany an-drenivohitra ([[Vitória]]): 78 km == Toerana == Maro ireo tanimboaloboka any Santa Teresa. == Jereo koa == * [[Brazila]] ** [[Espírito Santo]] == Tsiahy == <references/> [[pt:Santa Teresa (Espírito Santo)]] [[sokajy:Tanàna ao Espírito Santo]] 4l9jiyrorxnfe5prds38t0ctq4dng0g 1150966 1150965 2026-09-19T12:10:37Z ~2026-50172-80 41062 1150966 wikitext text/x-wiki {{coord|-19.935560|-40.600280}} {{infobox tanàna |anarana = Santa Teresa (Espírito Santo) |velarantany = 683 |fanjakana = {{Espírito Santo}} |isam-ponina = 23.872 | haavo = 655 |firenena = {{Brazila}} |ben'ny tanàna = |sary =Mosaico Santa Teresa.jpg |saina=Bandeira de Santa Teresa (Espírito Santo).jpg }} [[File:EspiritoSanto Municip SantaTeresa.svg|thumb|left| Santa Teresa]] '''Santa Teresa''' dia tanàna ao amin'ny Fanjakana federaly tenan'i [[Espírito Santo]] ao amin'ny [[Brazila]]. == Jeografia == Ny isam-ponina dia 23.872 mponina. Lavitra mankany an-drenivohitra ([[Vitória]]): 78 km == Toerana == Maro ireo tanimboaloboka any Santa Teresa<ref>(pt) [https://prowinesaopaulo.com/noticias/vinhos-do-espirito-santo-novas-safras-e-tendencias-chamam-atencao/ Vinhos do Espírito Santo]</ref> == Jereo koa == * [[Brazila]] ** [[Espírito Santo]] == Tsiahy == <references/> [[pt:Santa Teresa (Espírito Santo)]] [[sokajy:Tanàna ao Espírito Santo]] l4s484irjj4xc9k0g0sfh3o7at1ojzj Toby Fampiraisana Ambohitsara 0 302074 1150970 2026-09-19T21:38:28Z TobyAmbohitsara 41086 nanampy antsipiriany Toby Ambohitsara 1150970 wikitext text/x-wiki '''TOBY FAMPIRAISANA AMBOHITSARA- MIRAY AMIN'NY TOBY LEHIBE SOATANANA''' Toby Fampiraisana Ambohitsara dia Toby Fifohazana ao amin'ny Fiangonana Loterana Malagasy (FLM) miray amin'ny Tobilehibe Soatanana. Ao amin'ny Sinodam-paritany Toamasina (SPTm), Fileovana Soanierana-Ivongo, Fitandremana Antanandava, Fiangonana Ambohitsara ny Toby. Talohan'ny nisian'ny Toby dia efa nisy vondrom-bavaka notarihan'ny Pastora maromaro. Anisan'ny nitarika izany vondrom-bavaka izany i Pastora Toto Jean Chrisostome. Izy ihany koa no anisany Pastora nametraka an'i Dada Lesabotsy Jean Claude ho Ray aman-dRenin'ny Toby, izay nitaiza ny Toby nandritra ny 30 taona (1996-2026). Nankalazaina ny 7 ka hatramin'ny 10 Aogositra 2026 ny Jobily faha-30 taona. Zoma maraina 7 Aogositra 2026 no maty i Dada Lesabotsy teo am-panokafana ny Jobily, nahalavo ny Andrarezina 30 taona nitaizana ny Toby ihany koa. I Pastora Toto Jean Chrisostome no nanao ny fotoam-pivavahana fanaovam-beloma farany. Somary sarotra ny fananganana azy tamin'ny voalohany ary nanao ny sarotra tokoa. Maro ny nanenjika ,maro ny nanaratsy ary koa ny naneso satria mbola tanaty fanompoantsampy tanteraka ny olona tamin'izany. Tsy nahasakana ny asan'Andriamanitra tsy handroso nefa izany. Maro ny narary nahazo fanasitranana rehefa tonga tao. Maro koa ireo niova fo ka nanaraka ny sitrapon'Andriamanitra. Ary amin'zao dia feno '''30 taona''' ny Toby Fampiraisana Ambohitsara. Ary mbola ao anatin'ny fananganana ny tsangambaton'ny Jobily fa 30 Tao izy ireo izao. Na dia nodimandrh aza i '''Dada Lesabotsy Jean Claude''' izay nitondra sy nitaiza an'io Toby io dia tsy mijanona hatreo ny Toby fa hihandroso hatrany satria asan'Andriamanitra dia tsy miankina amin 'my olona iray,fa miankina amin'ny finona sy fahatsapan-tenan'ny tsirairay. ''Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra.Amena!'' == Toerana == Ny adiresin'ny Toby ao amin'ny Google Maps dia 6JVF+GWV, Vohijiny, Madagasikara. Misokatra 24 ora isan'andro. thzcwk9vffb1z5eznmefcdguuajhbay